TSY MAINTSY HO SAVAINA NY VALISE DIPLOMATIQUE...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 29 янв 2025

Комментарии • 15

  • @margueritephilibert
    @margueritephilibert 2 дня назад

    Aminakahy savay zay mandalo eo

  • @SimoneBacchi-j5z
    @SimoneBacchi-j5z 3 дня назад

    Za koa aloha de miombokevitra aminao Mr le Président

  • @herimalalanardamiel1601
    @herimalalanardamiel1601 3 дня назад +5

    Parler pour ne rien dire

  • @mraj2234
    @mraj2234 2 дня назад

    te ahita azy hisava valise diplomatiquen'ireo ambassade aho ijerena an'izany

  • @melybridge-ps1vg
    @melybridge-ps1vg 3 дня назад +1

    Tsy reraka madaingy hova laha tsy manjary ty.

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 3 дня назад

    Sady fondrona no tsy mahay droit international ka mitzniteny foana!
    Iza no olona mit.ondra vzlise diplomatique hanaiky ho savaina eo ! Ry zareo ihany anie no manondrana entana antsokosoko mivoaka eny Ivato! Resa-kehy fotsiny ! Moa ve hasaky hisava tookoz reo douaniers taorian'ireny " primes " iireny! Mampoihomehy ry zareo! 6😮😮😮😮

  • @MC_Kwadrat_1849
    @MC_Kwadrat_1849 3 дня назад

    Sady efa misalotra fitafy ORANGE-SPECTRUM [izay avandravandrany be] Ramatoa no mbola manao ny fanaon'ny mpikambana ao amin'ny fanamboarana trano afak'haba = franc-maçonnerie ihany koa, satria mikitika kely ny solomasony foana izy mialohan' ny hitenenany zavatra mety hanelingelina ny olona mampitafy sy mamela azy hiteny malaladalaka kely rehefa mahazo micrrro. Azo atao koa ny somary mikohaka kely Ramatoa ah, raha tsy te hikitika lava ny solomaso na volomaso na ambany maso ianao. Tsy kredibla na dia kely ity Ramatoa ity! N.B.: Minitra 4:42 -4:50 = DISO BE ianao Ramatoa ah!!!! TSY ny frantsay no manome vola [tsolotra / tsindry Mafia] ho an'ireo filoha afrikanina [FrançAfricains] fa ny filoha afrikanina no manolotra na mitatitra vola sy harena sarobidy be dia be avy aty Afrika ho an'ny Lafrantsa sy ireo filoha frantsay nifandimby.

  • @31raso
    @31raso 3 дня назад

    Mahagaga mihitsy ity fanomezantsiny lava ny hoe "tandrefana" eto@ty radio ity,!fa Iza moa no tompon'ny trafic eto M/scar en tout genre!???!
    Iza no manjaka .@resaka volamena eto?? cinéma bé fotsiny. no miainga ...amiko io prime io , fanampenambava ireo douaniers fotsiny MBA ho matik'henamaso
    @ireo debabe n'y bizna s'y trafika....

  • @rtsvhgy3589
    @rtsvhgy3589 2 дня назад

    EFA TARA BE EFA AM TONNES NO EFA LASA ANY

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 3 дня назад

    Mety mandrora mitdilany ihany ny Filou ary mety dido ihzny oizy niresaka ny tokony hisavana ireny valises diplomatiques ireny! Fa iza tokoa moa no hafaka mamoaka valises diplomatiques ? Tsy ny vahoaka mihintsy akory !

  • @shakuruabdu4478
    @shakuruabdu4478 День назад

    Moa ve hainareo fa ny tany Komoro nisy GLACIÈRES DIPLOMATIQUES feno hena kisoa bizinan'i masoivoho gasy tany Moroni? Mazotoa ianareo mianadahy aminy famonoana ny afo.

  • @Rasahy-s4o
    @Rasahy-s4o 3 дня назад +3

    Bla bla bla bla!!

  • @loulettepauline5865
    @loulettepauline5865 3 дня назад

    Milaza tsy anontaniana i anareo fa mahagaga misy tsy fanajana vahiny anie izany 🤫

  • @Lauradoh
    @Lauradoh День назад

    Resabe fotsiny fa reo ihany no manao corruption Am resaka valise diplomatique, mody bla bla bla,
    Aiza zao lay olona namoaka ny volamena tratra tany Comore???
    Iny zao no tokony samborina

  • @31raso
    @31raso 3 дня назад

    " Kinga tokoa hono ny communauté internationale manome tsiny n'y gasy"!?!? Mada gougou indray ity no hanome lesona n'y firenena tena democratika,fantaro fa any aminy tsy misy corruptions vitavita hoazy zany,fampandrina adrisy nyan'ireto journaleux marary saina ireto..Ary Donald Trump tsy namanareo mihitsy fa aza manao style eo!