Atoa Jeneraly hajaina hampilomanosana ianao mandritra ny adin’ny roambifolo dans la haute mer, raha tonga eny @ rivage ianao tonga dia Home basydia tifirinao en direct aho ary rehefa Maty anyy kosa ianao dia maty ny lainga. Je suis prêt pour le pari.
Haintsiko ny teniko fa Be diso. Voaporofo ny olona tena mpilomano fa tsy afaka misioka na miteny ianao rehefa milomano andranomasina satria tsy maintsy hakombona ny vava Raha tsy te ho sempotra na ho rendrika. Hajanony ny lainga.😂😂😂
Mise zavatra mahazendana amin’ilay fanambaran’ilay mécanicien stylo logique hoe misioka ianao eny andranomasina rehefa milomano ka Tyson te ho rendrika na tsy te ho voky ranontsira dia hakombona ny vava izany hoe linga io art voaporofo ny Orlon à mahay milomano.😂😂😂
Alefa💪💪💪💪💪🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
MASINA NY TANINDRAZANA
❤
C'est aberrant
Atoa Jeneraly hajaina hampilomanosana ianao mandritra ny adin’ny roambifolo dans la haute mer, raha tonga eny @ rivage ianao tonga dia Home basydia tifirinao en direct aho ary rehefa Maty anyy kosa ianao dia maty ny lainga. Je suis prêt pour le pari.
Tsy mba mino an io Bihary io aho, fa manao sinema vrai mba hisakana io fihaonana am 13 mai...
CHANTAGE OU FAILLITE😮😮😮 COMME IL SAIT TOUT ???????😮
Diso fanantenana tanteraka n tenanay
Aoka hazava aloha fa tsy nandalo tany @ SEMIPI i SEG.
Bakiki 💪💪💪
Cinéma be,aza mandanga,
Isika tsy manaiky lainga,
O mon Dieu,de tena mbola mahasahy ianareo fa tsy mpandainga?
C'est juste une bonne mauvaise idée pour détourner les regards des Malgaches par rapport à ce qui se passe à Madagascar actuellement.
Haintsiko ny teniko fa Be diso. Voaporofo ny olona tena mpilomano fa tsy afaka misioka na miteny ianao rehefa milomano andranomasina satria tsy maintsy hakombona ny vava Raha tsy te ho sempotra na ho rendrika. Hajanony ny lainga.😂😂😂
Tena marina ny remarque nataonao!
ALEFA BAKIKY A....
be ny scalndes nareo forces de l'ordre
Mise zavatra mahazendana amin’ilay fanambaran’ilay mécanicien stylo logique hoe misioka ianao eny andranomasina rehefa milomano ka Tyson te ho rendrika na tsy te ho voky ranontsira dia hakombona ny vava izany hoe linga io art voaporofo ny Orlon à mahay milomano.😂😂😂
ANDAO HIVERINA ANY HONO 🤣🤣🤣
Ari Nagnino tsy nalaina sary zany ka ?
Hotrany misy zavatra tsy mazava ihany tao oa
MAMPALAHELO IREO SUBALTERNES, FA ENTIN'NY OLONA HOE AVIA MANAO TEMOIGNAGE DIA TSY MAINTSY MANAIKY
Diversion politique😂
Je suis sur de vote crédibilité, c’est débile