Ianao no heriko - Bessa & Haingo

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024

Комментарии • 36

  • @leilarakotoson9820
    @leilarakotoson9820 3 года назад +1

    Ny fahasambarako dia ny manana anao TOMPO O . Amen

  • @bakonirinaRAZAFINIMPARANY
    @bakonirinaRAZAFINIMPARANY 3 года назад +1

    Manazava ahy ny endrikao somamby
    Ravo ny fanahy fa voatambitamby
    Tononkalo vao no indro izao ateriko
    Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko

  • @manjaka3041
    @manjaka3041 11 лет назад +3

    depuis tout ce temps que j'ai cherché cette chanson.. ravo n fanahiko ary mfaly n foko noh n voninahitr'Andriamanitra izay ts mitsahatra miposaka amiko. Amen

  • @zorabeniamina1759
    @zorabeniamina1759 5 лет назад +1

    Tompo o Ianao no tanjako sy heriko
    Tsy very mandeha izay mifefy Aminao 🙂

  • @accountingmadacit7926
    @accountingmadacit7926 7 лет назад +1

    Ny androko omaly maratra raha atambatra, toloranao fitia ka tony sady sambatra. Merci mon Dieu

  • @Rbatseba
    @Rbatseba Год назад +1

    Misaotra Jeso malala oh,ny amin'ny Taona vaovao azoko androany

  • @Mankafy
    @Mankafy 10 лет назад +19

    Mifaly aminao ny foko Andriamanitra
    Fa miposaka ao ny taratry ny lanitra
    Tononkalo vao no indro izao ateriko
    Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko
    Manazava ahy ny endrikao somamby
    Ravo ny fanahy fa voatambitamby
    Tononkalo vao no indro izao ateriko
    Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko
    Ny androko omaly/malia maratra raha atambatra
    Toloranao fitia ka tony sady sambatra
    Tononkalo vao no indro izao ateriko
    Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko

    • @sylvoalias
      @sylvoalias 6 лет назад

      Misaotra @'le tononkira Rahalahy.

  • @MinoRavelo
    @MinoRavelo 3 года назад +1

    Manazava ahy ny endrikao somamby

  • @lalainamiora7748
    @lalainamiora7748 8 лет назад +1

    Rehefa maheno ity hira ity de mahatsiaro maery be zany fona.mafinatra be l hira fiderana.

  • @francinealiceratompoarivon7184
    @francinealiceratompoarivon7184 9 лет назад +1

    Ny androko malia maratra raha atambatra,
    Toloranao fitia ka tony sady sambatra
    Tompo ô! Ianao no tanjako sy heriko

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 Год назад +1

    Misaotra n'y Tompo @ n'y andro vaovao. :-)

  • @rakotondrabeyarsou6102
    @rakotondrabeyarsou6102 11 лет назад +1

    zay voa fantatro fa bessa sy haingo no mihira anio , tsara be le hira e mampahery, e!

  • @holinirinajeannoda7344
    @holinirinajeannoda7344 2 года назад +1

    J'adore ❤💚❤💚

  • @masomahitabarimanga9725
    @masomahitabarimanga9725 4 года назад +1

    Andriamanitro telo izay iray no tanjako sy heriko

  • @lanja92
    @lanja92 9 лет назад +3

    Tompo ô Ianao no Tanjako sy Heriko.

  • @arisoatiana3060
    @arisoatiana3060 10 лет назад +2

    tsara lotra ty hira ty, tiko be!!!! msotra e

  • @emidyn
    @emidyn 10 лет назад +1

    Tiako be !Tonony feony lafatra !

  • @mampiononacecilia8629
    @mampiononacecilia8629 6 лет назад +1

    Mafinaritr zaho na ny feo na ny tonony,Mankasitraka ndrindra tompok

  • @nirilalaemilerandrianariso6611
    @nirilalaemilerandrianariso6611 8 лет назад +1

    manome fitoniana tanteraka na ny melodie na ny tonony

  • @rinasandy9117
    @rinasandy9117 6 лет назад +1

    tena mahery tokoa rehefa manana an'i Jesoa

  • @meuviver9294
    @meuviver9294 10 лет назад +1

    Ny tiako indrindra @ bessa rehetra. Misy fotoana aho tsimaintsy mitady ity hira ity ho sakafom-panahy.

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 6 лет назад +1

    Ny androko omaly/malia maratra raha atambatra
    Toloranao fitia ka tony sady sambatra
    Tononkalo vao no indro izao ateriko
    Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko..... Misaotra Tompo o..

  • @laloulydia4451
    @laloulydia4451 11 лет назад +1

    Ary neveriko fa Karmela no mihira an'ity

  • @navixxgoldman7813
    @navixxgoldman7813 7 лет назад +1

    Ny androko malia ilay izy ka ;)

  • @zarasoaandriantomanga3997
    @zarasoaandriantomanga3997 8 лет назад +1

    Tanjako sy heriko :) (y)

  • @mihantasoathevenot8997
    @mihantasoathevenot8997 11 лет назад +1

    Amen

  • @bakonirinaRAZAFINIMPARANY
    @bakonirinaRAZAFINIMPARANY 11 лет назад +1

    Tompo o ianao no tanjako sy heriko

  • @anicettenathalie2351
    @anicettenathalie2351 5 лет назад +1

    Mandria ampiadanana Zoky Haingo

  • @arijaonahenri2926
    @arijaonahenri2926 8 лет назад +3

    TADIDIO FA JESOSY KRISTY ILAY ANDRIAMANITRA TOKANA ANDRIAMANITRA TOMPON'NY FANAHY MASINA IRERY NO HERINAO

  • @nirilalaemilerandrianariso6611
    @nirilalaemilerandrianariso6611 8 лет назад +1

    tsara

  • @ralambosata6747
    @ralambosata6747 12 лет назад +1

    Ianao no heriko TOMPO o!!