Izay ny constats dia inona actions ou solutions? Mba tsapan'ireo membres n"ny Ceni sy Tribunal Administratif reo ve fa mampahantra ny vahoaka ary manimba firenenana ry zareo nohon'ny fitiavam-bola diso tafahoatra? Sa miheritreritra ry zareo fa ho eo @ toerana io foana? Complices daholo ry zareo! Miala bala ry zareo satria fantatry ry zareo fa tsy nety ny nataony % aux ordonnances ! Ireo chefs fokontany ireo koa no tene rangory fototry ny afo satria koa matimbola kanefa tsy ampy solaitra sady tsy manana éthique! Madagascar = pays des micmacs , de corruption, de trafics illicites de volamena, de bois de rose et de sokaky, dirigé par la Mafia des 3 mousquetaires! Mifohaza ry Malagasy, !
MAZAVA TSARA 👍
misaotra Ingahy ANDRIAMASINORO Rina🙏
Merci Mr le S G ,mazava ,voaray
Mankasitraka Anao ho tahian'Andriamanitra amin'ny fifikiranao s'y n'y ezaka ataonao hahasoa n'y TANINDRAZANA 👍👍👍👍👍👍👍👍👍
Sady atidoha beau gosse be detente 👍👍👍👍👍
Fa saingy ratsy saina!!! Tampohin'ny vao nahazo toerana sy fahefàna Dia mi-ouah ouah ouah tsisy farany izy sy i Todisoa!!!
Mitrotro am-bavaka Anao s'y n'y ANKOHONANAO Ary n'y ANTOKO misy ANAO Ary n'y VAHOAKA MALAGASY tia TANINDRAZANA 👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍
Resaka tafika io ,gendarmerie militaires, policier, tribunal izany voavidy
NY VAHOAKA NO TOMPON'NY FAHEFANA, ! MIFOHAZA❤❤❤
Mankasitraka mr le député fa marina daholo ny fanazavanao rehetra❤
AVOAHY JEAN LUCE RY LAY RATSY SAINA IRETO AAAAA
Na nangalabato b mahatsiravina aza ireo mbola tsy lany ramatoa b lany henatra eeeee
Monja roidefo vonina ,gasikara vonona tahina vonona miraisa ina
Kendao zandary. D tsy horesy lava noho ny halabato lava
Bravo monsieur le SG,bon courage
Tsotra ilay izy ,voahafahana vola be ilay tafika izay ihany io ,tsy nisy Malagasy afaka itrotra
Izany eo vao misy basy
Hihihi kibokibon ny marina nilaza tsy nanontaniana o ry ceni a !!! Misainà
Capsate no nanongana any ravalo ,efa lesona anie izany e,dia efa itan6 Rajoelina ilay faiblesse dia totofany vola ny tafika
Tsy lalanà ilay izy fa ny tafika no manao pression
Tena mahafinaritra ny deba
Ndao ry vahoaka fa mijoro ny Lehibe
Fikirizana hangalabato mazavaB eeee tsy valahara reo
Miarahaba manàja anareo eto
Bebaoty mahazo vola avam vozongo reo no voalohany mahatonga zao fahoriana izao eeee
Tandremo iny olona iny an ......
Fantatra zao lany henatra reto mpangalabato b reto k dampiasap ny atidoha fa nyhery tsy mahaleo ny fanahy
Feno i tsiafahy afaka fotoana fohy ho anireo izay nangalatra
Misaotra anao atoa SG
Hoe eto ny ny tanora rehetra tsy misy miembotra ireo f vita ho azy io
Tribunal administratif !!!! NGA ANIE NAREO K HANAO FAHAMARINANA
Miandry n'y toromarika e
La vérité va triompher tot ou tard
Ka asehoy io taratasy io mba ho hitan'ny olona
Tsy resaka débat io na zoanareo ary izany,tribunal anazy nu cani anazy ,diso be ilay evitra ,tsotra io , ho eto ny vahoka dia aza mihemotra
👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍👍
Tafika zoky no vahaolana tsy misy akotrizay ,zay ihany io ,fa aza be mandany rohodo
Azafady tompoko, ho anareo izay eo à plateau tahaka izao de aza alavaina à fiarabana sy ny sisa, fa mba ze votoatiny no tenenina. Misaotra Tompoko.
Tsy maintsy misy ny fiarahabana sy ny fampahafantarana e ! Mba professionnel
Ceni t....
Provocation avokoa ireny