HiKALOO - JESOA VATO FEHIZORO (Ndriana Ramamonjy)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 7 фев 2025
  • Rendrarendra ve, sa fifalian'ny masoko
    Zay endrika ho levona na felana halazo koa
    no hanorenako izany tena fiainako
    Ianao Jesosy irery no tena Vato Fehizoro
    Ka na orana hifafy, na ny rivotra koa hifofo
    Tsy mba hanan-tahotra aho, tsy hangovitra aho
    Satria vato mafy no tena mandam-piainako
    Ianao Jesosy irery no tena vato Fehizoro
    Eo aminao no tena iraiketako
    Hitombo tsara, ho tempoly Masina ao aminao
    Mba ho Fonenanao sy Ilay Fanahy Masina
    Ianao Jesosy irery no tena vato Fehizoro
    Ndriana Ramamonjy

Комментарии • 8

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 Год назад +1

    Mankasitraka feno Tompoko fa hita ihany nony farany !!!mbola kely zaho no nihira izao tao am piagonana @zao efa 47ans zao dia tena mbola matsiro be izy zany eee Jesosy hamaly fitia anareo hatrany

  • @RondroRondro
    @RondroRondro 4 месяца назад

    Alléluia 🙏💖🔥

  • @RijahasimandimbyevyraRaz-cf9te
    @RijahasimandimbyevyraRaz-cf9te Год назад +1

    Tsy marina lay Note bas de lasa makarary sofina bé 😥😥

    • @manoaramiarimanana5635
      @manoaramiarimanana5635 Год назад

      Za koa naheno fa bon, deraina Jesosy, Tsara kosa anefa ilay izy.

    • @hikaloo733
      @hikaloo733  4 месяца назад +1

      Miala tsiny fa tena tsy mpihira izy fa dia nasaina nihira...

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 Год назад

    Tsara e! Mankasitraka 😢

  • @balisoarajaonarison7854
    @balisoarajaonarison7854 2 года назад +1

    Zotem be nareo roa!

  • @rninia6459
    @rninia6459 2 года назад

    Tsara !