i Bodo no tena chanteuse préférée-ko N°1, N°2 Whitney Houston N°2 ex-aequo Mariah Carey, N°3Céline Dion, zay vao ny hafa rehetra: satria tsy izy ihany no mahay mihira fa misy hafa ihany koa, saingy izy sy Njakatiana no tena mpihira ankafiziko
Za koa tena mba mitady an'ilay version voalohany t@1988 ireny, ilay izy coupe carré mipataloha, mbola noir et blanc ny télé tao @nay t@zany, alefan'ny TVM matetika mihitsy le "miandry anao bodo" tena nankafiziko be...eny hatr@zao
Hiverina ilay Hazavana soa hanazavana n'y lalana. Hibaliaka indray n'y androm-piainana. Hikambana n'y fon'ny mpifankatia 😃🎤🤣🎤
Je regarde encore cette vidéo à l'approche de 2020!
Belle chanson
Ndryyyyy mahamanina ny atanorana re olona eeeee ity hira ity
Mamy foana
i Bodo no tena chanteuse préférée-ko N°1, N°2 Whitney Houston N°2 ex-aequo Mariah Carey, N°3Céline Dion, zay vao ny hafa rehetra: satria tsy izy ihany no mahay mihira fa misy hafa ihany koa, saingy izy sy Njakatiana no tena mpihira ankafiziko
Miandry. :-)
Quelle voix!!! Magnifique
Tsy lany manja an !
Mbola hafa ny feon'i Bodo...
🎧🎧🎧🎧🎧🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
💓
efa ho bebe aho izao ka ny hira mahatanoraééééééé charlotte
Mitady ilay version voalohany nataon'i Bodo t@ 88 sa 89 izy izay fa tena tsy mahita mihitsy!
Za koa tena mba mitady an'ilay version voalohany t@1988 ireny, ilay izy coupe carré mipataloha, mbola noir et blanc ny télé tao @nay t@zany, alefan'ny TVM matetika mihitsy le "miandry anao bodo" tena nankafiziko be...eny hatr@zao
za lo tena ti Bodo eeee
viva gasy
c'était en 2004 ;)
tsy mety lefy ny fitiavako ny hira éééé