REAL NEWS / NY

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 21 окт 2024

Комментарии • 32

  • @rovasoaharivonyrazafindrab5201
    @rovasoaharivonyrazafindrab5201 3 месяца назад +8

    Miala tsiny aloha fa raha ny niveau ananan'itony Raholidina itony dia tena mahamenatra hoe toy izao no député... tsy asa sosialy velively no andrasana voalohany aminao na hoataonao avo 100 heny aza fa fandinihana lalàna sy famoahana lalàna ary fanaraha-maso ny fahefana mpanatanteraka hampandroso ny firenena.

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 3 месяца назад +3

    Tena mba tsy rariny ilay IRMAR tao Maevatanana dia 3em place tamin'ny faresena nefa dia izy indray niakatra 1er place fanimbazinbana safidim-bahoaka trotr'izao

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 3 месяца назад

    Efa misikely mihintsy ity Raholidingue ity , TENISANY no tena MPangala-bato, Ngah ny Mpanohitra no HCC ao ?

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад

    Antenimierampirenena hiova endrika ragidro sa Sokatra ???

  • @DARIVONY
    @DARIVONY 3 месяца назад

    Matahotra sahady angaha iGasikara ???

  • @adriansluf
    @adriansluf 3 месяца назад

    Tena tsy misy dikany intsony ny hcc. Ataon‘izy ireo izay tiany anaovany azy ny lalàna misy: ovaina, avadika. Fitsarana inona moa izany no afaka hitsra sy hamome sazy an‘izy iray manontolo ireo?

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 3 месяца назад

    Ngah moa Mpanao asa sosialy no asan-tena ?tsy mahalala ny asan'ny Député ity Olo n'ny KOVETA ity

  • @meltineniaina1048
    @meltineniaina1048 3 месяца назад

    Naivo Raholidinina, mahamenatra

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад

    Aminizay misy aondrana aty ivelany

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад

    Hiova endrika ho lasa ragidro n'a Sokatra n'y antenimierampirenena

  • @MargueriteSoatssra
    @MargueriteSoatssra 3 месяца назад

    Kanefany zay Mandira làlana eo adoso andaharana

  • @danyraharison2854
    @danyraharison2854 3 месяца назад

    Mpangalatra ndrai no gisa

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 3 месяца назад

    Iza no tena mpangalabato .. mamo miantso polisy reto .

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад

    Tokony atao aminy teny anglisy😅

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад

    Le i hery rasoamaromaka matavy bé isanandro aminy volambaoka

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 3 месяца назад

    Efa notsofitsofina i raholidingue, be sempotra be i tena izany

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад

    Mipopoka bé n'y matso miaramila nefa n'y dahalo mirongatra

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 3 месяца назад

    zany ve hahagaga ? Ireo tie KIFETIFETY ireo anie, ka tia Mangerigery akalamanjana sy Mpanary fako, eny rehetra eny , mbola sarotra izany FAHADIOVANA izany raha ao Tanananrive ao

  • @dehecqdehecq7971
    @dehecqdehecq7971 3 месяца назад +1

    Ianao no tena mpangalatra ,mpandika lalana .Tokony tsy ho lany mintsy Raha nandeha t@ fahamarinana Io fifidianana Io .Mody ailika @ olona n'y fomba ratsy fanaonareo.

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад

    Mitombona fa tsy azo raisina😅

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 3 месяца назад

    1000 ar ary tsy zakan'ny vahoaka....Ary Ty téléphérique 3000 ar ....

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 3 месяца назад +2

    Tsy mahagaga ra HCC reto no milaza ray amandreny nefa olondoza corrompu

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад

    Mamo

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад

    Ireny 'o atao hoe mitombona fa tsy azo raisina😅

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 3 месяца назад

    Mba menatra ry Ingahy Raholdina an efa ahanjahanjany Satana vavanao ka milaza tsy hanontaniana manana vola , fiara ,trano hein😊 fahaizana zero fa werawera bediabe tsy asa sôsialy no ilanao ho sombavam-bahoaka fa mpanao lalàna tompoko eny antiemieram-pirenena fa aza abadona FAV 5 nareo mivady vahoaka 🤔🤔

  • @jonraha588
    @jonraha588 3 месяца назад

    Mampametra panotaniana ihany ny nanafoanana ampahambato tany Faratsiho noho ny antony hoe :,, fanelingelenana mpifidy namtaon ny délégué - na kandida, f'anga tsy nisy prezida BV afaka namaha na nanakana izany any atoerana?

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад

    Drogués n'a Mami ireto hcc ireto

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 3 месяца назад

    Diplôme novidina n'y anireto hcc ireto satria n'a mamaky teny aza tsy ainy

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 3 месяца назад

    Ry Cendrillon s'y un des sept nains.

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 3 месяца назад

    Jeneraly bombe arotsaka Dia ita eo hoe

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 3 месяца назад

    ELA ry naivo no hanaraka an lalatiana lelafo iany alo ELA no mpangalabato ELA njay no lava lela be fifidianana manaraka ELA tsita trace tsony

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 3 месяца назад

    HCC Corrompus