Isaoranay Zanahary

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 3 окт 2024
  • hira fifohazana malagasy

Комментарии • 13

  • @mendrika7
    @mendrika7 15 лет назад

    zany ka tena hira fidera makasitra eram-po eran-tsaina e!mahafinaritra be mahafapo tanteraka misaotra betsaka e!

  • @randriajc6503
    @randriajc6503 5 лет назад

    misaotra anao izahay Zanahary izay mitahy sy miaro

  • @rapanoela
    @rapanoela 14 лет назад

    bebopkayak> ka le basy ane ajanona ety antany fa tsy ho entina any zany e, hihihi

  • @noelinemiadana1712
    @noelinemiadana1712 5 лет назад

    Tsy misy milanja vatsy fa tsy basy, heno tsara ny tonokira

  • @kuwaitkuwait61
    @kuwaitkuwait61 6 лет назад

    Isoaranay zanahary izay ma Toky any jesô velona tsimisy marary

  • @mamyrandrianaivo4952
    @mamyrandrianaivo4952 11 лет назад

    izay miakatra ho any an-danitra tsisy milanja basy nefa misy hira iray anareo iny manao hoe ô ry mpivahiny raiso ny basinareo raiso ny basinareo fa ho any an-danitra

  • @bebopkayak
    @bebopkayak 15 лет назад

    Izay miakatra ho any an-danitra tsy misy milanja basy!!!dia mba mihaino an'ity ve ny miaramila malagasy ireo?

  • @AngelAngel-tj1fi
    @AngelAngel-tj1fi 8 лет назад

    amen be

  • @viviannevivianne7005
    @viviannevivianne7005 6 лет назад

    Amen

  • @moramora6937
    @moramora6937 7 лет назад

    amen

  • @haritianaanicette5515
    @haritianaanicette5515 8 лет назад

    Isaoranay Zanahary...