Hello la famille, notre premier morceau de 2023 "hifikitra" à retrouver ici...N'oubliez pas de liker et de partager ruclips.net/video/rwh7eK9YZvQ/видео.html
IKALA JEJO - PAROLE 2x ikala jejo !Na hoe ny poketranao gucci na hoe kenzo Ny ditra anie hoa tsy itondra anao mankaiza o ! Tsara tarehy ianao saingy hoe ratsy taizo e ooo ô ô ô ô Alina tsy ay oe mankaiza ! Isan’andro izao vao-baise ! vao tsy misy vola tsy a l’aise ! ikala jejo ratsy taiza Alina tsy ay oe mankaiza ! vao tsy misy vola tsy a l’aise ! Isan’andro izao vao-baise ! ikala jejo ratsy taiza Bandy efa te haka vady anazy eo am tanàna bobaka be Nefa izy misolo lehilahy , otran ny oe misolo lobaka anie Vao afaka bacc tsy tàna sady ny vata mirongatra be Tsy latsaky ny 1 million d’ariary izy zay vo manokatra fe Tsy mila fitia izy fa bôby, izy mila ranomanitra sy lamôdy 4X4 manatitra anazy mody, refa sendra an’anazy ela otran’ny azon’ody Ny ao an-tanàna tsy kopy fa miesona, mivoka ny trano izy oe amerin-desona Nefa ny vazah, karàna , mpanam-bola efa tapitra tetiteteziny 2x ikala jejo !Na hoe ny poketranao gucci na hoe kenzo Ny ditra anie hoa tsy itondra anao mankaiza o ! Tsara tarehy ianao saingy hoe ratsy taizo e ooo ô ô ô ô Alina tsy ay oe mankaiza ! Isan’andro izao vao-baise ! vao tsy misy vola tsy a l’aise ! ikala jejo ratsy taiza Alina tsy ay oe mankaiza ! vao tsy misy vola tsy a l’aise ! Isan’andro izao vao-baise ! ikala jejo ratsy taiza Ikala jejo ratsy taiza, lasa millionnaire ny rêve Tsy manana afatsy bacc , fa manana vata tsara sy meva Tia mirevy sy mandihy, voa tonga ny amin’ny sivy D’efa mivoka ny trano manao metymety sy manifinify Izy koa sahy, na mbola tanora na rangarangah Fitadiavany vola eny ambony fandrina roa alina be d be mangamangah ! Tsy laninao mihintsy ny fikany, fa ny vola alainy amin’ny ditrany Karamanao faran’ny volana iny tsy amelany ra tsy ritrany 2x ikala jejo !Na hoe ny poketranao gucci na hoe kenzo Ny ditra anie hoa tsy itondra anao mankaiza o ! Tsara tarehy ianao saingy hoe ratsy taizo e ooo ô ô ô ô Alina tsy ay oe mankaiza ! Isan’andro izao vao-baise ! vao tsy misy vola tsy a l’aise ! ikala jejo ratsy taiza Alina tsy ay oe mankaiza ! vao tsy misy vola tsy a l’aise ! Isan’andro izao vao-baise ! ikala jejo ratsy taiza Taloa ny azy tafo mololo de mila miketrika zay vo mahita ny vola Fa zao efa tafa dia mandeha daolo na boto na tsalo na rangah na sola Ela ra vao manana vola, na koa oe zanak’ambony ah, Tsy mila bôgôsy fa refa besôsy d lasan’lah ndray ny fony ah Ity no tena olana be, izy efa niomana be Refa voavidy ny akanjo dia vola no ataony ondana anie Ny trano efa ho vita ny anazy fa aza sodokan’ny safosafony ahn Eny ampandriana vo kôpy oe ela kay tsy tiny fa mpanao ny tafony ahn 2x ikala jejo !Na hoe ny poketranao gucci na hoe kenzo Ny ditra anie hoa tsy itindra anao mankaiza o ! Tsara tarehy ianao saingy hoe ratsy taizo o ô ô ô ô Alina tsy ay oe mankaiza, vao tsisy vola tsy a l’aise Isan’andro izao vao-baise !ikala jejo ratsy taiza
avec du recul dia tsapa é!nankafy lotra an'iny hira iny ka lasa influencé teo ampamoronana.Indro aloha ny nouveauté farany sao mety amin'ny atsaranao ry voary ;-) ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
Hello, le clip du dernier single du groupe "Taloha sy ankehitriny" est à découvrir ici....N'oubliez pas de laisser des commentaires et réagir et de partager!Merci la famille ruclips.net/video/bOBf75n3jBo/видео.html
Hey, au cas où vous l'auriez zappé, le clip de notre premier single de 2022 "Fitia voasedra" est déjà dispo ici ==> ruclips.net/video/jAPveS2f5co/видео.html Appréciez, partagez et surtout abonnez-vous la famille, Merci
Subconscient 😅.. On a saigner règlement de compte.. On a évoqué depuis et t'invitons a écouter notre dernier morceau en date ruclips.net/video/rwh7eK9YZvQ/видео.html
Hello la famille, notre premier morceau de 2023 "hifikitra" à retrouver ici...N'oubliez pas de liker et de partager
ruclips.net/video/rwh7eK9YZvQ/видео.html
Lasa mihira otrin izao ny lehilahy rehefa maivandoha ny ampela
Tiako daolo ny hiranareo 🇲🇬🇲🇬😍😍😍😍
sur mints ity misy hira vaovao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
Tsara sady mapme 😂😂
inona le mapme :-D
Tsy oe mapme ratsy nge fa ilay tonony(oh:raha tsy 1million d'ariary izy tsy manokatra ee😆😆)
Tiko rangah le hira aaaa
mankasitra aé
Je pourrais avoir une traduction svp ?
Je viens de découvrir ce groupe et franchement BIG UP
Merci bcp, on postera la trad aussitôt que possible mais en gros ça parle des michtonneuses
marn zan baina a,anaro mints kala jejo an
sur mints ity misy hira vaovao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
mlay rangah le hira aaahh
msaotra ry akama a,trap trap trap
Mlay eh , otrn oe mieno niska miteny gasy
Kamen Legend finonandray
Ity indray misy news sao mba mety
ruclips.net/video/rwh7eK9YZvQ/видео.html
tonga masika be izy zany an...otrzao mits ny genre de music tena mety amlisany
msaotra é, ezahinay ho otrzao fona ze mvoka...na gadona hafa aza d asinay thème mipetraka tsara
@@MalagasyMozika zay mits no tena izy ka...asiana ventiny azo tsakona tsara otrzao tong de mlam be
Lourd ❤️☺️
merci bcp
Milay be le vazo e! Paroles reveko be!
IKALA JEJO - PAROLE
2x ikala jejo !Na hoe ny poketranao gucci na hoe kenzo
Ny ditra anie hoa tsy itondra anao mankaiza o !
Tsara tarehy ianao saingy hoe ratsy taizo e ooo ô ô ô ô
Alina tsy ay oe mankaiza ! Isan’andro izao vao-baise !
vao tsy misy vola tsy a l’aise ! ikala jejo ratsy taiza
Alina tsy ay oe mankaiza ! vao tsy misy vola tsy a l’aise !
Isan’andro izao vao-baise ! ikala jejo ratsy taiza
Bandy efa te haka vady anazy eo am tanàna bobaka be
Nefa izy misolo lehilahy , otran ny oe misolo lobaka anie
Vao afaka bacc tsy tàna sady ny vata mirongatra be
Tsy latsaky ny 1 million d’ariary izy zay vo manokatra fe
Tsy mila fitia izy fa bôby, izy mila ranomanitra sy lamôdy
4X4 manatitra anazy mody, refa sendra an’anazy ela otran’ny azon’ody
Ny ao an-tanàna tsy kopy fa miesona, mivoka ny trano izy oe amerin-desona
Nefa ny vazah, karàna , mpanam-bola efa tapitra tetiteteziny
2x ikala jejo !Na hoe ny poketranao gucci na hoe kenzo
Ny ditra anie hoa tsy itondra anao mankaiza o !
Tsara tarehy ianao saingy hoe ratsy taizo e ooo ô ô ô ô
Alina tsy ay oe mankaiza ! Isan’andro izao vao-baise !
vao tsy misy vola tsy a l’aise ! ikala jejo ratsy taiza
Alina tsy ay oe mankaiza ! vao tsy misy vola tsy a l’aise !
Isan’andro izao vao-baise ! ikala jejo ratsy taiza
Ikala jejo ratsy taiza, lasa millionnaire ny rêve
Tsy manana afatsy bacc , fa manana vata tsara sy meva
Tia mirevy sy mandihy, voa tonga ny amin’ny sivy
D’efa mivoka ny trano manao metymety sy manifinify
Izy koa sahy, na mbola tanora na rangarangah
Fitadiavany vola eny ambony fandrina roa alina be d be mangamangah !
Tsy laninao mihintsy ny fikany, fa ny vola alainy amin’ny ditrany
Karamanao faran’ny volana iny tsy amelany ra tsy ritrany
2x ikala jejo !Na hoe ny poketranao gucci na hoe kenzo
Ny ditra anie hoa tsy itondra anao mankaiza o !
Tsara tarehy ianao saingy hoe ratsy taizo e ooo ô ô ô ô
Alina tsy ay oe mankaiza ! Isan’andro izao vao-baise !
vao tsy misy vola tsy a l’aise ! ikala jejo ratsy taiza
Alina tsy ay oe mankaiza ! vao tsy misy vola tsy a l’aise !
Isan’andro izao vao-baise ! ikala jejo ratsy taiza
Taloa ny azy tafo mololo de mila miketrika zay vo mahita ny vola
Fa zao efa tafa dia mandeha daolo na boto na tsalo na rangah na sola
Ela ra vao manana vola, na koa oe zanak’ambony ah,
Tsy mila bôgôsy fa refa besôsy d lasan’lah ndray ny fony ah
Ity no tena olana be, izy efa niomana be
Refa voavidy ny akanjo dia vola no ataony ondana anie
Ny trano efa ho vita ny anazy fa aza sodokan’ny safosafony ahn
Eny ampandriana vo kôpy oe ela kay tsy tiny fa mpanao ny tafony ahn
2x ikala jejo !Na hoe ny poketranao gucci na hoe kenzo
Ny ditra anie hoa tsy itindra anao mankaiza o !
Tsara tarehy ianao saingy hoe ratsy taizo o ô ô ô ô
Alina tsy ay oe mankaiza, vao tsisy vola tsy a l’aise
Isan’andro izao vao-baise !ikala jejo ratsy taiza
merciii THTTT?
Merci
Tsara zalah
Aona nareo, eto ndray... Validé ko mafy be ko kala jejo nareo, tena mafy dosy nareao ka🤩👌😇💪💯
ity indray misy son vaovao vo herinandro vitsivitsy mino izahay fa mety amnareo
ruclips.net/video/rwh7eK9YZvQ/видео.html
sur a fa kifenla ity
ruclips.net/video/rwh7eK9YZvQ/видео.html
tiko be li ira tht
mankasitraka feno o
top mlay b
mankasitraka é
Love love love
Lourd lourd
thanks. Force
Force✌🏽
Niska ndray plagie reto re!
Ary ity oe lesy mba henoy soa mety amnareo ? Efa niezaka zahay
ruclips.net/video/rwh7eK9YZvQ/видео.html
Tiktok hit 👍
thanks e lot
🙌🙌🙌🙌
sur mints ity misy hira vaovao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
Milay e!!! 👊
sur mints ity misy hira vaovao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
Milay be
sur é
Le réseau be lotra
avec du recul dia tsapa é!nankafy lotra an'iny hira iny ka lasa influencé teo ampamoronana.Indro aloha ny nouveauté farany sao mety amin'ny atsaranao ry voary ;-)
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
tsara lesy ilay vazo a, sady misy hafatra marina. Mety @lissany ilay izy. Ilay Instrument ko tsara. Tohizo.
msaotra mankasitraka...ezahino ho otrzao fona ze avoka
Hello, le clip du dernier single du groupe "Taloha sy ankehitriny" est à découvrir ici....N'oubliez pas de laisser des commentaires et réagir et de partager!Merci la famille
ruclips.net/video/bOBf75n3jBo/видео.html
mandamina be
merci
Hey, au cas où vous l'auriez zappé, le clip de notre premier single de 2022 "Fitia voasedra" est déjà dispo ici
==> ruclips.net/video/jAPveS2f5co/видео.html
Appréciez, partagez et surtout abonnez-vous la famille, Merci
CV B MAN a!!!
sur mints ity misy hira vaovao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
J'kiff trop
sur mints ity misy hira vaovao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
Meme flow que Alonzo : Santana
Subconscient 😅.. On a saigner règlement de compte.. On a évoqué depuis et t'invitons a écouter notre dernier morceau en date
ruclips.net/video/rwh7eK9YZvQ/видео.html
Smary maka Niska fa mlay e!!miverina @Rap (y)
ezahina fona é
@@MalagasyMozika milay lisany ka,fa nena le Rap ian n tena tiko: Meo le Luv,sns,...
@@zorabe9435ezahina averina otrreny n revy
Tsara ilay clip ! Mafy e !
Ilay hira koa
Fa ny sipa relèves izany tsy misy mba forme intsony fa mahia kely daholo ? 😂
merci lesy baina :-) sode mba ny teleanla kosa no kely?krkrkrkr
@@MalagasyMozika hihihihi
THT Officiel hahahaha ! Na ilay calibreko no ngeza ! 😂 eny e ! Izahay koa lasa mirona any amin’ny sipa curvy !
Force à vous
Kkkkkk mety le tele mhts
kivy @ lisany reto le :( gwetta sy ny coupé décalé ian no mety
Marina mihitsy zany , ny flow mitovy @ Alonzo Santana
zany ary ny coupé decalé é
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
mba miala amin'ilay kozy mazatra hoe "tsy ahitan-doto"
okay b, ity misy hira vaovao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
Trop io kala jejo io ra tratra a
tratra aona le- mizah sa famakiloha
to de anaovany finition tranony vola la😅
tsy ahitan-doto 1.5
sur mints ity misy hira vaovao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
le clip tiko fa le hira tsy mlay
efa mba misy point positif iray é ;-)
@@MalagasyMozika k zay mintsy euh. mahazo moyenne fon io e
Ajoutez nous depuis la France @PromoRapMondial
Norma les e
sur mints ity misy hira vaovao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
Marina mhts zany
Tsara tare nefa ratsy taiza
Ity indray misy nouveauté
ruclips.net/video/rwh7eK9YZvQ/видео.html
mer6 bandy ankama mozika
sur mints ity misy hira vaovao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
POINSS B LE VAZO JEJO
sur mints é, ity ny nouveauté
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
mlay ee
sur mints ity misy hira vaovao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
Otrany oe mitovy @ hiran Jiolambups
le hira inona?
Sa me rappelle la meuf de mon pote
eh ben , j'espère que ton pote s'en est sortie
top
sur sur, ity indray ny nouveauté manaraka
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
cava e,NISKA reseaux
okay é, ity ny nouveauté
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
Za manana vazo bobaka b f ts mis avokako le rima f manomeza kel d omeko rap gasy
efa navoka ihany ve izy tao?
j'kiff
sur mints ity misy hira vaovao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
milay
merci
Réseaux...
ruclips.net/video/rwh7eK9YZvQ/видео.html
Mba asio maso kely!! merci
ruclips.net/video/XBJmnJXzhZ4/видео.html
ity koa mba asio maso kely
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
TENA NISKA PLAGIA BE A!!!!!!
zany ve lé? ity ary misy iray tsy plagiat sao mety aminao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html
Il
merci bcp - aza adino ms'abonne am page
Marina mhts zany
Tsara tare nefa ratsy taiza
sur mints ity misy hira vaovao
ruclips.net/video/T2nE6DI05dg/видео.html