Tantara Malagasy - KAPOAKA MANGIDIN'I MOMBA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
HTML-код
- Опубликовано: 15 сен 2024
- KAPOAKA MANGIDIN'I MOMBA
Tantaran'i Radio Don Bosco
Tantara indray miseho
Tantara Malagasy
#tantara
#sarymihetsika
#kapoakamangidinimomba
Misy ho sainina tsara izao trangam-piainana izao, indrindra ny amin'ny hasarobidin'ny "ENY" izay nifanaovana. Mirary soa ho an'ny tokantrano rehetra😊
Mankasitra e❤
Merci beaucoup tsara be ❤️
Makasitraka indrindra tompoko tsara be ni tantara❤😊
Salama o,
Ny voamariko dia lava loatra ilay feonkira mialohan’ny fiantombihan’ny tantara..
Mankasitra tompoko fa tena mahontsa sady nazahoana lesona tsara 🎉🎉🎉 ho ela velona anie nareo rehetra mpanantontosa.Ho tahiny tompo daholo🙏🙏🙏
Misaotra nizara tompoko