TOMPO O FANTATRAO de Henri Ratsimbazafy
HTML-код
- Опубликовано: 7 ноя 2024
- Paroles:
"Tompo o fantatrao
Malemy tokoa zaho izao
Nofo aman-drà fa tsy anjely
Tsy mendrika anao velively
Tompo o fantatrao
Ny ota ao anatiko ao
Loto mameno ny foko
Ny fahalemen’ny finoako
Tompo o fantatrao
Malemy tokoa zaho izao
Nofo aman-drà fa tsy anjely
Tsy mendrika anao velively
Tompo o fantatrao
Ny ota ao anatiko ao
Loto mameno ny foko
Ny fahalemen’ny finoako
Kanefa Tompo o
Kanefa Tompo o
Ny fanahinao manazava
Ny tahotro misava
Nomenao fahasoavana
Noraisinao ho havana
Ny teninao no toky ho ahy
Mitarika ho sahy
Hanantona anao
Hanaraka anao
Hanara-dia anao hatram’izao
Koa diovy aho
Hamasino aho
Hamarino aho
Amen
Koa diovy aho
Hamasino aho
Hamarino aho
Amen"
Avec l'accord de l'artiste
Henri Ratsimbazafy