Arione Joy - Aza Kivy

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 4 сен 2024
  • Arione Joy - Aza Kivy
    ARIVONY FETRA © Fev 2017 //
    -Video Upload powered by www.TunesToTub...

Комментарии • 19

  • @ratsaranirinarojo4442
    @ratsaranirinarojo4442 6 лет назад +9

    Aza kivy na mitaraina raha sendran'ny olana mafy ny manjoha
    Ianao tsy naman'izay mihembotra fa raha sendra ny olana dia mampitrakà ny loha
    Dia ilaina koa ilay "peace and love" fa tsy mety anie ilay miady lava
    tsara ny mifamela fifamaliana rehetrarehetra aloha avela
    Tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto o
    ka andramo dieny mbola kamokamo ialahy dia tsy tara ialahy
    Ka raha sendra kivy ialahy aloha mba mitrakà
    fa aza variana eo miasa saina e
    mi-bouge ela ra-mec fa mandeha ny lera,
    fiainana anie tsy vitany mifampidera
    aza kivy aza kivy, mba mahalala mamita adidy
    aza kivy aza kivy, rehefa tafita ialahy indray no mba mandihy
    mba mi-bouge hoy aho ry mec e
    fa aza variana mitsiriritra foana e
    ka aza tara fa mandeha ny lera miandry anao e
    mba ataovy hoy aho izay mety e,
    samy tanora mba manana ny anjarany e,
    ilaina koa ilay mivavaka fa manampy anao e,
    Rehefa mamboly ialahy tsy maintsy hijinja
    dia mba mandray ny vokatrin'ny asa
    Na tany an-tsekoly aza rehefa mifindra
    dia mba hoe mahay tao an-dakilasy a
    dada sy mama any an-trano mipenipenina
    tsy mankaiza fa mbola mitanitanina
    maniry ny mba hanana zanaka manampahaizana sy mba olom-banona
    dia ho hitan'ny avany eo izay tsy mitsinjo ny ho aviny a
    dieny mbola manam-bola ialahy mahaiza mitsitsy
    dieny mbola manam-bola ialahy mahaiza mihafy
    tsara anie ilay mibanjina ny ho avy fa tsy hoe variandriana
    dia bàbàn-jaza ialahy mba mahavita mamelona fianakaviana
    aiza ho aiza ianao amin'izany,
    ilay manana sa mbola miady isan'andro o?
    mba mi-bouge hoy aho ry mec e
    fa aza variana mitsiriritra foana e
    ka aza tara fa mandeha ny lera miandry anao e
    mba ataovy hoy aho izay mety e,
    samy tanora mba manana ny anjarany e,
    ilaina koa ilay mivavaka fa manampy anao e,

  • @maheryfy522
    @maheryfy522 7 лет назад +2

    Ilaina mintsy ny mivavaka eh.j'aime

  • @saoninaursula3182
    @saoninaursula3182 7 лет назад +2

    Merci beaucoup ARIONE Joy tiako ee

  • @Dlisskpriss
    @Dlisskpriss 7 лет назад +2

    Misaotra anao @ity hira ity e!Tena ilaina tsara!

  • @aaronrandriambololona6602
    @aaronrandriambololona6602 2 года назад

    Bonne. Music

  • @annieeinnah7045
    @annieeinnah7045 6 лет назад +1

    Mbola mijery hatramzao...Tiako loatra

  • @a.rakoto5094
    @a.rakoto5094 4 года назад

    Ilaina koa ilay mivavaka fa manampy anao :)

  • @michaelcostaramarivelo8173
    @michaelcostaramarivelo8173 7 лет назад +1

    ty kosa tena tsara.. misy dikany ny paroles.. misy fanahy.. nohalalinina.. mankasitraka

  • @lovalova116
    @lovalova116 6 лет назад +1

    Tsar be reaaa tiko ny tonony .tsara be..

  • @paolosandrinepantaleo6189
    @paolosandrinepantaleo6189 7 лет назад +1

    Tena marina letsy...

  • @tahiryoger4122
    @tahiryoger4122 6 лет назад

    Mankasitraka ..tsara b le paroles

  • @hajanirinahortensiarafenom1859
    @hajanirinahortensiarafenom1859 6 лет назад +1

    Tsara be daoly vazo nao

  • @egmmada7216
    @egmmada7216 7 лет назад

    mankasitraka Arione!

  • @anjaramioraanjara7938
    @anjaramioraanjara7938 6 лет назад +1

    TENA marina 👊👊👊

  • @abdullahbinouffman9889
    @abdullahbinouffman9889 7 лет назад +1

    👍🏾
    ao tsara!

  • @tsutsurandresiarison9563
    @tsutsurandresiarison9563 7 лет назад +1

    sur les baina a !! (y)

  • @malalatianaravakahajana5177
    @malalatianaravakahajana5177 7 лет назад +2

    😘

  • @sitrakaliljah4378
    @sitrakaliljah4378 7 лет назад

    milay