Anarana 4 hatreto no miverimberina fa mety handimby an’i Christine Razanamahasoa

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 8 сен 2024
  • Fifidianana Filohan’ny Antenimierampirenena : Anarana 4 hatreto no miverimberina fa mety handimby an’i Christine Razanamahasoa eo amin’ny toeran’ny Filohan’ny Antenimierampirenena dia i Sahondrarimalala Marie Michelle, Tokely Justin, Milavonjy Philobert ary Rivotiana Jean Bosco. Midika ho fanesorana an’i Ntsay Christian tsy ho Praiministra avy hatrany moa raha ny Ministry ny Atitany teo aloha sady solombavambahoaka voafidy tao Sambava Tokely Justin no hapetraka ho Filohan’ny Antenimieram-pirenena. Tsy afaka hametraka olona 2 samy avy any Avaratra hitantanana andrim-panjakana 2 lehibe mantsy ny Filoham-pirenena mba ho fanajana ny fifandajana isam-paritra na ny equilibre regional.

Комментарии •