MATOA NY OLONA TSISY ILAVANA AZY NO LASA MILIARIDERA DIA NOHO IANAREO ...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 8 ноя 2024

Комментарии • 23

  • @Grace73278
    @Grace73278 7 месяцев назад +9

    RIJA RAMANANTOANINA. Artiste intelligent et class. Ny tonokirany intéressant fa tsy kara fatinkira jiaby @zao fotoana.

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 7 месяцев назад +9

    Marina tsy diso mihitsy ny analyse-nao nahatonga an'i Mcar ho lasa rambony.

  • @sylviarasoarinety6074
    @sylviarasoarinety6074 7 месяцев назад +1

    Na inona na inona ny resaka atao eto, izaho aloha ato ihiany é, rêver manja foana io Koto anh.

  • @Grace73278
    @Grace73278 7 месяцев назад +3

    Adignanao Dady love ariste sauvage igny. Solonify gony araiky, ranomagnitry gony araiky, vary gony araiky, perruque gony araiky,Zegny ny tononkirany!!! Tena bado ny gasy.

  • @MargueriteMarieLydieRAZANADRAF
    @MargueriteMarieLydieRAZANADRAF 7 месяцев назад +5

    Tambazany vary 1 kapoka Dia nifidy azy

  • @MamyANDRIANALY-uy8mv
    @MamyANDRIANALY-uy8mv 7 месяцев назад +3

    Marina létsy ny an'lãh ry Baĩna ã !👍

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 7 месяцев назад +5

    Koto aza ambanina kosa vahoaka Malagasy fa efa fantatra zava misy fa voavidy vola aby CENI , HCC fa tsisy vahoaka maro anisa nifidy azy tao fa na zahay vahoaka aza efa leo zao zava misy zao saingy mbola manana fanantenana fa hiova tantaram-pirenena .fa resaka kanto no itovizako hevutra aminao ry Koto zaho tena tsy haiko sady tsy mahaliana ahy ny artistes amizao géneration zao hafa tamin'ny andronay miteny tonikira sady feno hanatra

  • @gabriellaandrianaly5822
    @gabriellaandrianaly5822 7 месяцев назад +2

    👋👍👍💪

  • @EstelEstel-gl1jf
    @EstelEstel-gl1jf 7 месяцев назад +3

    Marina mihitsy teny Koto manao analyse izy zava misy tenen I koto eto fa tsy foronina

  • @roronoazorro-o5s
    @roronoazorro-o5s 7 месяцев назад +3

    tsy noho izahay izany ry kindinavan'ity a, ny avendranan'ialahy mihitsy no be dia be, ambany be ny raisonnement an'ialahy satria ny tena tanjon'iala isanandro dia tokana foana: mitady buzz .. haha, mitady vue betsaka amzay mahazo vola am youtube, ze vola kely io ve de ambanimbaniana olona foana

  • @kotorazaka4364
    @kotorazaka4364 7 месяцев назад +3

    Boto sy nandra rehetra ity ry Koto lasa mihira sy manao politique avokoa

  • @mraj2234
    @mraj2234 7 месяцев назад +3

    Mahery ilay fomba fiteninao fa misy marina, mila fandinihina ny zavatra rehetra fa tsy hoentina amin'ny fo fotsiny.
    Isika mbola tsy manana capacité de discernement loatra, rehefa misy critique objectif dia lazaina fa mialona fa rehefa misy manao zavatra mamoafady toa ny manaborotsaka short vehivavy na mampirafy dia ok satria malaza sy manambola

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 7 месяцев назад +2

    Tena marina ny voalazanao ry Koto

  • @christophecolombe8593
    @christophecolombe8593 7 месяцев назад +1

    Hahahahahah

  • @MartialRazafindrabe
    @MartialRazafindrabe 7 месяцев назад +1

    Milay eh

  • @ElianeAndriamanohera
    @ElianeAndriamanohera 7 месяцев назад +4

    Ny verbe s'asseoir aza tsy hain'ity ingahy koto ity.Marary mihintsy izy raha vao resaka Big Mj ary hamono tena io raha mitohy izao. Madonna

  • @bilakely1287
    @bilakely1287 7 месяцев назад +4

    I Koto Andevolahymatinkambo indray ity.

    • @ngedabe2515
      @ngedabe2515 7 месяцев назад +7

      Bibitikely aaah ! Dia tena tsy misy mba Fisainana mba hampiakarana kely ve ao anatin'io COCO kelin'iela io ? Betsaka ny olona tsy mankasitraka ny Resak'i Koto eto ary maro no mitsikera mafy azy saingy ny an'iela dia ny VODY faona noho mamaoka Fitenenana tena Ambany dia Ambany tsy misy Lohany mihintsy faha dia io Fisainanana Mahonena faona io noho mivaoka eto. Minus!!!

    • @hanitranil4489
      @hanitranil4489 7 месяцев назад +1

      ​@@ngedabe2515
      Marina ny azy e!
      Nareo no manaiky ny hadedahany ty babakoto ty..
      Tsy ampaha firy gasy aty andafy.
      Samy aty ihany fa ny olona tsy mitatatata mampidera sy manambany gasy..
      Dia ohatry izy irery no beau, mahay, manana, tapitrohatra tsy mist tahaka azy....
      Tena andevo saina marina.
      Miady aman'olona foana no atao nefa izy anisany zokiolona indrindra... Tssssss!

  • @jeanmarcravonin2478
    @jeanmarcravonin2478 7 месяцев назад +3

    Marenina lia moa ilay Gidro lahy Bonobo be kibo
    P. D ity fa n'y Orona Ialahy aza toa nifihiran i Jesosy koa
    Sciences sans Conscience tsy misy dikany n'y a Ialahy fa ireo Gasy 🇲🇬 💩 C.. Iany no tian Ialahy.
    Mba Jereo anie n'y Vidéo 📼 n i Pasteur dia Mba hianaro fa ireny no atao we Sensé fa tsy Dondrom por ohatran ialahy.
    N'y anaran Ialahy aza IKoto kely ohatry n'y Mpiqasanay

    • @tanghichristol124
      @tanghichristol124 7 месяцев назад

      Mba ohatra izany ve firesakao milaza fa manam-pahendrena, hoe otran mpiasanay, tena ratsy saina sy mampalahelo raha izao fomba fanaovanao commentaires izao, ary izao matonga Madagascar tsy mety mandroso.

  • @Smymahl
    @Smymahl 7 месяцев назад +1

    😂😂😂aza dedaka fotsiny d zay e! Bdb no vavan ikoto tao i bonheur et loyaute ihany no ts lanin i koto refa namoka fa voroka tany los angeles i pablo fa mpanamôly mo????