VALIN’NY FANGATAHANA DÉBAT IZAY NATAON’ i RIJASOA MANANA ...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 24 янв 2025

Комментарии • 76

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 3 месяца назад +13

    Miala tsiny @ rehetra , na dia niveaux- ko T 1 aza , dia mahatsapa fa misy tsy fahasalaman - tsaina ity Mme. ity ! Misavoamboana ny resaka jiaby nolazainy rehetra ! Marina na dia nianatra izy , fa maro kosa ny olona tsy nianatra nefa manan- tsaina mahalala ny zavatra tokony ho tenenina sy tsy tsara ho tenenina ! Na dia avy Avaratra izy , fa zah koa boaka Avaratra , koa tsy misy hidiran'olo jiaby avy Avaratra ny fiainany sy fisainany samirery ! Mandreraka ny olona tsy salama saina toy ity Mme .ity !
    Bonne chance atsika jiaby , koa ambelao agny ny olo koa efa very jery !

    • @raholimananatiana6265
      @raholimananatiana6265 3 месяца назад +2

      Bien dit

    • @agnesrato1231
      @agnesrato1231 2 месяца назад

      Sady madama igny tsy mahajaka comentaire nolo na commentaire tsisidikany ataonolo de miakatrakatra izy , tiany zany oe : izy irery no mahay sy mahalala fa olo aby bado , igny ijy nidelira be mivaona @ resaka afaka andihizanao eee
      Tavaratra .

  • @clarelrynojack4888
    @clarelrynojack4888 Месяц назад +1

    Intelligent pory inona moa elah Ty,mangina pory elah

  • @Lala-t5d5k
    @Lala-t5d5k 3 месяца назад +8

    Iva be ramatoa bonbon sosety 🍭
    Minisitra taloha ......bado ka
    Mazava raha 2 volana naongana.......tsy mahatsapa ny fahadondronany.
    Filoha dondrona nanongana minisitra dondrona
    Mpiady antsena ramatoa ity
    Mankasitraka Koto

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад +6

    N'y kolikoly bé anilay ramatoa Io no mahatonga any Madagascar toy izao

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 3 месяца назад +2

    Tsy manana " classe " kanefa reny no ministre taloha ! Délai de péremption : 2mois! Out!!!😂😂😂
    Mirefarefa be lay toe-tsainy! Manalabaraka!!!😮😮😮😮

  • @ramirezjamala4282
    @ramirezjamala4282 3 месяца назад +14

    Mitady Buzz io madama io mba hampiakatra nombre abonnés. Olona manana doctorat dia bonbons sucette no hitany ??????
    Aza manao débat @ olona mirediredy tahaka io koto !!!!
    Koto tsy manambany olona izany fa manao resaka mamoha malagasy @ toromaso.

    • @lantz-182
      @lantz-182 3 месяца назад +1

    • @ctmdrivetest789
      @ctmdrivetest789 3 месяца назад +2

      zany mintsy, te halaza

    • @AlanFrancky
      @AlanFrancky 3 месяца назад +3

      Kara olo misy tronba iny vehivavy iny

    • @lydiarabarijaona6122
      @lydiarabarijaona6122 3 месяца назад +3

      Aza mandany andro Amin olo tahak Io Mme otran olo mifoka rongony le ministre eee aza lany andro aminy

    • @kjkcocosquezip3138
      @kjkcocosquezip3138 3 месяца назад +1

      Hatreo izy Koto fa aza miala olana a
      Asehoy izay fantatrao mba ahitana ny fihetsiny
      Hamafiso @ mpanaraka fa intelligent ianao manaiky debat

  • @NathaliaClaire-c5g
    @NathaliaClaire-c5g 2 месяца назад

    MANISA, Mijery sy mihaino ary fanambanimbaniana ataonao ny Malagasy ny ataon'ireo olo bdb manaraka anao reo fa mba mailo e hantaontsaona

  • @lantz-182
    @lantz-182 3 месяца назад +3

    you're right 👌, this debate purpose leads to nothing .

  • @talatasolange8187
    @talatasolange8187 3 месяца назад +3

    Bravo Koto

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 3 месяца назад +6

    aza mandany andro @ io bonbon sosety io. mpiady an-tsena vao jerena le comportement . Miovaha @ zay sujet hafa.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад +3

    Mialona anao le madame Koto ah

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 3 месяца назад +3

    😮KOTO KO ADALAIN IO RAMATO IO
    ZAVATRA MAZAVA BE LE IZY RY KOTO À .LE MISS TSY NAHAY NITENY FRANTSAY LE OLONA .LE MISS ANISAN LE OLONA NIVIDY DIPLOMA BACC .SAO DE ADINON I KOTO FA AMIN ITY FITONDRAN ITY ANIE KA MIBANAKA BE DAHOLO NY AFERA É IZAY MANANA 2MILLIONS DE AFAKA BACC DEPUIS 2020 KA ATRAM IZAO ..ZANY NO MAHATONGA AN LE KALAKELY MIBARADAKA REHEFA MITENY FRANTSAY .

    • @Yvette-r8p
      @Yvette-r8p 3 месяца назад +1

      Zaraina fotsiny ny matière tam bacc valeur 2 millions

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад +4

    Sady efa bé kolikoly bé le ramatoa Io no tsy misy ilavana azy

  • @TahanRjns
    @TahanRjns 3 месяца назад +3

    Tsy ilaina n'y débat @ Io vehivavy mpivady antsena Io eee !Manana doctorat fa tsy misy saina !!?

  • @SehenoBasillahLALAHARIZAKA
    @SehenoBasillahLALAHARIZAKA 2 месяца назад +1

    ianao indrindra no tena manambaka vahoaka, ataoanao fitadiavambola amin'ny youtube ny fiainanan ny gasy, toa hidiranao daholo ny fiainanan ny olona rehetra, raha manam-pahendrena ianao de mandraisa an-tanana ho fanatsarana sy ho fampandrosoana ny malagasy mpiray tanindrazana, fa ny fitsikerana tsy miaraka amin'ny asa tsy misy vokany

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад +4

    Ilay ramatoa manambany gasy aminy bonbon sucette

  • @jocelynerasoalantonirainy1454
    @jocelynerasoalantonirainy1454 3 месяца назад +2

    Bien dit Koto a

  • @jeanbaptisterazafinimaria
    @jeanbaptisterazafinimaria 3 месяца назад +1

    Salama Topoko!

  • @CatherineRandrianasolo
    @CatherineRandrianasolo 2 месяца назад +1

    Marina ninao koto

  • @patricefanomezanjanahary
    @patricefanomezanjanahary 3 месяца назад +1

    Ts salama saina le madame

  • @shakuruabdu4478
    @shakuruabdu4478 3 месяца назад +2

    Olo manana doctorat tany US ,sady lasa ministre ve tsy mampianatra aminireo université reo? Na koa manao ohatran'i filoha Rajaonarimampianina, mampianatra? Les plus belles voitures ne quittent pas Paris.

  • @Abdallah-e3k
    @Abdallah-e3k 3 месяца назад +1

    Ka hadinonao moa Koto anao nilaza fa zahay olo avy Avaratra dindery sady tsy manampahaizana ka aza asiana resaka maro heky raha mahasahy anao de manaova io débat io fa tena miandry anao zahay ary miandry mandrapahafaty izahay

  • @sylverazara3911
    @sylverazara3911 3 месяца назад +2

    Misaotra Koto, io anie ts mampandroso Madagascar ai, izay ny toe-tsainy olo ministra

  • @clarelrynojack4888
    @clarelrynojack4888 3 месяца назад +1

    Rehefa tsy sahy hanao débat d mangina enao

  • @gabriellaandrianaly5822
    @gabriellaandrianaly5822 3 месяца назад +2

    👋👏👏👏👍

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад +2

    Tsy manana doctorat zany le ramatoa fa nividy diplôme

  • @RandrianaivoMahaleoDaniel
    @RandrianaivoMahaleoDaniel 5 дней назад +1

    SOCRATE AZA TSY MBA NAHATSIARO TENA HOE INTELLIGENT ZANY NA KELY AZA! FA ENAO? TU TE PERMETS FA INTELLIGENT? MBA MIERITRERETA RANGA A! ENAO OLLA NIANATRA PHYLOSOPHIE NEFA NY FISAINANAO MIREFAREFA AM'TANY.

  • @siniskajeannique4657
    @siniskajeannique4657 3 месяца назад

    Ny feno tsy mikobana ...aoka zay tý fanambaninareo gasy itý rh mba tmipetraka atý ivelany ...misy2 tahaka an'io mme io hanambany anao koa.bado ve izy de hanana diplaoma doctorate..

  • @Smymahl
    @Smymahl 3 месяца назад +5

    😂😂😂😂😂

  • @MarieAnge-x3i
    @MarieAnge-x3i 3 месяца назад +1

    Avy ndray ianao be koto an aiza miala lalana eo nao

  • @Fifidianana
    @Fifidianana 3 месяца назад +1

    Ity Koto ity ve tsy tonga saina e! Efa voalohany isika izao amin'ny fahantrana. Aiza misy firenena ambony indrindra amin'izany fahantrana izany eto antany. Efa nandresy tanteraka ny tolona. Ny îles eparsse aza efa ho lafo izao. Izany ve dia ambany e!

  • @swann6
    @swann6 3 месяца назад +1

    😂😂 Nitsatsaka i Koto...

  • @iralijohn
    @iralijohn 3 месяца назад +3

    Ka le ramatoa iny olona mitady toerana no te hiseo boby any dago. Misy tanjona sy efa manana but ho tratrarina io vehivavy io no sady te hiseho américaine any dago. Vono vorina ny adiny any eo. Izay olona azony ao indray ho hitan-tsika eto ny ho avy....ne casse pas la tête ry Koto. Laisse tomber, c'est pas un échange intéressant. Mazoto e

  • @Firoze-u7h
    @Firoze-u7h 3 месяца назад +2

    Tena takatranao ny tiny atao koto,aza mandany fotoana aminolo nianatra fa tsiampi falalagna otrany rehy ,izahay madinika iany anao cinéma lava zao

  • @JeanRosaLivaRandriatahina
    @JeanRosaLivaRandriatahina 3 месяца назад +1

    Tu a vraiment raison 😂

  • @TrefyOlivz
    @TrefyOlivz 3 месяца назад +1

    Salama tompoko,

  • @OlivierNaina-xn7mw
    @OlivierNaina-xn7mw 3 месяца назад +1

    Ianareo mety abadoiny koto ato lazain'ny fa niveau t2 ireo midokadoka azy ato ireo...zah na niveau t1 tsy mety Ambanina izany

  • @RandrianaivoMahaleoDaniel
    @RandrianaivoMahaleoDaniel 5 дней назад +1

    ENO KOSA RANGA TSY MAHAY ANGLAIS ZANY A! AZA ASINA WERAWERA WA FA ENAO HWA HYPER COMPLEXE. ZAY NY MAHATONGA ANAO M'ZESTA BE IO REFA MBA MANAO PUBLICATION. FANIRISOA SY FLEURY ARY NY MARO HAFA TSY COMPLEXE OTRANAO FA ENAO : NGA REFA WE BE PANARAKA AO @ FB ENAO DE HENJANA? ENAO NO TENA FARANY ZAY ARROGANT! ANAO KOA BE ZESTA WE MAHAY GITARA, BLEUUURK!

  • @micprefofficiel
    @micprefofficiel 3 месяца назад +3

    Ekeko kosa alpha tenin koto eh

  • @AlphaIarison
    @AlphaIarison 3 месяца назад +3

    Siora Koto a, tena tsy nampoiziko ilay vidéo-ny.
    Ilay façon d'exprimer fotsiny dia efa nahataitra ahy hoe izany ve? Miala tsiny !
    Lavitry ny afo ny kitay zoky Koto a. Izay kôpy kôpy, izay tsy kôpy on laisse comme ça.
    Question de forme sy fond na contenant sy contenu ilay izy, arako tsara.
    Merci Koto, milay e👍🙋

  • @NathaliaClaire-c5g
    @NathaliaClaire-c5g 2 месяца назад

    Mba teaheno aho oe TSY HITENY MANDRITRA NY 1 VOLANA ZAHAY.

  • @martialrazakrisonratsima2744
    @martialrazakrisonratsima2744 3 месяца назад +2

    Marina ny anao ry Koto a!

  • @NyavoNasandratra
    @NyavoNasandratra 3 месяца назад +1

    Iny MINISITRA INY LE NIPETRAKA TAO Imerinafovoany, tao amn tranonlay olona mipetraka an andafy , fantatro tsar in ay BONBON SOSETY B

  • @MafredwolfArthur
    @MafredwolfArthur 3 месяца назад +1

    Aza asina sujets bonbon sucette 🍭 fotsiny de mihaino zahay😂

  • @NainaRabe-u2l
    @NainaRabe-u2l 3 месяца назад

    Mazava zay

  • @sergeignacerabekoto5217
    @sergeignacerabekoto5217 2 месяца назад +2

    Mapme daholo nareo roa. Matahotra ko enao no tena marina

  • @lucienrasolofoarimanana8751
    @lucienrasolofoarimanana8751 3 месяца назад +1

    Pour am Koto

  • @zandriniparani
    @zandriniparani 3 месяца назад +1

    Culture de la médiocrité ny ao Dago e

  • @abadousamoelmaulerlaingoha1578
    @abadousamoelmaulerlaingoha1578 3 месяца назад +1

    Efa samy naheno ny voalazany koa débat inona indray , ssshhhh. Au suivant !!!!

  • @erotom9209
    @erotom9209 3 месяца назад +1

    Ato

  • @Fanja-dq3kl
    @Fanja-dq3kl 3 месяца назад +1

    Marina mitsy zany

  • @chris-cybersec6509
    @chris-cybersec6509 3 месяца назад +1

    Mba misy T 3 ve ny gasy sasany!

  • @donapraisejude9763
    @donapraisejude9763 3 месяца назад +2

    Miala bala Koto! Hita be. Sendra ny vehivavy katsetsaka. Hafa Pasitera Heritiana nanaovany hoe andao hanao débat sy Paul Rabary. hoe nopotehany tamin'ny débat. Nankalazaina be izany resaka izany. Koto anie no niavian'izany resaka débat débat izany.

  • @gasykamanja2091
    @gasykamanja2091 3 месяца назад +3

    Franchement ça ne vaut même pas la peine de faire le débat avec elle, elle me fait pitié,,, tohizo ny dianao koto fa aza manaiky hapidiriny ao anatinio jeu anio , elle est vraiment mais vraiment ridicule, elle n'a plus honte, etina ambavaka mba hiala ny demony ao anatiny , pas grave koto si les gens te disent que tu es resy , ( ny fahanginana tsy midika faharesena ) avelao fôna izy hitatata ho tapaka lalandra eo , ,( ignore là), aza valina tsony izay vidéo postéeny ao , fait ce que t'a a faire, continue ton chemin 🍀

  • @stevenberiziky5493
    @stevenberiziky5493 3 месяца назад

    Anao bak koto kara lalitry rah jiab ipitagn zany tsis tsy sujet idiranao efa kara makorely dahiny. Ts olo aminy taogno nao io magnano rah kara zaign, mangala onondra ka olo maventy.

  • @christophecolombe8593
    @christophecolombe8593 3 месяца назад +1

    Hahahaha

  • @hajaandria990
    @hajaandria990 3 месяца назад +1

    Sucette !!!! 😅😅

  • @Smymahl
    @Smymahl 3 месяца назад +3

    Fa nga tsy hoe mitady paul rabary 2 mo koto e??? To otran kivy b le tava manko sady ts manao ilay fihomehy maneso terena iny fa eny e sendra taolzna koto fa tsy hoe t2 izy akory 😂😂😂😂

  • @acharaz6926
    @acharaz6926 3 месяца назад +3

    Aza mandany andro @ io ramatoa io.

    • @tahinjanaharytantely3542
      @tahinjanaharytantely3542 3 месяца назад +2

      Marina ny anao Koto. Tsy ilaina ny miady hevitra amin'ny olona niveau toy ireny