"Ny tenin'Andriamanitra sy ny Finoana" Matio 7 : 24 - 29 , Toriteny Alahady 09 Febroary 2020

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 9 фев 2025
  • FJKM Katedraly Analakely

Комментарии •

  • @dd4605
    @dd4605 5 лет назад +2

    Mankasitraka tompoko ô 🙏😘👍👏👏👏

  • @modestineramamiarivony6526
    @modestineramamiarivony6526 5 лет назад +1

    MBA mangataka tompoko ,MBA atao format FB ,fa you tube mavesatra de mila connexion ne VO mahasokatrq ,misaotra tompoko

    • @fjkmkatedralyanalakely4345
      @fjkmkatedralyanalakely4345  5 лет назад +2

      Miarahaba tompoko, efa mande amin'ny Facebook daolo ireo toriteny sy fampianarana rehetra mande eto amin'ny RUclips

  • @holyrakoto6143
    @holyrakoto6143 5 лет назад

    misaotra betsaka amin ny fizaranq fa tena mampandin tena foana
    fa mba mangataka ny fampianarana resaka batisa ny zaza sy ny batisa rano be

    • @fjkmkatedralyanalakely4345
      @fjkmkatedralyanalakely4345  5 лет назад +1

      Efa ao anatin'ny fampianarana BATISA nande teto amin'ny RUclips ny momba ireo fanontaniana ireo

    • @holyrakoto6143
      @holyrakoto6143 5 лет назад +1

      @@fjkmkatedralyanalakely4345 ie misaotra fa efa nandalo teo ambany masoko ary efa narahiko tena nazava tsara