Bandy adala sy tsy manana preuves, be style tsy misy education ary mangalatra bois de rose ve lesy le. Ny iray ita tsara oe nianatra ary misy preuves izay teneniny. Menatra za raha Bihary le marina...
Manaja olona, nefa mampiasa fitaovam piadiana mamely ny olona. Matoa ny olona manatitra kabary am seg. D misy antony ao. Raha ny fihetsiky ny seg am mpanao diabe, d mipetraka ny ahiahy am seg.
Hay i Gasikara manao fandaharana hanodinana ny sain'ny olona tsy hisaina izay rehetra misy any Madagasikara. Amin'izay miaraka amina comédiens eo eo ihany. C'est lamentable.
Bihary mpandainga...aza manao live am tele intsony havako fa mahamenatra..tsy nety azo valin teny ...IZA LAY NITIFITRA...nandrasanay mpijery fa tsy nety re ny valiny.
Ay ve slamo dahalo tsy salama saina ity e, efa nampoiziko ihany, dia io ve mon general dia andaninao fotoana a ???? fa aiza ny DGID (espion] hiraho hisambotra azy dia vita.,ianao ve dia hiala tsiny @izay l adala e!: izy ndray no toa manao enquete anao....tsisy mitombona..soa aho fa tsy niary tory hijery., Raha izaho ianao mon Gal lasa nandeha, toa ireo pidelira rehetra any ivelany.
TORIO agny izy mon général an, tsy itako izay antony tsy itorianao ananjy amin'ny diffamation scandaleux be io. Ary TSY TOKONY FAFANA izany n'a iray am vidéo nateony ireo mba ho POROFO ho entinao am fitoriana ananjy.Tsy normal raha tsy mitory anao mon général, tsisy sentiment izany fa ampiaro n'y Lalàna e.
Ref TS mahavaly question de az lanigny lava be lay credit nay tompoko f mijaly be zahay magnarak iz nef tihitandregn jusq @farany SD mbola marary loha @fifidianagna ty ref diso mifona f az mamaly mirariny soa hoanareo ❤️❤️❤️🙏🙏
ANDRY BIAHARY 1 SEG 99 BRAVO SEG MERCI MON GENERAL OLONDEHIBE NIANATRA
Mitapy Io papa SG
Ny fahitako azy olona mila laza ilay ANDRY BIHARY, olona vendrana ihany no mino ny zvtr lazainy
porofo no angatahina aminao ! dia valio!
Mba ampianaro ihany ny ankizy e 😂😂😂😂
NISY HEVITRA SAIKA NAPITANY FA TSY HAINY NO NANAPIT'AZY 😮 (PERTUBATION )😢
mba olona hendry ihany v le rangahy io e! manetry tena ianao mon général miady hevitra aminio , marina e!
FOKAFOKA🤕😷🤡
valintenin'adala oa!
fanontaniana letsy valiana ry vendrana
Aboyas la vérité anao ko misy preuve . Kara olo t’y halaza kou zalahy t’y
porofo lesy no ilaina a!
Iha toy va koahy Andry tehandany méga nolo à Madagascar eto fa otrany tena tsy ao mihitsy le raha nandrasany Toliara taminao
MARO NY OLONA😢 TAHAKIRENY AO @TAMBAZOTRA S. TOUT ET N'IMPORTE QUOI😮😮😮😮😮🙆🏽♂️🤔
marigny zegny remadreny resaka mazava remadreny anao
FIDIO TSARA IZAY OLONA TSY HANDANY MEGA GASIKARA AH !;;
IL YA TROP DE DIFFERENCE INTELLECTUEL😢
Vous avez raison 👌
Mampimehy bé ...mpandainga le bandy
Bandy adala sy tsy manana preuves, be style tsy misy education ary mangalatra bois de rose ve lesy le. Ny iray ita tsara oe nianatra ary misy preuves izay teneniny. Menatra za raha Bihary le marina...
ka mety tanaty helico ngamba ny fanahiny mon general a!
Miala tsiny fa tena nanantena revellation kay zavatra hafa atao hoe fandrebirebena no hita
Tsy mamango iha koahy
Manaja olona, nefa mampiasa fitaovam piadiana mamely ny olona.
Matoa ny olona manatitra kabary am seg. D misy antony ao.
Raha ny fihetsiky ny seg am mpanao diabe, d mipetraka ny ahiahy am seg.
HÉ ! KOAHY 😅😅😅🤷😭🤕😷😷🤥🤥🤓👻🤡 ARRÊTR DE FAIRE LE CADOT🤡👻
zay no tena izy ; andriamanitra mandahatra raha jiaby!
N'importe quoi, mandrebireby olondehibe 🙄
mankaleo be ny mihaino an ity , n'importe quoi
Ny olona voatifitra eo amin'ny lohany ve mbola afaka miteny hoe manjavona ny masoko ? 😢😢😢 Pendant 15mn!!!
Hay i Gasikara manao fandaharana hanodinana ny sain'ny olona tsy hisaina izay rehetra misy any Madagasikara. Amin'izay miaraka amina comédiens eo eo ihany. C'est lamentable.
torio any io SG fa tena zavtra tssy porofo daholo fa kay olona mpandainga sy dahalo mila sanborina fa mandagina be
Bihary mpandainga...aza manao live am tele intsony havako fa mahamenatra..tsy nety azo valin teny ...IZA LAY NITIFITRA...nandrasanay mpijery fa tsy nety re ny valiny.
EFA HOE TSISY VALINY 😅😅😅😅
Tsisy raha pare 😅
betsaka ny adala fa ity bandy ity tena tokony hovonoina mihitsy ka
😂😂😂
Ambany be Ilay niveau👎👎
Ay ve slamo dahalo tsy salama saina ity e, efa nampoiziko ihany, dia io ve mon general dia andaninao fotoana a ???? fa aiza ny DGID (espion] hiraho hisambotra azy dia vita.,ianao ve dia hiala tsiny @izay l adala e!: izy ndray no toa manao enquete anao....tsisy mitombona..soa aho fa tsy niary tory hijery., Raha izaho ianao mon Gal lasa nandeha, toa ireo pidelira rehetra any ivelany.
TORIO agny izy mon général an, tsy itako izay antony tsy itorianao ananjy amin'ny diffamation scandaleux be io.
Ary TSY TOKONY FAFANA izany n'a iray am vidéo nateony ireo mba ho POROFO ho entinao am fitoriana ananjy.Tsy normal raha tsy mitory anao mon général, tsisy sentiment izany fa ampiaro n'y Lalàna e.
Ary efa izany no nizakainao vao nanomboka débat hoe : TSY MAINTSY itory anao rehefa tsisy porofo izy, ka tazomy ny teny nomenao mon Général.
Ny japonais koa mahita hoe manga ny lokon'ny hakata 😂
Quel clown
😂😂😂😂
Manadala olondehibe