Matory doli ny olona , Tsis fifohazana mpanahy ra izao , tsotra kely 1jaona3:8 izay manota dia devoly fa zay ts manota dia an’Andriamanitra , fiaianana ny vavaka fa ts fombafomba, sehatra toy itony no tena mtondra ny olona any am afobe.
Tsy anajaranao ny mitsara ny Kristianina fa asan'Andriamanitra irery ihany izany. Ny Pastera sy ny Mpiandry dia mitarika ny olona hiditra ao @Fanjakan'Andriamanitra , izay ny asa lehibe ankininan'i Jesosy aminy; koa dia anjaran'ny mpino ary safidiny ny handray am-po ny toriteny sy hampiantra izany eo @fiainany satria manana safidy malalaka ny olombelona. Mankasitra anao Pastera ny @Toriteny nozarainao.
Mifikitra aminao lalandava aho Jesoa
Maharitra amin'ny Fivavahana koa (Romana: 8 / 37)
Ny tena mampalahelo ahy @safif fjkm : nahoana no sarahina @tobilehibe ny zanaky ny fifohazana?
Misaotra Jesoa o noho ny teniNao