Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Tsara n'y tonon'ireo hira ireo. Bravo . Mamiko !
Mirindra tsara n'y feon'izy rehetra. Merci e. :-)
Hiara-dia. Izay no fanirian'ny mpifankatia 😃🎤. Tsara e . Misaotra.:-)
Kanto loatra 🥰
Dry fahatsiarovana mamy 😢😢😢
Mafy lisany zalah,Chapeaux 😘🥰🥰
Misaotra indrindra fa tena mahafinaritra e! Tsara!
Boys band malagasy an ! :-)
Izany feony Lanto izany tena raitra sy misongadina. Vitsy ny mpihira manana feo toy izany, reharehany Malagasy. Tarika Ivoara a: Samy mahay mihira daholo nareo. Mankasitraka ary tohizo hatrany ny hira.
tsara be fa mrc o !!
Mankalaza
Tsara e 🤣. Mankasitraka 😘
Hifandefitra, hifankato :-)
inona kay ny lohaten'ilay hira faharoa azafady
@Tahiana Ofisialy Soa dia manana version Mp3 enao azo zaraina??? azafady
👍👍👍
👌👏👍
Tsy ratsy. :-) tsara feo n'y boys band! :-)