Mamelà ny heloko Tompo Masina ô. Mpanota tsy mendrika aho nefa zanakao asan'ny tananao ka aza avela ho very aho Ray Masina ô fa tariho hanaraka ny làlanao. Tafio ny herinao aho Tompoko sy Andriamanitro ô. Sasao amin'ny Rànao mahery ny rofiko sy ny aretiko rehetra dia hadio sy ho feno fahasalamana tanteraka ity zanakao Ray ô. Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompo no anolorako izao vavaka izao. Misaotra Ray ô. Dera Laza ary Voninahitra ho anao irery ihany ety an-tany ka hatrany an-Danitra ary mandrakizay. Amen
Tsara dia tsara ty hira ity saingy mila mi-supporter publicité isak'izay te hihaino azy. Ny hiram- pivavahana hafa anefa betsaka tonga de mande de mamembelona ny fanahy efa ketraka.

Jéhovah Ray omeo fahendrena aho ahaizako manaraka ny sitraponao
Jéhovah maharipo,eny, satria Jéhovah mpiharo ahy ,anao, antsika rehetra ,
Misaotra Tompo ô ! Noho ny fahasoavanao, Amen.
Misaotra indrindra amin'ireto tolotra ireto, tompoko,n'y Tompo homba anareo mandrakariva.
Mamindra fo amikio Jesosy, fa panota isanandro Tompo !
Misaotra tompoko !
Jehovah ray maharipo mamindra fo amiko
😍😍😍
Ity version ity no tiako kokoa ny feony.
❤️❤️❤️❤️