Agrad - KOFBOAY (Clip Officiel 2019)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 сен 2024
  • Après KAZA, Découvrez le nouveau clip d' Agrad intitulé Kofboay
    ,
    Appréciez et Partagez à Max, Peace
    Auteur / Compositeur - Agrad

Комментарии • 103

  • @livachristianramananarivo3478
    @livachristianramananarivo3478 5 лет назад +26

    Tafita ny hafatra fa misaotra ny mpanakanto
    Izao sahady ialahy dia kivy...
    Toa mandamaka am-pandriana anefa ny andro efa sivy
    Hamelona fa tsy ho velomina
    Vitan'ny hafa vitanao io fa ny ambom-po mba domina
    Tsy tsara ny kanosa
    Ialahy tsy mpanonofy fa natao hanatotosa
    Mama tsy ho eo foana ka noho izany milofosa ialahy
    Nomena an'ialahy ny sandry
    Ampiasao @ tsara ry zandry
    Ny anjaran'ialahy miandry
    Courage ialahy andana mitady
    Tandremo ialahy mitomany fitia
    Fady antsika bandy izany ilay ity
    Ny ankanesan-tsika ety
    Ho sedraina mafy, ho sendraina manfy, ho sedraina mafy...
    Bandy hitady tsy maintsy lena
    Fa ny orana mikija
    mianàra ialahy mba hahaleo tena
    Tsy miankina amin'iza n'iza
    Na ho mora na ho mazana
    Izahay rehetra ireo mpitazana
    Ialahy no mpilalao mpilalao....
    Tohizo ny boss raha havanana
    Raha tsy mety aleo hialàna fa...
    Ny Ray aman-dReny aza fitahana...ralahy
    Mba tadiavo ny vola letsy
    Na aman'aliny io na aman'hetsiny
    Tsy ny be diplaoma no tafa eh
    Fa ireo izay fetsifetsy
    Tandremo ialahy mitomany fitia
    Fady antsika bandy izany ilay ity
    Ny ankanesan-tsika ety
    Ho sedraina mafy, ho sendraina manfy, ho sedraina mafy...
    Fa bandy ialahy fa tsy mba hita fery eh
    Hiaretan'ialahy izay aretin'andoha kely eh
    Grippe sy ny sery
    Ren'ialahy izany, ren'ialahy izany, ren'ialahy izany,
    Fa ialahy tsy mitaraina velively
    Aza adino fa ialahy soldat....

  • @teddymahery4084
    @teddymahery4084 5 лет назад +10

    tandremo elah mitomany fitiiiia
    fady antsika bandy zany letyyyy
    ny ankanesan-tsika etyy
    hosedraina mafy hosedraina mafy hosendraina maaafy
    (MLAY RANGAAAAA)

  • @rakotomahefajoebradleybrad7637
    @rakotomahefajoebradleybrad7637 5 лет назад +2

    Aza adino fa elah soldat aaaaaa 👑👏

  • @Laylahindillah
    @Laylahindillah 2 месяца назад

    🎉 ny ankanisantsika ety ho sedraina mafy 💪💪

  • @yanickrakotoarisoa695
    @yanickrakotoarisoa695 5 лет назад +3

    Comeback mamay be ty!!👊🏽 sady mifono hanatra be!❤️

  • @lucxsofficiel2252
    @lucxsofficiel2252 5 лет назад

    MIlai ranga le inspiraka ri agrad eh! tohizo fa milai eh! mahai enao !!!!!

  • @martinrakotoarivelo6880
    @martinrakotoarivelo6880 4 года назад

    anjara anie kanosa ; marin mints less zan. merci less agrad aaa....!

  • @randriazo6957
    @randriazo6957 5 лет назад

    Milay lé inspiraka, son, mba miala amin lé resaka love foana vo hira e
    Mankasitraka

  • @tokykhupa9971
    @tokykhupa9971 5 лет назад

    Norma be lty le vazo ry AGRAD E ..ZAHAY TSY MIALA AMLA.SURR👍👍👍

  • @sergiomadagascar9024
    @sergiomadagascar9024 5 лет назад

    Hira feno anatra sy lesona hoan'ny kofa ; bravo Agrad

  • @tianjanaharyolivierandrian4327
    @tianjanaharyolivierandrian4327 5 лет назад

    M'lay letsy Agrad a!courage foana elah

  • @thierrychamdurie5811
    @thierrychamdurie5811 5 лет назад

    kifek trop oh!!!
    ni akanesan bandi etiiiiii
    ho sedraina mafi x2

  • @zazamalagasy5843
    @zazamalagasy5843 5 лет назад

    aleo aptaina mits l aftr wa Grad a!!! sur amnio b mits a amnio vazo io 🇲🇬🇲🇬

  • @niainahents3008
    @niainahents3008 5 лет назад

    Tiako foana foana mihintsy😍😍😍😘😘😘

  • @fayangasyoriginaly4486
    @fayangasyoriginaly4486 5 лет назад +2

    Merci beaucoup lesy Zokibe agrad tena milay le Hira
    Tena ma babo ny foko mintsiny ranga

  • @marius7151
    @marius7151 5 лет назад

    tonga de izy mintsy ee, Merci Agrad

  • @tokyrakotondrina
    @tokyrakotondrina 5 лет назад

    Respect lesy e.. tena milay lesy Agrad e !!

  • @rakotomalala7699
    @rakotomalala7699 5 лет назад

    ao tsara !! manaikitra tsara le hafatra!

  • @justicaelin4867
    @justicaelin4867 5 лет назад +3

    Tsy ny be diplôme no tafa
    Fa ireo izay fetsy fetsy

  • @jehlyghost5694
    @jehlyghost5694 5 лет назад

    Inty hira ray ity dia manomboka miavaka am rap gasy taloha...tena nivotra....misy tena tonony mandona sady tsy gidragidra be reny...tena mankasitraka mafinaritra agrad aaa

  • @tianarakotomalala7942
    @tianarakotomalala7942 5 лет назад

    wow ❤😘👍👉 mandona be izy zany

  • @sarobidyanjaniaina9894
    @sarobidyanjaniaina9894 2 года назад

    Tafita ny hafatra✊

  • @elisaraharilalaina-er1qm
    @elisaraharilalaina-er1qm Год назад

    Respect zoky Malala💪💪

  • @maverickmts6467
    @maverickmts6467 5 лет назад

    Force b depuis la Réunion 🇷🇪

  • @kyleactif466
    @kyleactif466 4 года назад

    Tonga ny hafatra !

  • @randriasonyharimamyedouard107
    @randriasonyharimamyedouard107 5 лет назад

    mafy elah !

  • @solofodadakely1380
    @solofodadakely1380 Год назад

    Respect less zoky👍

  • @fidelerandriamarozoky8661
    @fidelerandriamarozoky8661 5 лет назад

    Merci ranga Agrad aa! milay e

  • @rindratahinanomenjanahary2580
    @rindratahinanomenjanahary2580 5 лет назад

    waooo zany ten vazo 😍

  • @tiaryrakotobe3344
    @tiaryrakotobe3344 5 лет назад

    Mampisy motivation be mintsy ity vazo ity

  • @sambatrarabefitia351
    @sambatrarabefitia351 4 года назад

    Fa tena tsara e ♥️

  • @augustinavotrinirina5102
    @augustinavotrinirina5102 5 лет назад

    Mandona be le hafatra e, ca va be

  • @andyraz2172
    @andyraz2172 5 лет назад +3

    J'adore 😍💞🎧

  • @nantenainalaurelin2827
    @nantenainalaurelin2827 5 лет назад

    Milay be les le vaz grad a😘😘😘

  • @zotahinaandriam8524
    @zotahinaandriam8524 5 лет назад

    Merci fa anatra be izany!

  • @kantofitiavana
    @kantofitiavana 5 лет назад

    mankasitraka amin'ilay mozika ranga a!!

  • @avotrarakotonirina1946
    @avotrarakotonirina1946 5 лет назад

    milay rangaaaa toizo fona ankafizinay ee

  • @vahatraraherinatoandro6915
    @vahatraraherinatoandro6915 5 лет назад

    mandona be ..misy afatra norma

  • @mickarak4571
    @mickarak4571 4 года назад

    Merci agrad eh!

  • @tsialoninarandriamanantena6676
    @tsialoninarandriamanantena6676 3 года назад

    mary ary tsy azo lavina

  • @andriamihajafenitriniainar6966
    @andriamihajafenitriniainar6966 5 лет назад

    kiass les baina aaa

  • @danyharilaza2811
    @danyharilaza2811 5 лет назад

    Ssssuuuuuuurrrrrrrr💪💪💪💪💪💪

  • @tideaxel4472
    @tideaxel4472 5 лет назад

    bandy mila misedr maf👈💪💪

  • @tsimbapoumi64
    @tsimbapoumi64 5 лет назад

    mlay rang enaw ralah !!!

  • @kevinalainandriana2511
    @kevinalainandriana2511 5 лет назад +1

    okay sentimental tsar,,atolotr hu atsik ze amban heritsaina

  • @shddhdhddhdhfhfhfh7698
    @shddhdhddhdhfhfhfh7698 2 года назад

    Bip up👊👌

  • @tojorabenarivo9710
    @tojorabenarivo9710 5 лет назад

    Mlay ranga 💪

  • @ntsoandriandahy4093
    @ntsoandriandahy4093 5 лет назад

    ça va be trop!

  • @baronbetambodoriana4917
    @baronbetambodoriana4917 Год назад

    tonga tsara ny hafatra

  • @dokamidi1974
    @dokamidi1974 5 лет назад

    Merci fa voakitika mihitsy ny ambom-po e

  • @tokiavotra4269
    @tokiavotra4269 3 года назад

    soldat

  • @andrianarivelorantojaona6080
    @andrianarivelorantojaona6080 5 лет назад

    Yes yes bro

  • @tolojanaharypatrick7893
    @tolojanaharypatrick7893 Год назад

    tsimety Leo anty vazo ty za

  • @hiryramamonjisoa3314
    @hiryramamonjisoa3314 3 года назад

    respect grand

  • @ludolili8436
    @ludolili8436 4 года назад

    na dia hoe hafa ihany ny anatry mama d ty no anatry ingahy agrad ty no tena mahatonga saina ahy mr6 zoky

  • @laurentfabrahimrafanomezan5589
    @laurentfabrahimrafanomezan5589 5 лет назад

    mlai letsy a !!! tohizo fa zay mankafia h@ farany

  • @ainaeliarajarimahefa6493
    @ainaeliarajarimahefa6493 4 года назад

    mlay be lay hira zoky agrag

  • @piccolobro3259
    @piccolobro3259 5 лет назад +1

    Misaotre les e! Mankasitrak e

  • @maxsolindaftii6414
    @maxsolindaftii6414 5 лет назад

    milay ka (y)

  • @michelgallet8662
    @michelgallet8662 5 лет назад

    Mankasitraka ehh

  • @andrianantenainaaricepacco6409
    @andrianantenainaaricepacco6409 5 лет назад

    tena marina mintsy ny kozy la teto

  • @egcmihhaj9499
    @egcmihhaj9499 5 лет назад

    j'adore💝

  • @andofab5222
    @andofab5222 5 лет назад

    RESPECT !!

  • @lafatraramahefaharimamonjy7880
    @lafatraramahefaharimamonjy7880 3 года назад

    Milay b

  • @madaghost8397
    @madaghost8397 3 года назад

    Sombre 👍👍👍

  • @651Teck
    @651Teck 5 лет назад

    Peace ✌

  • @nirina.tonjadya7299
    @nirina.tonjadya7299 4 года назад

    Marin- zaniee

  • @leonardravelomanatsoa5102
    @leonardravelomanatsoa5102 5 лет назад

    milay zok be ah mpakafy hatram voloany zay eh

  • @DJACKASOUNDZ
    @DJACKASOUNDZ 5 лет назад

    Lourd force 💪💪💪

  • @nantemontah2609
    @nantemontah2609 5 лет назад

    Je kiff

  • @santatrarakoto5191
    @santatrarakoto5191 5 лет назад

    To tsy mety téléchargéna leiz le!nef norm b

  • @zovictorien7712
    @zovictorien7712 5 лет назад

    sur sur mits e!

  • @user-ew3ej9jz5v
    @user-ew3ej9jz5v 5 месяцев назад

    Norm

  • @Schelboye
    @Schelboye 5 лет назад +1

    Hello tout le monde !! donc voila je fait des sons vraiment cool sur ma chaine donc venez écouter sa sa en vaut la peine vraiment

  • @boocemveli9309
    @boocemveli9309 5 лет назад

    ca va lez son fa ita be l style guizmo ao antin

  • @andriamihajarhidine8794
    @andriamihajarhidine8794 5 лет назад +1

    🖖🏼

  • @tinoservices
    @tinoservices 5 лет назад

    marina mints zany zokib AGRAD fa ny lehilah tokoa natokna hisedra mafy

  • @gasytiamozika2619
    @gasytiamozika2619 5 лет назад +3

    za nanatena RAP adala be letiee.

  • @elldjiitmi5732
    @elldjiitmi5732 5 лет назад

    tiko kou vazo ray 'ty an

  • @tinamalala5862
    @tinamalala5862 5 лет назад

    saika tsara fa otrany hoe misy zvt ts ampy zany

  • @rolandmichelrakotobe1556
    @rolandmichelrakotobe1556 5 лет назад

    okay

  • @rivanarivanah4857
    @rivanarivanah4857 2 года назад

    Sur sur zok b a

  • @ericraharimanarivo4210
    @ericraharimanarivo4210 5 лет назад

    lasa tsy milay tsony ny zavatra ataonlah,,,miala tsiny fa aleoko naheno anlah tamin mbola foko ray,,zaza kely daoly ny cible anlah amle zova,,

  • @JoseJBronze
    @JoseJBronze 5 лет назад +1

    @Agrad Officiel +Agrad Officiel
    [FR] Tu peut me dir ce qoui le sijet? Le ficher me fai penser d'une track q'une frere CapVerdienne a fait. Ce fait moi reve d'une collaboration ou une mix.
    [EN] Can you tell me what is the subject? The song reminds me of a song that a Cape Verdean brother made. Has me dreaming of a mix or collaboration.
    ruclips.net/video/bDluKY5xVpg/видео.html
    Hoje e manha (Today and tomorrow / Aujourd'hui et demain)
    Mensage: Tu peut sortir de ton situation actual. Garde ton souci. Jamis quite la lute en sortir.
    Message: You can escape your current situation. Keep the fait. Don't ever stop struggling to get out.

  • @mickaelnoumrktvmamify6442
    @mickaelnoumrktvmamify6442 5 лет назад

    mlay les bain

  • @axgrunmcee1462
    @axgrunmcee1462 4 года назад

    PABLO G - ESKE SE YO
    ruclips.net/video/9EPDfTOIjeM/видео.html