TANDRA VADIN-KODITRA (Tantara lava Record FM)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • Tantara gasy
    Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino

Комментарии • 27

  • @rabarimalalarabari56
    @rabarimalalarabari56 2 месяца назад +3

    Tsara be Ilay tantara 👍fa dia indrisy tena misy tokoa ny tohy izao

  • @miainarak889
    @miainarak889 Месяц назад

    Zany ny alehany rehefa tsy tapaka tadimpoitra

  • @NathalieKnott
    @NathalieKnott 2 месяца назад +5

    Merci beaucoup nizara ho anay

  • @NadiaRakotonindrina
    @NadiaRakotonindrina 2 месяца назад +1

    Mahay ny lelhilahy tsisy azon-damosina n'y otrzao. Mankasitraka n'y panoratra sy ny pandray anjara rehetra fa mafinaritra satria betsaka tokoa ny lesona azo tsoahina tao anatiny.

  • @LucetteRasoarivelo-mr5lq
    @LucetteRasoarivelo-mr5lq 2 месяца назад +2

    Lelahy tsisy azon-damosina 😮😮

  • @ravelonoromariaangela2987
    @ravelonoromariaangela2987 2 месяца назад

    Misaotra fa tsara be ilay tantara ,fa i Mioty aloha cool 😎 ai 😂😂😂😂❤

  • @tianaericandriambolasoa8555
    @tianaericandriambolasoa8555 2 месяца назад +1

    Mankasitraka bdb fa tena tsara misy lesona b

  • @Fameriafameria
    @Fameriafameria 2 месяца назад +2

    Zay lay ragnaotra tsy vanona tena aza mba mahazo ahy de fankahita eo

  • @YalvineVune
    @YalvineVune 2 месяца назад +3

    Misaotra 🎉

  • @rovasoa
    @rovasoa 2 месяца назад +1

    Misaotra betsaka nizara oo🥰🇲🇬🙋‍♀️

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 2 месяца назад

    Mankasitraka!! Tena tsara be!!

  • @VioletteRAFARASOA-ht9xj
    @VioletteRAFARASOA-ht9xj 2 месяца назад

    T'ena tsara loatra🙏🙏

  • @ntsoavina
    @ntsoavina 2 месяца назад +1

    Raha ilay tantara dia bipolaire ilay caractère an‘i Ravo . Mila fitsaboana satria toetra tsy afaka mihitsy mandrakizay

  • @Lala-t5d5k
    @Lala-t5d5k 2 месяца назад +1

    Marina be ity tantara ity
    Mampalahelo
    Misaotra nizara
    Mankasitraka ny mpanoratra sy ny mpilalao

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 2 месяца назад

    Mankasitraka indrindra Tompoko o 🎉❤🎉❤
    Indrisy ry fiaignana 💔

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 2 месяца назад

    Misaotra nizara tompoko ❤

  • @MARYMARY-si1yr
    @MARYMARY-si1yr 2 месяца назад

    Merci beaucoup ❤

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 2 месяца назад

    Hakana torimaso indray aloha ity 😅😅 .Misaotra nizara ooo

  • @tahirymahavalisoa
    @tahirymahavalisoa 2 месяца назад

    Tsara ity tantara ity sady mahay ny mpilalao.

  • @ndrianjaramanamilanto
    @ndrianjaramanamilanto 2 месяца назад +1

    Misaotra nizara

  • @nerenaalydiaharimino7843
    @nerenaalydiaharimino7843 2 месяца назад

    Mankasitraka nizara tompoko

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 2 месяца назад

    Makasitraka indrindra tompoko❤😊

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 2 месяца назад

    Nya tsy nosoratan'i mme BV?

  • @julienfarahery1046
    @julienfarahery1046 2 месяца назад

    Merci.mbol hiaino

  • @Fameriafameria
    @Fameriafameria 2 месяца назад +1

    Mankasitraka tompoko aminy fizarana❤❤❤

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 2 месяца назад

    Asaivo manambady andRavo raha zany