Autant Britney Spears les Rolling Stones, ne feraient autant de spectateurs venus à pied ou en taxi brousses juste pour voir le spectacle. J'adore les hira gasy !
Resaka ve no tantaraina Olon-dehibe samy manan-tsaina Nefa ny zavatra fantatray 'Ty fitiavan'ity mampiferotr'aina e Taitran'ny bika sy ny hatsarana Lasa nirifatra ka tsy tana Hanova fitiavana va ry ngahy Ka ny vady aman-janaka no hialana e Mandram-pihaona tongava soa Mandram-pihaona tongava soa Raha hanaraka an'iny any lavitra any lanao no namadika fanekena lanao no namadika fanekena F'izaho sy ny ankizy dia eto ihany ô Aza maharitra ela loatra Aza maharitra ela loatra Fa rehefa miverina tiako ihany ô FIV/Mbola ho avy izy e, K'aza malahelo Aza miova fitana e, Na mandalo tanana e Mbola ho avy izy e K'aza malahelo eeee O nilaozan'ny tiana tsy tazamaso Tsy mahinakanina fa misento Mirotsaka ho azy ny ranomaso Efa na ho ela na ho haingana iny Tsy maintsy miverina fa andraso Mbola ho avy Mbola ho avy izy e F'aza malahelo! Mandram-pihaona tongava soa Mandram-pihaona tongava soa Raha hanaraka an'iny any lavitra any lanao no namadika fanekena lanao no namadika fanekena F'izaho sy ny ankizy dia eto ihany ô Aza maharitra ela loatra Aza maharitra ela loatra Fa rehefa miverina tiako ihany ô eeee
des frissons sur tout le corps en voyant Rossy sur scène avec ce public toujours au rendez-vous et conscient de son talent. il me semble que c'était son premier concert à son retour à Madagascar (à la suite de son exil politique en France) Je me souviens que ses larmes ont coulé sur la première chanson, ému d'être de retour parmi les siens, c'est-à-dire ce public qui sait et qui a toujours su à quel point Rossy est talentueux et unique. Je ne rentre pas dans son parcours politique, mais d'un point de vue artistique, Rossy est un génie.
Cette chanson me fai penser mon grand-père qui e deja parti au ciel l'année 2004 en plus le Monsieur qui chante à côté de Rossy lui ressemble, j'aime ❤❤❤
Autant Britney Spears les Rolling Stones, ne feraient autant de spectateurs venus à pied ou en taxi brousses juste pour voir le spectacle. J'adore les hira gasy !
Ity no spectacle nojereko farany talohany nandaozako any Mada, merci Rossy ❤❤
Resaka ve no tantaraina
Olon-dehibe samy manan-tsaina
Nefa ny zavatra fantatray
'Ty fitiavan'ity mampiferotr'aina e
Taitran'ny bika sy ny hatsarana
Lasa nirifatra ka tsy tana
Hanova fitiavana va ry ngahy
Ka ny vady aman-janaka no hialana e
Mandram-pihaona tongava soa
Mandram-pihaona tongava soa
Raha hanaraka an'iny any lavitra any
lanao no namadika fanekena
lanao no namadika fanekena
F'izaho sy ny ankizy dia eto ihany ô
Aza maharitra ela loatra
Aza maharitra ela loatra
Fa rehefa miverina tiako ihany ô
FIV/Mbola ho avy izy e,
K'aza malahelo
Aza miova fitana e,
Na mandalo tanana e
Mbola ho avy izy e
K'aza malahelo
eeee
O nilaozan'ny tiana tsy tazamaso
Tsy mahinakanina fa misento
Mirotsaka ho azy ny ranomaso
Efa na ho ela na ho haingana iny
Tsy maintsy miverina fa andraso
Mbola ho avy
Mbola ho avy izy e
F'aza malahelo!
Mandram-pihaona tongava soa
Mandram-pihaona tongava soa
Raha hanaraka an'iny any lavitra any
lanao no namadika fanekena
lanao no namadika fanekena
F'izaho sy ny ankizy dia eto ihany ô
Aza maharitra ela loatra
Aza maharitra ela loatra
Fa rehefa miverina tiako ihany ô
eeee
des frissons sur tout le corps en voyant Rossy sur scène avec ce public toujours au rendez-vous et conscient de son talent. il me semble que c'était son premier concert à son retour à Madagascar (à la suite de son exil politique en France) Je me souviens que ses larmes ont coulé sur la première chanson, ému d'être de retour parmi les siens, c'est-à-dire ce public qui sait et qui a toujours su à quel point Rossy est talentueux et unique. Je ne rentre pas dans son parcours politique, mais d'un point de vue artistique, Rossy est un génie.
Mbola ho avy....alala!!! Merci Rossy ! Pour l’amour de notre patrie toute entière.... merci !! 🤝👊🏾👊🏾✊🏾👏🏾👏🏾🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Mbola ho avy izy fa aza malahelo...cette chanson fait vibrer tout le monde ❤
Tena mbola enjana feoany Dada mily .
Misoatra rossy dia misoatra Dada mily
Mampite ody any Dago 🇲🇬 lay Hira
Respect to you legend
Cette chanson me fai penser mon grand-père qui e deja parti au ciel l'année 2004 en plus le Monsieur qui chante à côté de Rossy lui ressemble, j'aime ❤❤❤
Mandram-pihaona tongava sou 😭💔manina ny any an-tanana fa tsy hita n’y atao 😭😭😍🇲🇬
Zay nijery tao io spectacle io ! Mercy Rossy e !
Zay maha Rossy Rossy eee
Amle feo tsara rangaaa hafa ihany NY fahiny mankasitrakeee🙏🙏🙏🙏❤
Na lavitraz tenanko d mbola mankafy NY hiranao ❤❤❤🙏🙏🙏👍👍🙋♀️
Misaotra anizy roavavy mandihy am faha 1:13 (cameraman koa niasa tsara) kopatanana e, mba omeo vaovao nizy ireo izay mahafantatra azy ireo. 💃💃💃💃
Mampy tia hiverina any Dago mafy❤️❤️❤️❤️❤️
Madagascar me manque je t'aime Madagascar merci zoky Rossy ♥️♥️♥️♥️♥️♥️😭😭😭😭
Ndriiiii Zay sy ny ankizy dia eto ihany ,atsarovako any mamany ty hira ty
ça aussi c'était quelque chose; l'époque où il n'y avait pas encore de bus menant jusqu'à Antsomjombe🥰
Mahatsiaro an'i Madagascar za zany😢😢,mbola hoavy an'i ihany indray andro an'i 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
La belle âme malagasy avec du Hira Gasy. Les racines ne mentent jamais.
Tiako be ty hira ty makasitraka Rossy .Tena mahatsiaro te hody be aho malahelo ny any an tanana e!
Misaotra rossy a, mitsangana ny violon koditra miaraka aminareo misaotra eeee❤️😍
Mbol hoavy e 😭😭😭 any anw zay.... tikou beu ty hira ty mampanembon ny fianakavian rehtr 😭😭😭
Mbola ho avy 😢madagasikara malalako tsy foiko😍
Rossy restera toujours l un de meilleur Artiste Malagasy j❤
Merci Roissy tu m'as donné de l'espoir avec cette musique.tsiniverna izy.
Maty a letie 😂😂😂😂
Hafa ihany i Gasikara Tsy foy. :-)
❤❤🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤❤❤❤
Azalah mandrapihaona tongava soa ❤
Manja be. Tsara hira gasy ;misaotrae!
❤❤❤🎉🎉🎉 Top top mbola hoavy izy eeeee
Tena matsiaro te-hody mafy Za miheno hiran 'i Rossy" Jiaby.
Mahatsiaro mijery # ROSSY rehfa fetin ny Reny, malahelo e! 😅
tiako be io hira io,merci nizara e
Ntsooo ...😢😢😢😢😢mahate hody.. an ianao zay ry mama
Hermoso hermoso y grande Rossy felicitación
Ndriii😢aatsiarovako an'i papako
mbola ho avy e ❤😭😭❤
Mafy e❤
Ndriii mampanembona 😭
Mafinaritra be. Mampatsiaro Madagasikara.
Mbola ho avy izy e, President Andry Rajoelina
Rossy mazana e
Goma tampoka zao🥰😍😘🇲🇬
Avereno Roissy ilay ''Tapolaka gilady'' eeee
😪,mahatsiro ny tanindrazana 😪 ,mbola ho avy😪😪😪😪
❤❤❤❤ mamptehody 😢😢😢
tiako loatra ianao ry tanindrazako
trop fort anao Rossy!!!!!
1'10 tiakou tsara ❤🥰🥰🥰🥰
Msaotra betsaka Rossy tena tsara be le ira
Tiako be! Mampatsiaro ny any antanin-drazana!
❤
manja be an
misaotra ny tarika Rossy sy Ramilisaon Besigara
Mampahatsiaro ny any antanan.Mbola ho avy eee
ahatsiarovako ny fahazazako mihitsy ity hira ity! miteniteny foana fotsiny aho t@ zany fa tsy dia tena nahay tononkira :D
MADAGASCAR ❤
🇲🇬❤️bonne année
j'adore Rossy, de la part de laréunio,
J'adore 👍👍👍👍👍
Merci
malahelo ny any an tanana sady te hody ,sady mahatsiaro ny famadianany ray amandreny zay lasa vovoka,ny fony gasy hafa iany,lay tokana iany ity e
Manaja Zoky Rossy a.
anova fiainana ve ry ngiah ka ny vay sy zanaka no arina!!!!! kkkkkkkkkkkkk
Hahatsiarovako be ny fahazazako namana ity vazo ity ka!!
Adao tsika ody he
j'adore
Yaeee
Mbla hoa vy fa antra so
dreeee, ma te hody.
Tikobe mintsi le ira za matsaro Madagascar msotra Rossy
Waou c’est 🥰
😍😍
sui avec toi
mbola ho avy ahh e 😂
REVEKO BE LESY ROSSY A;
Mbola ho avy izy e
Te hody aho maheno ti hira ti
1'10 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
karima bakare Misaotra tena maha-tehody ay
ary iza ny anaran'ilay tarika mpihiragasy ?
Rasoari R Ramilison besigara
tsara e! mankasitraka e!
Makafy foana e
mandria ampiadanana ramilison sy perline sy ireo tao @ tarika ramilison bbesigara sy rossy
Olobelo ricku
Nijery tao mitsy zay t@io🤣🤣🤣 tsy tara mitsy vo hoe ROSSY
❤❤
🥰🥰🥰
te hody Aho eee" ts maintsy and ihany ny afaran'eee
natasoa Rroucou mampatsiar b dag le iz mbol okay eeee
Fetin reny tam ito tena afa po kosa alo
2024 ?🥹
misotra tena mb teto zay tam ito tena afa po
Ramilson Besigara
❤💍🇲🇬
Tsara be
Tiko loatra. Manakasitraka e
Depuis RDCongo j'adore Rossy
malahelo foana za rehefa mijery an io
Tsara e
Mankasitrakp
Tsara le hira
Sensey
Gasycar🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬