@@stevenandriambololonarivo1017 Si hiram-pivavahana soamatsara io ka , henoy tsara le toniny (hafatra fonosin'ilay hira we na inona na inona lalovana @ fiainana de lalana hitondran'Andriamanitra antsika avokoa nefa tokony hahatoky azy isika fa izy miaraka @tsika fôna sad hampandresy antsika Izy ref maharitra isika)
Afaka raisina amin ny fijery betsaka io hira io. Raha Kristianina afaka mahatsapa fa hiram-pivavahana io. Afaka jerena koa hoe dada na mama miresaka sy mananatra ary mankahery ny zanany
Tsara ilay hira, mankasitraka anareo 👍🌹
c'est juste magique, proche de la perfection, si ce n'est la perfection
mahay lisany eh chapeaux zalah ah
Tena enjana Fy ! Mankasitraka !
❤❤❤❤❤
you sing it well,surtout mirado mankasitaraka😊
Tsara b le hira.tena mapahery b le izy.voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany
Tena tony tokoa za raha sendra ady sarotra, voalohany nahenoako ity hira ity, mankasitraka ny mpamorona
Tiako loatra satriko hiaino azy foana
J ' aime bien
Merci pour la video :)
Catak
Catak
Tsara loatra
🙏🙏🙏
ndriiiii samy tiako ny feony
Fa voatery mikiakiaka ve ilay public é ? Tsy hiram pivavahana nga moa izy io ? 😜
tsy hiram pivavahana io ka
@@stevenandriambololonarivo1017 Si hiram-pivavahana soamatsara io ka , henoy tsara le toniny (hafatra fonosin'ilay hira we na inona na inona lalovana @ fiainana de lalana hitondran'Andriamanitra antsika avokoa nefa tokony hahatoky azy isika fa izy miaraka @tsika fôna sad hampandresy antsika Izy ref maharitra isika)
@@yvesmarcel8092 oui oui désolé fa mbol tsy henoko tsara le hira fa zay vo fantako fa hiram'pivavahana izy il merci
Afaka raisina amin ny fijery betsaka io hira io. Raha Kristianina afaka mahatsapa fa hiram-pivavahana io. Afaka jerena koa hoe dada na mama miresaka sy mananatra ary mankahery ny zanany
Am hirampivavahana ndrindra ary no tena tokony hihira mafy koa
tena tiako ity hira iray ity
tiako be
Fangah fy sy mirado miady ? Tsis complicité mits nefa mampiara-peo 😳😳
hhhh , tsy hoe miady izy fa sarotra be hoan'i Mirado nitakatra ilay feo sy niditra anaty lay gadon-kira ndrindra tany @ farany , angamba an , fa tsy aiko alou e
... Tiko
Tiko