Coulisse On TV POOPY 21 juillet 2013

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 24 ноя 2024

Комментарии • 54

  • @sylvianeguingand2205
    @sylvianeguingand2205 7 лет назад +1

    J'écoute Poopy depuis mes 6ans et encore aujourd'hui !! J'adore et bonne continuation au groupe !! 💞👍☺ (NY marina tsy maty !! )

  • @poopyclubmada3314
    @poopyclubmada3314 10 лет назад +6

    Mankasitraka antsika rehetra eo foana manohana...tsy mijanona akory ny kanto fa mitohy foana...ny fampisehoana tsy maintsy hisy f'aza manahy....hafatra avy any @ i Poopy.

  • @haingonirinarajaosolomanan4584
    @haingonirinarajaosolomanan4584 11 лет назад +2

    Tena Malagasy tanteraka ny fisaronan-doha!!!Jereo ny any ambanivohitra lavitra any!!!Zao no tena fitafy malagasy!!!Ny vazaha sy ny fanjanahan-tany no nampiboridana ny Gasy amn'zao vanim-potoana izao izay mahamenatra tanteraka!tsy ho vazaha miints ny malagasy ka tsy aleo manaja ny kolon-tsain'ny tena, io koa no mampandroso, jereo ny japoney , soa fianatra!!!!

  • @ramarivelonjaratina2691
    @ramarivelonjaratina2691 11 лет назад

    aza matahotra ianareo fa ho avy tsy ho ela izy!!! Toujours fan!

  • @HaingoSahondra
    @HaingoSahondra Год назад

    Poopy am finoana misarondoha zao ve mbola mihira "ilazao ny famonjena " (hira kristiana milaza ani Jesoa )

  • @lovalova116
    @lovalova116 6 лет назад +2

    Zay tiny io ka...ny hafatra lazainy hira no raiso...tsar dôl ny hirani Poopy.

  • @sarobidyfamenontsoa8448
    @sarobidyfamenontsoa8448 10 лет назад

    tena chapeau ho an'ilay choristes e! fa mila misy ahitsy kely ny an'ilay guitariste t@ ilay "ambanivoitra" fa misy mikorotana koely :)

  • @randriabarisoasoafitia5756
    @randriabarisoasoafitia5756 11 лет назад +1

    le olona manakina sy mitsikera ny fiainany manokana, mba azafady re,mba ialao zay toetra zay fa tsy mahatsara zv ane zany fa vao me manimba e! ny zavatra ataony amin nybmaha artiste azy jerena ,tsy voatery ho tinao zay ataony,fa le fiainany manokana aleo oan azy rery iany.

  • @annielu-ann5153
    @annielu-ann5153 11 лет назад

    j' ai toujours aimé Poopy et ses chansons

  • @razanabololonamariettebj.6227
    @razanabololonamariettebj.6227 4 года назад +1

    voninahitrANDRIAMANITRA no mseo am fitafy sy fitondratena ny fahatsarany
    Manksitraka an POOPY.

    • @marthediciaccio6795
      @marthediciaccio6795 3 года назад +1

      Mankasitraka poopy
      Tena tiko foana ny hianao .
      Mahereza fa tia anao jesosy

  • @MrWALTE24
    @MrWALTE24 11 лет назад +1

    Nlx Andri=Ny fitafiny ve no ankafizinao azy, sa ny feony, raha lé saron-doha indray dia ôtry ny olon-drehetra ihany io.

  • @ndrianaranto3992
    @ndrianaranto3992 11 лет назад +1

    Tsy adala ny olona ohatran zao ,misy antony dol zao ;Tianay fona Poopy .

  • @randriabarisoasoafitia5756
    @randriabarisoasoafitia5756 11 лет назад

    mpankafý an i,poopy atramin zay ny tenanay ka nafinaritra ny naeno sy naita le fandaharana.ary raovina no hihira iaraka am Yazz?

  • @lova.Ravel59
    @lova.Ravel59 6 лет назад

    Ary ny choristes ngà tsy mbô misarom-boaly ??

  • @vloggasy
    @vloggasy 11 лет назад +2

    Mirary soa hatrany tsara daholo ny hira

  • @TheRickonja
    @TheRickonja 11 лет назад

    Misaotra Poopy a, mankafy anao hatrany hatramzay ka hatramzao!

  • @marvinaleon1395
    @marvinaleon1395 11 лет назад +1

    Mampahery Poopy foana zahay ......Tompo anie hombanao mandrakariva panenjika tsy maintsy misy foana .....

  • @radafymbola5049
    @radafymbola5049 11 лет назад

    Mankasitraka e! tsy lefy ao ampon'ny malagasy ny hakanton'ny zava-bitan'ny tarika Poopy

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 10 лет назад +1

    sekta be mankadiry leoaza aaaa!!!!!!

  • @marthediciaccio6795
    @marthediciaccio6795 3 года назад

    Mankasitraka poopy ny aty a

  • @fytia2133
    @fytia2133 11 лет назад +1

    manaonao promo ndray madamabe fa tsisy mpiantso tsony an; lany ny saosy!!!

  • @rakotoarisaonaholiravaka3098
    @rakotoarisaonaholiravaka3098 10 лет назад +2

    aza mifanaratsy mou ry reto a, safidiny io

  • @meljah7
    @meljah7 11 лет назад +1

    fa maninona kaika i popi manao sardoha b

  • @soafaniryraharindratsimba357
    @soafaniryraharindratsimba357 11 лет назад +1

    Poopy, mankafy foana izahay e!

  • @Njakalahy
    @Njakalahy 11 лет назад

    Misaotra ny TVPlus hatrany mizara Kanto manaram-panAhy.

  • @ramamonjisoatiana6104
    @ramamonjisoatiana6104 10 лет назад

    makafy ny andrarezin'ny artista gasy saingy ôtrany lasa niova le finoana de niova hatramin'ny firesaka sy ny fihetsika, fa naôna?

  • @liva741
    @liva741 11 лет назад

    izany angaha no sakafo fihinanao ka tonga dia io no voateninao raha vao misy resaka sakafo?mazotoa homana ny dikinareo mianakavy

  • @MrWALTE24
    @MrWALTE24 11 лет назад +1

    ötry ny olon-drehetra ihany io eh

  • @malalalydiaramanamisata706
    @malalalydiaramanamisata706 11 лет назад

    samy manana ny safidiny ny tsirairay avy zao no fantany fa mety ka angamba tsy de oe fivavahana loatra

  • @liva741
    @liva741 11 лет назад

    misy hao angaha i poopy?

  • @Miavaka
    @Miavaka 9 лет назад

    Kaiiy ! Mimi kwely :3

  • @haingonirinarajaosolomanan4584
    @haingonirinarajaosolomanan4584 11 лет назад

    Hafa ihany Poopy e!!!Mankasitraka indrindra!!!

  • @marioramarotafika9337
    @marioramarotafika9337 10 лет назад

    fa de naninona loatra ré ty ramatoa ty e! tsy adala io ka, fa afahafa be fotsiny huhuhuhu

    • @TheMimisou
      @TheMimisou 10 лет назад

      Mario huhuhu! fa dia naninona tokoa :p

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 лет назад

      Misy fivavahana arahiny ety akaikinay ety fa tsy de tsara ny fanononana fiangonan'olona

  • @MrWALTE24
    @MrWALTE24 11 лет назад

    Tsara lé safidy, satria efa tonga izao ny andro tokony hitodihana any @ Andriamanitra, na izany aza tohizo fôna ny mozika, satria ny mozikanao tsy hoe mozika ratsy na manimbazimba an'Andriamanitra, fa mozikan'ny fitiavana ary ny fiainana andavanandro, ary tena feno fahendrena tanteraka, koa dia mirary soa ho anao eh. Hoy ny tompo hoe ireto 3 ireto no mitoetra dia ny finoana ny fanantenana ary ny fitiavana, fa ny fitiavana no lehibe indrindra de mankasitraka indrindra

  • @herivolaandriafidinarivo1582
    @herivolaandriafidinarivo1582 10 лет назад +1

    tsy miova ny fitiavana an i POOPY

  • @sandratriniainamalala6713
    @sandratriniainamalala6713 11 лет назад

    La voix du coeur mints! Zay tia fona

  • @ramarosahaninasahondra4737
    @ramarosahaninasahondra4737 11 лет назад +1

    aza mitsara2 f samy manao ny azy io tsy hain tska ze saosiny any
    aza miafina raha manankina faaaaaaaaaaa aaaaaaaaaaassssssssiiio sary oooooooooh

  • @tilie100
    @tilie100 11 лет назад

    mino aho fa style vaovao , otrany hafahafa ka

  • @tahiryjeannoelrakotonjanah9065
    @tahiryjeannoelrakotonjanah9065 9 лет назад

    tohizo hatrany e ,mankafy hatrany ,

  • @didalosdevantsacam
    @didalosdevantsacam 11 лет назад

    Ze tiny io! HOANONAO TAINAO!!!!

  • @domoinamanantsoa
    @domoinamanantsoa 11 лет назад

    tsara e!!!!!!!!!!!!

  • @henintsoarafidinitrimo2523
    @henintsoarafidinitrimo2523 11 лет назад

    ts andriko zan ze aitana anao eny antsahamanitra!!!

  • @haingomampiononarakotomala4580
    @haingomampiononarakotomala4580 9 лет назад

    mpakafy atrany za

  • @nostalgieruisselle
    @nostalgieruisselle 11 лет назад

    Mankasitraka !

  • @rambolamananahasina9865
    @rambolamananahasina9865 7 лет назад

    Fa mivavaka aiza iz e