Raha vao stylé be loatra de tsy hita intsony ny originalitén'lay hira. Fa misaotra ny mpikarakara @ hetsika fanampiana ny Renim-pianakaviana any Tuléar
Misaotra betsaka fa tsara ilay izy /// Tiavo ny Reny raha mbola velona izy omeo azy izay ilainy mba tsy anenenanao. Dia hajao izy fa tsy anana 2 na 3 izy fa iray iany
Miaraha ny Neny rehetra, tahian'Andriamanitra ianareo ❤❤❤❤❤
Ho an'IIIIIIIIIIIIIIIII neny kosa aloha e. Fa tsy NY NY NY NY
Tsara bei daholo fa misaotra anareo rehetra e
misaotra lay miala tsiny tsara bei bravo nareo e
Raha vao stylé be loatra de tsy hita intsony ny originalitén'lay hira. Fa misaotra ny mpikarakara @ hetsika fanampiana ny Renim-pianakaviana any Tuléar
Tsara e
Playlist "Ny fitiavako an'i Mama" ruclips.net/p/PLs7yJCERdPpP6L__CRQYk7ecBGwe_7xqw
Misaotra betsaka fa tsara ilay izy /// Tiavo ny Reny raha mbola velona izy omeo azy izay ilainy mba tsy anenenanao. Dia hajao izy fa tsy anana 2 na 3 izy fa iray iany
Tena tsara be ny mankafy rehefa samy efa henjana be daolo ireto mpihira, tena pro be ry reto a mankalaza
Gasy enjana be nareo e!
MANKASITRAKA, O, Tsara be
Mankasitraka ny mpikarakara
Maditra be ilay sax: 47:39
Tsara loatra mankasitraka indrindra
Tsara bei daholo fa misaotra anareo rehetra e