MIEVAEVA: Tantara Rnm

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 2 фев 2025

Комментарии • 20

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 11 месяцев назад +2

    Tsara be lay tantara sady misy lesona azo alaina ao agnatiny ❤❤❤❤❤❤mankasitraka e misaotra betsaka indrindra tompoko ❤❤❤❤❤❤❤

  • @AMJRRachiaRachia
    @AMJRRachiaRachia 11 месяцев назад

    Tena tsara be ilay tantara sady misy lesona tsara ilay izy ❤

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 11 месяцев назад +1

    Nihevaheva marina ka mora zakan'ny vola d nanaonao fahatany , nisy anatra lehibe ny tantara .
    Misaotra ny mpanoratra , mpilalao ary ny nizara .
    🇲🇬🎧🇱🇧

  • @corna8495
    @corna8495 11 месяцев назад

    misaotra nizara ee 🇲🇬🎧🇰🇼

  • @rinacorna7148
    @rinacorna7148 11 месяцев назад

    Mankasitraka ee🇲🇬🎧🇰🇼

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr 11 месяцев назад

    Misaotra nizara de tena nihevaheva marina ee loza 😂😂

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 11 месяцев назад

    Mankasitraka indrindra Tompoko o 🙏 🎉❤

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 11 месяцев назад

    Mankasitraka fa tena tsara ny tantara.

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 11 месяцев назад

    Misaotra nizara!!

  • @RosaMelina-xe8dv
    @RosaMelina-xe8dv 11 месяцев назад

    Lesona sy anatra mankasitraka ❤😢

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 11 месяцев назад

    Misaotra indrindra tompoko mitsigevaeva marina❤😂😊

  • @pamellamougin756
    @pamellamougin756 11 месяцев назад

    Eisy eee fomban'ny lehilahy ny mikaoty ry madama fa ny coco ampiasaina a😢

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 11 месяцев назад +1

    Mitsingevana zany , hakako torimaso indray ity

  • @alidhaa4786
    @alidhaa4786 11 месяцев назад

    Makasitraka tompoko o misy lesona azo iresina 😢

  • @Lala-t5d5k
    @Lala-t5d5k 11 месяцев назад

    Tsy resy ianao fa lehilahy vendrana

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 11 месяцев назад

    Tokony ny vehivavy indray no mandeh miasa. Fa ny lehilahy indray no mba mianatra mitondra tokan trano...
    Raha misy mitete ny tafon trano, d ny vehivavy tsy mahay reparation
    Ny any Thailand sy any Philipine d ny.lehilahy mikarakara tokan trano. Fa ny vehivavy no miasa

  • @yantia2520
    @yantia2520 11 месяцев назад +1

    Misaotra nizara tompoko

  • @vonyman9979
    @vonyman9979 10 месяцев назад

    Mankastrk e❤

  • @apop3771
    @apop3771 11 месяцев назад

    Misaotra betsaka

  • @BaKoly-eb1hk
    @BaKoly-eb1hk 11 месяцев назад

    ❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉