DUS & Vibe Vision Society - Vavaka hoan'ny Filoha (Clip Officiel)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 окт 2024
  • DUS & Vibe Vision Society - Vavaka hoan'ny Filoha (Clip Offficiel)
    ARTISTES :
    Alson
    Meizah
    Arione Joy
    THT
    Jess Flavy One
    Malm
    Kougar
    Adr
    Kimjah
    Nalih
    Rootsikalo
    Skaiz
    Beatmaker: Babs
    DUS & Vibe Vision Society - Vavaka hoan'ny Filoha (Clip Offficiel)
    • DUS & Vibe Vision Soci...
  • РазвлеченияРазвлечения

Комментарии • 11

  • @randl2939
    @randl2939 3 года назад +6

    Mba norme ary v reto zoky reto @ zao fitondran filoha mapme be zao , sa jamba tanteraka :) faha 3 @ firenena mahantra anie isika zoky be isany

    • @benarfat911
      @benarfat911 3 года назад +1

      ka zai matonga reo mivavaka ho an'ny filoha, mba ahay itondra izy ireo tsy ho very

  • @coolkely3199
    @coolkely3199 3 года назад

    bonjour daholo e, azafady fa tena milay be ilay io vehivavy mitazona ilay soratra mifankatiava, tsara be ihany ny sipa malagasy, waouu taraiky be aho, manja aaaaaaaa, mahereza daholo e, ho tahin'andriamnitra daholo isika mianakafy

  • @bemiaryjudicael6383
    @bemiaryjudicael6383 3 года назад

    Tena tsara , tena mahafinaritra no mahasoa ny firenena koa ny vavaka hoan'i filoha.

  • @livaravelotahiana6726
    @livaravelotahiana6726 3 года назад +1

    héhé ireto ry zalahy sady tsy nahazo poste tao aminy ministeran'ny kolotsaina no tsy lasa député kkkkk

  • @lionel8666
    @lionel8666 3 года назад

    tsis kil mintsy zan hira zan

  • @lucarafidison5559
    @lucarafidison5559 3 года назад

    Mankasitraka hatrany❤👏🎉

  • @francinerasendranirindra3178
    @francinerasendranirindra3178 3 года назад

    Misaotra ananreo ❤️❤️

  • @fidiarisoathierry455
    @fidiarisoathierry455 3 года назад

    fotonan fanomezantana tanan zao.za mahita fa mendrika izy.merci président.eto zay vahoaka.

  • @rerehenrisolofonirina7738
    @rerehenrisolofonirina7738 3 года назад

    Milay eh

  • @joharyfredericrakotozafy2047
    @joharyfredericrakotozafy2047 3 года назад

    Tonga lafatra