DEUX ANS FERME , pour l'épouse du pasteur Zaka

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 16 ноя 2024

Комментарии • 24

  • @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY
    @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY 4 месяца назад +3

    Comme quoi, il n'y a que la vérité qui blesse.

  • @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY
    @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY 4 месяца назад +3

    Trop loatra ny abus de pouvoir eto. Tsy maintsy hiodina io globe io.
    Mankasitraka lalandava 🙏

  • @アンドリアシトラカ
    @アンドリアシトラカ 4 месяца назад +2

    ANDRIAMANITRA O!
    Ampaherezo ny olom-boafidinao, ny vadiny, ny zanany, ny ondry tandremany rehetra🛐🛐🛐🛐🙏
    ANAO NY DITSARANA TOMPO O.🛐🛐🛐🛐🙏

  • @christianandrianarison8983
    @christianandrianarison8983 Месяц назад

    Niray Prom tamintsika teny am CEG NANISANA 75-78 lesy i Pasteur ZakaHarimasy ry Fleury a

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 4 месяца назад +1

    Valifaty atao @ Pasteur Zaka. Aoka tsy hanankana an"i Pzsteur tsy hitory ny fzhzmarinana. Andriamanitra no hankatoavina fz tsy ny fampitahorana ataon'ireo mpitondra jreo.
    Lzny zndto mznanatra iznzo fa olona autistes ireo

  • @heryandrianarivelo8294
    @heryandrianarivelo8294 4 месяца назад

    Tsara dia tsara ny fanehoan-kevitra omenao saingy misy fanamarihana kely mikasika ireo toro-hevitra hifanaovan'ny samy malagasy... Misy namana iray nanolotra hevitra tsara nifampizaràna taminao saingy indrisy nesorinao tsy ho namana intsony. Samia isika tsirairay mandini-tena fa izay no tena ilaina. Mankasitraka anao.

  • @AlphaIarison
    @AlphaIarison 4 месяца назад +1

    " Fa iray ihany isika ao amin'ny Tompo ".
    Indrisy, fa mbola maro no manao tsinotsinona ny mpaminanin'Andriamanitra.

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 2 месяца назад

    Rehefa tsy mahazaka critiques dia tsy mandeha any am-piangonana satria tenin'Andriamanitra no toriana @ ireny toerana ireny!!!! Kavraha mahatsapa tena fa voatohitohina dia tsy mandeha any na koa mieritreritra ka mandinin-tena! Qui se sent morveux, qu'il se mouche!
    Ka raha mahatsapa fa voatsindrona ka naharary dia Miovaha!

  • @malalarakotomalala2608
    @malalarakotomalala2608 4 месяца назад +2

    Mbola hoavy koa ny hanjarany Rasoamaromaka sy ny forongony mbola hotsaraina

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 4 месяца назад

    Ka matory daholo , na protestant, na katolika @ zao koa , asa voan'ny Bemanaiky daholo, mahery ny devolin'i Radomelina sy Ramakamaro

  • @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY
    @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY 4 месяца назад +1

    Tsy mafy fa mampalahelo satria mazava ho azy fa tsy tian'ny olona ka avelan'olona hirediredy irery. Tsy misy mpanao combien😢

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 4 месяца назад +1

    Tsy mba tratrako foana ny direct.
    Tsy mety tratrako.
    Tsy maintsy averina izany Ratsimilaho izany.
    Tsy fantatr i tota akory ny symbole Panthéon, Mausolée.
    Fa rà mitady ho any i tota any aoriana, dia ao ambany paillasson n o asiana azy

  • @marierajaonarivony8476
    @marierajaonarivony8476 4 месяца назад

    Fa nahoana no Tsy ambara n'y antony nanagadrana azy,Ary raha izany,Tsy tokony haongana i Pasitora Zaka? Avohay n'y marina eh!

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 4 месяца назад

    Tsy hipetra-potsiny amin'izao kosa izahay, raha izany no misy an 😤 !

  • @AlphaIarison
    @AlphaIarison 4 месяца назад +1

    Jiro ambany vata famarana !

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 4 месяца назад

    Ampy izay ny antsojay natao tamin'ny FJKM izay hatramin'ny taona 2009 a !

  • @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY
    @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY 4 месяца назад +1

    Miarahaba ny rehetra !

  • @clauderandriamitandrina1456
    @clauderandriamitandrina1456 4 месяца назад +1

    Raha mazoto ianao de mba jereo kely ny document nahatonga an'i Lotera hi protester t@ androny

  • @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY
    @louisevivianeRANDRIAMAHANDRY 4 месяца назад +2

    Tsy mahay manao mea culpa

  • @fanekenatomefy5877
    @fanekenatomefy5877 4 месяца назад +2

    Tsy rariny intsony mihintsy raha mbola hanaiky lembenana amizao ny foibe fjkm

  • @modestinegarric1988
    @modestinegarric1988 4 месяца назад +1

    Mikitika anankandriamaso zany

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 4 месяца назад

    Ah bon .,. Boulevard Ratsimilao novaina Boulevard Rajoelina . ..Oh my God😢

    • @andriramaroson8520
      @andriramaroson8520 2 месяца назад

      Entre Ratsimilao et Rajoelina, y a une grande différence ! Mendrika izany ve i Rajoelina?