TRATRA AMBODIOMBY NY MPOMBA NY FITONDRANA MPAMPIADY NY MPANOHITRA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 19 дек 2024

Комментарии • 21

  • @lovarajohnson133
    @lovarajohnson133 14 часов назад +1

    C'est incroyable, valian-dry zareo hatramin'ny farany ny communication n'i Lalatiana. Pourquoi? Satria Roatelo dia pro Andry Rajoelina.

  • @perlinesarely936
    @perlinesarely936 23 часа назад +4

    Ireto mpanohitra Ireto tsy mba mahay mirahina noho ny fitiavantena.tsy mahay mifandefitra,nefa fahavalo iray no ihadiana

  • @salohyrazakanome9570
    @salohyrazakanome9570 10 часов назад +1

    Manodikodina resaka.Ahoana ilay ordonances marobe,fividianana olona sns ...
    Tsy misy hidiran'i Tahina mihitsy ny vaton,'i Tojo.Aza manao vahoaka ho badraoba .

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 20 часов назад +2

    hihihi esssyyyyyy ah woeh ry Henriette e ...milaza tena enao io...mameno paosy. Matoa manana harena tsy lany laniana tampoka nefa taloha tsy nanana an'izany

  • @31raso
    @31raso День назад +4

    De tsy menatra ilay rangaha bevohoka ity manao diversion eto,efa kopy n'y olona e!!! Assumer-o. n'y ordonnances collectIves illegales de vitæ n'y resak'''

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 День назад +2

    Raha mbola ekena ny toe- javatra hita fa tsy misy fahamarinana toy izao , dia hijanona fahantrana mandrakizay i Madagaskar ! Efa Phänomene no mamoaka tsikelikely ireo lainga sy fitapitaka avoakan'ny vava sy fihetsika ireo !
    Masina i Madagaskar !

  • @user-vo2gk7jz4v
    @user-vo2gk7jz4v 9 часов назад +1

    Resabe mandany andro! La io ny anareo fa ny gasy akory tsy paiso matahora a an'andriamanitra fa aiza mieritreritra fa tsy misy ny valiny io lainga be anareo io misaotra foana ny gasymbola mitolona fa nininona Tojo noho tokony lany fa aiza miteniteny miteniteny foana

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 18 часов назад +2

    Nahazo milliard i Tahina

  • @4devmada355
    @4devmada355 18 часов назад +1

    MANDAINGA MANDAINGA MAMORONDAINGA PR FOANA LE BE KIBOTAY TY. INONA NO HIDIRAN ZAY TAHINA AMIN IZAY TIM SY NY FOZA ? MBA MISIA SAINA FA AZA DIA NY HAVENDRANAPORY NO ASEHO VAHOAKA AMIN NY LAINGA SY FAMORONA NDAINGA.
    MASOSOPR MISY RETO FOZA RETO

  • @nalijaonatiana6071
    @nalijaonatiana6071 13 часов назад

    De manin kay mo zany le tahina raha tsy nilatsaka na nilatsaka de mba tsy nanakiana TIM n'inin niseho fa de sady nilatsaka satria tia tena no mbola nanaratsy tim satria tia tena de vakina fotsiny. Aiza ko ny hoe au moment fifdianana ve ianao no manao ampamoaka ny TIM. Izahay izao ko mba misy zavatra nahakamo anay ny nataon' tim fa noho ny hoe hiady amin'ity fitondrana mpampijaly ity de ampandeferina ny hambompo. Ary ny Tim tsy mba namaly anareo mihitsy, de zao ny vokany. Mazava be ny mission nao ary hitanao fa tsy mahazaka n'inin ianao

  • @AlanFrancky
    @AlanFrancky День назад +2

    Malala menatra fa halabato no nnataonareo rybe kibo ratsy ty mampiady olo

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo 18 часов назад +1

    Ary mamasosy mpisolelaka amin ny lafiny rehetra moa mba aizaizao rehefa nalohan i rainlainga raindedaka fa mamofom-poza be kkkkk😅😅

  • @DadoRajaonaManoel
    @DadoRajaonaManoel 18 часов назад

    Ay ve zegny ny paik'ady nataonareo mb mijoroa ho am fahamarinana rangaha fa misy farany ny zavatra jiaby e

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 День назад +1

    Ny tena but ny ireo foza reo de ny hampisaraka ny mpanohitra, nefa tsy tonga saina ko reto Rafetison sns miteny ratsy amin'i Tim.

    • @nalijaonatiana6071
      @nalijaonatiana6071 13 часов назад +2

      logique be ange izy raha manao an'zany fa nareo manaiky holalaoviny no mampihomehy. De manin kay mo zany le tahina raha tsy nilatsaka na nilatsaka de mba tsy nanakiana TIM n'inin niseho fa de sady nilatsaka satria tia tena no mbola nanaratsy tim satria tia tena de vakina fotsiny

    • @rina7290
      @rina7290 11 часов назад

      Tsy mahalala menatra ity Lalatiana ity.afa-baraka i Faratsiho nipohiranao.maharikoriko fa faikam-bavy.manalabaraka n'y vehivavy malagasy.

  • @EtienneRandriamanana
    @EtienneRandriamanana 16 часов назад

    itony koa ranga de manao lehibe nakoho mitarika mihina t

  • @salohyrazakanome9570
    @salohyrazakanome9570 10 часов назад

    Ireny ve no atao hoe "Message de solidarité " ampitaina @vahoaka.Ahoana ireny vidéo efa miparitaka be eran'i Mcar ireny, halabato be vata.Ataovy ny Confrontation