Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Fitia madio s'y marina, Tsy manao otri-po. Jeso no Mpiaro. Manololatra n'y Ainy ho fanavotana. Ka Tsy ho Kivy fo . :-)
J'adore be mihitsy ity hira ity sady mampahery ana mihitsy @ lafiny aram-pitiavana.Tsy mba kivy fo fa manana Mpiarooooo!!!😍😍😍😍Tsapako eny tsapako.Mankasitrkaa indrimdra tompoko Ho tahian'ny Tomponatrany ianareo @zay rehetra ataonareo
Voninahitra ho an'Andriamanitra Fitiavana.❤❤❤
Fitia nomen'Ilay Nanao n'y maraina s'y n'y Alina. :-)
Hitako ihany ity !!!!! Tiako be!!
Tena tiko be io hira io efa tany @ taona 2000 tany mihitsy.Misaotra ny nanao publication.Ho tahian'Andriamanitra
ity hiran se ity hiany koa dia tena hoe filamatra ho ahy mihitsy ary nihiraiko tamin ny mariazinay tamin izany fotoana zany , tsy ho kivy tokoa fa manana an i JESOSY mpiaro ahy .
Tena tsara
Tiako be ilay hira
Tiako💓
C'est ça ou rien :)
Fitia madio s'y marina, Tsy manao otri-po. Jeso no Mpiaro. Manololatra n'y Ainy ho fanavotana. Ka Tsy ho Kivy fo . :-)
J'adore be mihitsy ity hira ity sady mampahery ana mihitsy @ lafiny aram-pitiavana.
Tsy mba kivy fo fa manana Mpiarooooo!!!😍😍😍😍
Tsapako eny tsapako.
Mankasitrkaa indrimdra tompoko
Ho tahian'ny Tomponatrany ianareo @zay rehetra ataonareo