Amboa kely tiana - 104 FM

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • Tantara malagasy

Комментарии • 17

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 Месяц назад +2

    Tena mahay mintsy ry zareo 104fm 👌

  • @kenysyfleuri3645
    @kenysyfleuri3645 Месяц назад +2

    Misaotra nizara e ❤

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 Месяц назад +2

    Mankasitraka indrindra Tompoko o 🎉❤🎉❤

  • @herisoarakotoson5315
    @herisoarakotoson5315 Месяц назад

    Merci rangah fa tena mapirevy a
    Kkkkkkk

  • @rovasoa
    @rovasoa Месяц назад +1

    Misaotra betsaka nizara oo,elaela indray vao mba nisy tantara🥰🇲🇬🙋‍♀️

    • @nomena-rinah7882
      @nomena-rinah7882  Месяц назад

      Somary sahirana amin'ny asa dia izay no tsy nahafahana nizara

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr Месяц назад +2

    😂😂😂😂😂maty ahy tsy mifidy tarehy hono ny havendranana mb pampianatra hiany loza 😂😂😂😂misaotra nizara ❤

  • @nirina562
    @nirina562 Месяц назад

    Tsara ilay tantara fa mbola tsy tena matihanina ny mpilalao.. Mamaky teny be mihitsy..

  • @mariellaferinande4485
    @mariellaferinande4485 Месяц назад

    Mankasitraka ô❤😂🤣🤣🤣🤣🤣🤣

  • @mariejeannine6275
    @mariejeannine6275 Месяц назад

    Misaotra betsaka nizar oooh 😂🥰🥰🥰🥰

  • @nirinaperruchoud5382
    @nirinaperruchoud5382 Месяц назад

    Mankasitraka fona e 👏

  • @JeannetteRamamonjisoa
    @JeannetteRamamonjisoa Месяц назад

    MBA MPAMPIANATRA IANY !!
    TENA MAHAMENATRA NA MPIANATRA AZA V TS HO DONDRONA TOY NY MPAMPIANATRA IANY!!
    TENA VENDRANA!

  • @herinjakarakotomamonjy1001
    @herinjakarakotomamonjy1001 Месяц назад +1

    Manaja, tena mahay ranga ilay panao anlay tantara a, marne, tena efa trop hahahahahha latsaka mitsy a, makasitraka rangah a, toraka voninkazo

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 Месяц назад +1

    😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 Месяц назад +1

    Taitaibaombina i Emile