super son arione joy la machine à tube de l'Afrique island .depuis guinée Gambie ,Sénégal on t écoute sans rien comprendre magie de la musique oblige continue frère
Hanao kara misy hira tsara aza manenjik'olona fa MBA mahaiza mananja tena ,aza mitonantona Amina aferan'olona fa n'y hanao jerena ,mazava ,mêla ato amin'i numeroko fa mahamenatra mpanenjika malagasy ,nefa Samy malagasy allez dégagé
Na dia tsy hanambady ah razoky, Na hanao mopera, Dia aleoko mikisaka fa io tsy afera Tony ary zanaka n’iza navela ? No zatra mangataka foana tsy lera ! Za ve mo nahalala fa iny dray ny sipan’la Nefa nareo niaraka aza tsy hitako o Ay ay ay ay a Nihezaka tsy hikoty ihany a ka izy nefa molamola Ny anatin’ny akanjony aza hitako o Ay ay ay ay a Fa tam maly ariva izy zao no nidongy aterina Na ny akanjo mafanako atram zao mbola tsy averiny, Omeko vola izy fa tsy nisy fameriny Dia zah dray nandeha tongotra nakany Ambomanarina Ra tsy vendrana ah, zah dray aloha dia tsy hiaritra an’izany Reny anie mba juste aniany e Ka ho ento an’ialahy ny an’ialahy Ho ento an’ialahy ny an’ialahy ! Fa tsy afera O ra meky e ! Reny sipa tia manataka Esory any aloha Fa tsy afera No, no, no, no, no, no Fa tsy afera Fa tsy afera, Oh ra zoky e ! Rehefa tsy mazaka ihany dia aleo dray mba selibatera Zay ihany e Fa tsy afera Refrain : Na dia tsy hanambady ah razoky, Na hanao mopera, Dia aleoko mikisaka fa io tsy afera Tony ary mba zanak’iza navela ? No zatra mangataka foana ka (x2) Pont : Dia endraso eo Poly e ! (Raha vehivavy e) Endraso eo Poly hametaka lakoly e Endraso eo Poly e ! Endraso eo Poly e hametaka lakoly e Moramora aloha razoky a Fa toa mahamenatra olona Sipa iray ve dia hanaovantsika tolona, Tsy mety aminà io wa fa zay tsy manam-bola Ka aleo mijanona ho cool, Fa tsy hamoaka devoly Fa mam mam mba raha mam may ny iray tanana Raha izay no misy madama Dia hampafatarinay daholo ny eto am tanana Misy bandy akama mikoty ny an’ny akama Dia za tsy hanome tsiny fa ny sipa ko tsy tana Nefa sarotra ny handainga fa izy anie sipa matsiro no tsara tarehy Fa mangataka lava sy be be tay bava no mahakamo anazy e ! Ka miala tsiny za ry akamako o f’izy iny anie tsy anjarako o ! Esory any io ra Meky fa mahamay ! tononkira.serasera.org/hira/arione-joy/tsy-afera-3 Tsiky dia ampy
super son arione joy la machine à tube de l'Afrique island .depuis guinée Gambie ,Sénégal on t écoute sans rien comprendre magie de la musique oblige continue frère
... vous me faites rire! vive l'afrique hihihiii
arione joy machine à tube depuis africa continent on t écoute sans rien comprendre mais on kiff
hhg
Au top!!! tsy miaino parole fa ilay gadona tena trooopp..miaraka am lai feom-baliha! tsara loatra!!!
Le music tsara b mis valiha mmmmmhhhhh mapte ody be le iz ry Joy a marine...
Asio traduction lesy ery ambany ho an'ireo tsy kopy teny gasy a! ela ngé efa international e! siora!
mlay be lay vaso sady fatsy oan'ilay sipa malama rehetra eee
merci ee
Ao tsar zany ry akama de tohizo fa bonna be fa ho antsoinainay hihira aty an dafy elaisny a plus les gius !
Juste magnifique!!!😎😎😍
Je kifff tiko daholo ny vazo merci arione
Hanao kara misy hira tsara aza manenjik'olona fa MBA mahaiza mananja tena ,aza mitonantona Amina aferan'olona fa n'y hanao jerena ,mazava ,mêla ato amin'i numeroko fa mahamenatra mpanenjika malagasy ,nefa Samy malagasy allez dégagé
Woay zany vava oooo
Na dia tsy hanambady a razoky na hanao mopera, dia aleoko mikisaka fa io tsy afera, miangavy ao mitalao ouuuuu!
...mety e!
Na dia tsy hanambady ah razoky, Na hanao mopera, Dia aleoko mikisaka fa io tsy afera Tony ary zanaka n’iza navela ? No zatra mangataka foana tsy lera ! Za ve mo nahalala fa iny dray ny sipan’la Nefa nareo niaraka aza tsy hitako o Ay ay ay ay a Nihezaka tsy hikoty ihany a ka izy nefa molamola Ny anatin’ny akanjony aza hitako o Ay ay ay ay a Fa tam maly ariva izy zao no nidongy aterina Na ny akanjo mafanako atram zao mbola tsy averiny, Omeko vola izy fa tsy nisy fameriny Dia zah dray nandeha tongotra nakany Ambomanarina Ra tsy vendrana ah, zah dray aloha dia tsy hiaritra an’izany Reny anie mba juste aniany e Ka ho ento an’ialahy ny an’ialahy Ho ento an’ialahy ny an’ialahy ! Fa tsy afera O ra meky e ! Reny sipa tia manataka Esory any aloha Fa tsy afera No, no, no, no, no, no Fa tsy afera Fa tsy afera, Oh ra zoky e ! Rehefa tsy mazaka ihany dia aleo dray mba selibatera Zay ihany e Fa tsy afera Refrain : Na dia tsy hanambady ah razoky, Na hanao mopera, Dia aleoko mikisaka fa io tsy afera Tony ary mba zanak’iza navela ? No zatra mangataka foana ka (x2) Pont : Dia endraso eo Poly e ! (Raha vehivavy e) Endraso eo Poly hametaka lakoly e Endraso eo Poly e ! Endraso eo Poly e hametaka lakoly e Moramora aloha razoky a Fa toa mahamenatra olona Sipa iray ve dia hanaovantsika tolona, Tsy mety aminà io wa fa zay tsy manam-bola Ka aleo mijanona ho cool, Fa tsy hamoaka devoly Fa mam mam mba raha mam may ny iray tanana Raha izay no misy madama Dia hampafatarinay daholo ny eto am tanana Misy bandy akama mikoty ny an’ny akama Dia za tsy hanome tsiny fa ny sipa ko tsy tana Nefa sarotra ny handainga fa izy anie sipa matsiro no tsara tarehy Fa mangataka lava sy be be tay bava no mahakamo anazy e ! Ka miala tsiny za ry akamako o f’izy iny anie tsy anjarako o ! Esory any io ra Meky fa mahamay ! tononkira.serasera.org/hira/arione-joy/tsy-afera-3 Tsiky dia ampy
Tsr b na ny tononkira na ny feon-kira!!! Félicitations et Bravo d tohizo fa Tsara e :)
Ok ranga Arione fa tonga aty @nay le hafatra!!! Sur!!!!
Sur les Joy ah!!!
👌👌👌👌😘😘😘,,, tsr b le ira mrc,, fa le iandri ani polii ku tena atitr eo.ah 😹😹,,,machiro b oa le vazu mitenii 👌👂👂👏👏👏👏
suuur be
mlay lesh JOY eee
marn zan eee!!! mlay leh vazo!
🌹😍
Tsara fôna zany nahandro zany #Joy a !!! tohizo hatrany ny ketrika fa matsiro e
Faly hihinana n sasatr'olona. ao tsara le morale
Kanto lesi izi zani.. Siora
mahitsy be le frappe!! hihih tsara ee!!!
❤️❤️❤️
milay le tsy bro
Tena milay bé.
MLAY BEUH!!!
Tena tsy afera letsy eeee.
mlay rangah ben a!
sioraaaa
odooo eee haha otrotronzay le tohiny aaa mlay eee
tena tiko kosa le izy an !!!! tena mlay ,,oaine dhol ny sip mpanatk r otranw daholo ny bandy sur euh
suur!!
ok ok
sur ranga zah maka anaw fona e sipa ray ve de itolomana e
han tiku b
sior mits e mlay e
Tiko be le hira 😍😍
Popopopo tsara zany ah
Andraso eo Pôly hametaka... (Y)
Bravo tsra be tohizo fa tena mahafinaritr 👍👍
ddfggg
Andraso eo paoly ametaka lakoly.
Ny ahy zao EFA ho efatra zay blouson lasan'ny sipa any ...milay r sakaiza AAA👍😂👍
super musique visé Joy
trop zoky a! trop top amiko ty vazo ty ..... MLAY EEE
Super ru Joy a
ROVA RAMIANDRISOA
J'adore 🎼💘
Zay ah vo tena nahita anty clip ty!! :p mety e
Marina miits les zany ARION A
mley b e...sur fona
¡Excelente! ;)
Norm tsar Rastaaa!
ataovy mintsy lets ry arione amzay wennnn daoly aaaa
tena mlay ,,oaine dhol ny sip mpanatk r otranw daholo ny bandy sur euh!!!
merci letss!
J'aime 😘😘👍👍💋
❤️❤️❤️Surr eaah
siora dada a!!!!
mlay rangah!!
sur EEEEhhhhh!!!!!
Mlai elah e!.👍👍👍👌👌👌✊✊
Milay be le IRA, edraso EO poly
Mlai ral a! Roots fun eee
tsara be
❤❤
nice vues.....
Ataovy mahita mints arion j a!
Zay rzareu sipa panatak a!!
Zah ve nahalala oe io ndray nsipanlaaaaaaa..haha
mlay mints ty joy tu k sur elh
mlai kous a
reveko be ilay vazo ...mafinaritra e!!
Endraso eo dadapoly 😅
mlay rang lay vazo,zah mk anlah faon ry joy ah!
mankasitraka ny gasy mpihira mampiasa valihy,
CAVA BE LE HIRA ARION JOY OK
mlay e !
👍👍
lourdaxxx
Ireo tsy tia an'ilay hira zany zao le vodonan'ilay izy sa ahona?lol
ok freroh voaray ny afatra eh hihihi mlay ela
Continue frero
Noooorma beee
Fantsy wany sipa zatra mmm😂😂😂😂
ao tsara ee
Jay look musik👈👌👏👏
tiko be zany vazo zany
io wa tsy afera
in lty tenen lah @ fiten hafahaf be in
Afabaraka!!!!!
Frappe!!!!
Tsara le trace ! Antsanitia
tiko kosa tiko e
tiako loatra.tohizo fa mlay b foana
mlay be le eo amle vo manomboka, za ve mo malala we in ndray sipa nlah! hahahaha
tsar b ah
tsara beuh euh
okay les eh;mandona mlay be le vazon lah;tohizo
any jang ve io
aleo mijanona celibat terre
ao tsara izy zany a