- Видео 13
- Просмотров 337 627
kal'tao Malagasy
Франция
Добавлен 20 апр 2021
JAWS BAND LIVE SESSION
Romana 8:37
"Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika".
"Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika".
Просмотров: 73 024
" Kal'tao Malagasy. Malagasy isika". Avec Ken, j'en suis profondément convaincue même si je n'utilise pas cette belle langue malgache pour exprimer ici mon admiration.
Novembre 2024. Cela fait quelques mois que Ken a quitté le groupe Mage 4, pour lequel il a très largement contribué au succès, à la célébrité et à la longévité. Dans ce live, comme dans tous les autres lives et concerts du groupe d'ailleurs, notamment celui de "Dimanche 25 2019" à Antsahamanitra, Ken a encore offert à ses admirateurs la joie d'apprécier la beauté originale et la puissance de sa voix, son endurance remarquable sur scène et aussi, son charisme. Merci Ken et merci aussi aux guitaristes et batteur, dont le talent est aussi indiscutable !
ee..... hahatsiarovana zavatra maro ity hira ity, eny fa na dia hatramin'izao aza🙁🙁🙁🙁🙁🙁🙁🙁
Big Respect to Scorpions
bravo gambia
I love gambia 🇬🇲
❤❤❤❤
mercie barea
Quelle arbitrage de couillon 🖕🏻
Quel coup d'arbitrage avec ces couillons Africains !!!! Y on a marre à la fin. Pourquoi ne pas disqualifier d'office notre équipe, puisqu'à chaque fois l'équipe adverse est donné gagnante.
marina ny teninao🇲🇬🇲🇬
@@emmarakotomanana-pg2xh😡Tsy tahotra tsy henatra, fa dia mitanila tsotra izao ry zareo, miafina ao ambadik'ilay hoe tsy misy var.
Enganie mba ho voahozona mandrakizay io arbitre io, matesa ry arbitre mpanavakavakôôôô
Efa mivoatra ny fomba filalaon'ny gasy ka, mahatokia fa mbola resin_tsika io fatipaty Gambia ireo amin'ny Alatsinainy🇲🇬🇲🇬🇲🇬
😿😿😿😿🇲🇬💗
tena tssss mandiso fanatenana fona ny barea tssss ef erreur htra@ zay mbola mahavoa @ zao ssshh
😍😍
Mbola hafa e !
Hafa ihany ny henjana e!
Mba aiza ry tsiry sy ry Dadafara fa tsy ho tafiakatra mintsy raha mbola reo fona no eo e
Faute coaching bé le baolina. Tokony nesorina efa ela reny mpilalao efa antitra reny,
Resy a nama a🙏🙏🙏🙏🔥🔥❤️🇧🇫🇧🇫🇧🇫
miady mafy tsika alefa fona barea
Playlist "Ny fitiavako an'i Mama" ruclips.net/p/PLs7yJCERdPpP6L__CRQYk7ecBGwe_7xqw
🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥
❤ Mankasitraka...manana talenta ianao fefe an
❤❤
Tsara loatra ❤❤. Je regarde en boucle ❤
Tsara bei daholo fa misaotra anareo rehetra e
Tsara bei daholo fa misaotra anareo rehetra e
misaotra lay miala tsiny tsara bei bravo nareo e
Miaraha ny Neny rehetra, tahian'Andriamanitra ianareo ❤❤❤❤❤
Rahoviana Ary nareo vao hiverina aty paris ... Milay nareo ❤
Hitany be le tsisy an'i Elysé. Misaotra e !
HEIA...ASIO JAWS BAND, SOA BIBY JÉHOVAH RAY INE.... MAHAFINARITRA MAHAFINARITRA BE DAHOLO NAREO.
Tsara ry zalahy e, sady tsy mety tonta mitsy e,mankasitraka e
Vive Iraimbilanja 2024/02/03 avy aty Chine 🇨🇳
#
Milay lisany zalahy a, samy tsara e
Tsara e
Ho an'IIIIIIIIIIIIIIIII neny kosa aloha e. Fa tsy NY NY NY NY
Mankasitraka e 🥰🥰
ankafiziko be mitsy
this is an epic performance, big ups from Botswana
ilay fankalazana ny faha-40 taonanareo amin'ity taona ity re mba ataovy fidirana bonera fa mpankafy nefa vehivavy lavi-podiana, misaotra sahady e
ho ela velona ny rock e
Samyyyy falyyy e
Mankasitraka e! Au top ihany koa ny musiciens. Samy faly eeeee.
ef pakafih hatram vo kely ka hatram zao oo, merciiii
dia mbola miverimberina mijery foana hatramin'izao!!! tsara foana
samy faly lessy e
Tsara e 👍