Tantara malagasy 104 FM AFOM-PITIAVANA

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • Radio Ambassadeur 104 FM

Комментарии • 39

  • @apop3771
    @apop3771 Год назад

    Misaotra betsaka nizara

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 года назад +1

    Mahafinaritra mihintsy ny feonareo 3 Merci bokou milay nareo

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 4 года назад

    Mankasitraka oo

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 года назад +1

    Tsara ny tantara👍🏾 misaotra ny mpilalao sy ny mpanortra...Ankafiziko hatrany tena afo ny fitia.
    Mahafinaritra ny feony mpilalao fa bravo ê

  • @maminiainathrimoson1162
    @maminiainathrimoson1162 4 года назад

    Tsara ilay tantara, na ilay feo hita hoe tsy namboarina fa feo miresaka tsara sahala amin ny olona miresaka andavanandro ihany. Tsy mitovy amin' ny tantara hafa amboarina be ny feo

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 года назад +1

    Tena miaiky anareo zaho raha ahay tantara Tompoko ❤❤❤

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 года назад

    Afom Pitiavana anie ka tsy maty vonoina mamono mandevona tsy moramora .

  • @روسيروسيا-د9س
    @روسيروسيا-د9س 4 года назад

    Tena efa Zavatr nienako mihitsy zany taizan-drenikely zany ,ary tena tagnatiny fienagna mangidy zany miaraka mipetrak @renikely zany😢😢😢. Nefa de misaotra nizara

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 года назад

    Mankasitraky indrindra Tompoko fa voiheno. Tsy mitsahatra ny misaotra anao Tah Rinah fa tena miheno tantara vaovao fona avy aminao

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 года назад

    Latsaka ranomasoko mafy fitiavana tena mahery 💔💔💔💔💖💖💖💖

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 4 года назад

    Tena tsara be ilay tantara, sady tena tiako ny mpilalao, mankasitraka

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 года назад

    Hoela velogna anie Radio 104 FM sy piaramiasa ao aminy

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 года назад

    Mba asio tantara vao2 ao ee

  • @sylvierazafindranoro2553
    @sylvierazafindranoro2553 4 года назад

    Tsara be le musique farany

  • @ماريماري-ت2ض
    @ماريماري-ت2ض 4 года назад

    Merci boucoup eh

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 года назад

    Hihihi 👍misy écho b ilay tantara

  • @meryfitiavana70
    @meryfitiavana70 4 года назад

    😃 Tsoko nampalahelo nef nod nampimehy.
    Mankasitrak nareo eh!

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 года назад

    Misaotra betsaka nizara tompoko , tena mahotsa n'y tantara nefa lala mpiainana izany , misaotra betsaka tompoko

  • @richardrasanjimanana1591
    @richardrasanjimanana1591 4 года назад

    Fangaha raha tsy miterak ntsony izy dia hialanialahy

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 4 года назад

    Makasitraka tena tsara be le tatara!!

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 4 года назад

    Tiko bé dol ny tantara ataonareo mankasitraka tompoko

  • @richardrasanjimanana1591
    @richardrasanjimanana1591 4 года назад

    Afompitiavana marina

  • @xuli7493
    @xuli7493 4 года назад

    mankasitraka nizara

  • @famohorh17
    @famohorh17 4 года назад

    Tsy tiako kosa ra otrzany ny lehilahy .nampalahelo ndray le onja diso fanantenana

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 4 года назад

    Ndriiiiii mampalahelo be ny lehilahy mo zany de rahf sendra ny vevavy tsara de maita atao fona Tena mampalahelo mankasitraka tompoko

  • @richardrasanjimanana1591
    @richardrasanjimanana1591 4 года назад

    Bandy tia tena ialahy , raha zah no anadinio de novonoiko ialahy

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 4 года назад

    Ndriiii,mahafinaritra ery nihaino azy

  • @oldara9836
    @oldara9836 4 года назад

    Misaotra betsaka nizara ee

  • @tsimilatamby4
    @tsimilatamby4 4 года назад

    Tena zay le fitiavana , mankasitraka indridra latsaka ranomasoko

  • @dinaandriamahenintsoa4612
    @dinaandriamahenintsoa4612 4 года назад

    Tia tena loatra ilay bandy a

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 года назад

    Hi3. Tapaka rery tsinaiko @ 31 andro.

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 года назад

    Mankasitraka ô tsara b!

  • @esthererandriamamonjy900
    @esthererandriamamonjy900 4 года назад

    Mankasitraka tompoko

  • @rayssanoella3414
    @rayssanoella3414 4 года назад

    Misaotra nizara 😍😍

  • @richardrasanjimanana1591
    @richardrasanjimanana1591 4 года назад

    Bandy malemy ialahy

  • @farafiniavanaandriamizaka10
    @farafiniavanaandriamizaka10 4 года назад

    Misaotra e. Tsara be le tantara. Fa le mpilalao mbola mila ezaka mafy2. Ötran ny oe mamaky teny be fotsiny fa tsisy emotion mintsy le izy. Mila formation mafimafy kely e.

  • @richardrasanjimanana1591
    @richardrasanjimanana1591 4 года назад

    Bandy fopla ialahy

  • @herisitrakaratsimbazafy6337
    @herisitrakaratsimbazafy6337 4 года назад

    MANKASITRAKA Tompoko tena tsara