NAEL - HIARETAKO AVAO (Official video 2019)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 окт 2024
  • Page fan NAEL: / nael-officie. .
    TITRE:HIARETAKO AVAO
    ARTISTE:NAEL
    PROD:S6-JYZ
    TEAM REQUIN 2019

Комментарии • 72

  • @laureneramamonjisoa7528
    @laureneramamonjisoa7528 4 года назад +12

    💫NAEL💫_Hiaretako Avao
    Ny vavako te hagnambara
    Te hivola hoe tia fa mataotsy anao
    Magnahy aho fa sao-nao magnifiky eh
    Ny masoko roa lasa jamba
    Mitsagam-bolo vao mahita anao
    Nefa tsy hitanao fa madiniky eh eh
    Indray andro any ho anilanao
    Mety hafaliana tsy omby tratra ny agnatiko ao
    Indray andro any ho anilanao
    Mbola tsy haiko ny amaray eh
    Indray andro any ho anilanao
    Mety hafaliana tsy omby tratra ny tratra ny agnatiko ao
    Indray andro any ho anilanao
    Mmmhhmh
    Na dia te hamboraka eh
    Fa bitsibitsika agnaty horakoraka eh
    Tsy renao akory fa bitika eh
    F'anao na tsy hangoraka eh
    lignasako avao mandra-piakatry soratra eh
    Fa sao hisy sombiny hipitika eh
    Ayayayaya ayaya
    Tia fa tsy hitanao
    Ayayayaya ayaya
    Tia fa tsy fantanao
    Ayayayaya ayaya
    Tia fa tsy hitanao
    Ayayayaya ayaya
    Tia fa tsy fantanao
    Anao paradisa nefa afobe koa
    Fahotana aloha ny agnah ekeko
    Magniry fananan'olo
    Tsy tsaroako iaby ny didy faha folo
    Tsy izao kosa angamba anie
    Fa ilay fitiavako no mandeha anjambany eh
    F'enao na efa anazy anie
    Mbola tiaviko mangina ato agnatiko eh
    Ayaya ny ato agnatiko eh
    Mitempo mangina aminao ny ato agnatiko eh
    Ayaya ny ato agnatiko eh
    Mitempo mangina aminao ny ato agnatiko eh
    Na dia te hamboraka eh
    Fa bitsibitsika agnaty horakoraka eh
    Tsy renao akory fa bitika eh
    F'anao na tsy hangoraka eh
    lignasako avao mandra-piakatry soratra eh
    Fa sao hisy sombiny hipitika e
    Ayayayaya ayaya
    Tia fa tsy hitanao
    Ayayayaya à yaya
    Tia fa tsy fantanao
    Ayayayaya ayaya
    Tia fa tsy hitanao
    Ayayayaya ayaya
    Tia fa tsy fantanao
    Eeeeeh
    Tia fa tsy fantanao
    Na fisiako ve ho fantanao
    Sao hisy vidiny hiaretako avao
    Tia fa tsy hitanao
    #lyrics💛

  • @nirinachainna9764
    @nirinachainna9764 5 лет назад +1

    tena mlay be ranga ty vazo ty Le!!! Merci koahy zaiko eeee!!!! Team Requin!!!! sur mints

  • @louvarakotobe2941
    @louvarakotobe2941 5 лет назад +2

    Bitsibitsika anaty horakoraka,Anao paradisa nefa afobe ko,milay e! Merci

  • @tsiranajoellawhillard4810
    @tsiranajoellawhillard4810 5 лет назад +4

    Wayyy, lasa Artist kay elah 😲🤛👏👏👏👏 Bravo letsy, mlay b

  • @marialisboa3540
    @marialisboa3540 3 года назад

    Nael is a great place to work for and I am very excited about this opportunity and I look

  • @sanjyfuiniepirsivy4205
    @sanjyfuiniepirsivy4205 5 лет назад +1

    tena tiko lotraaaaa... merci koay zaiko ein!!

  • @lucasrakotogames1718
    @lucasrakotogames1718 4 года назад +1

    mety hafaliana tsiomby tratra ato angatiko e ao merci koahy zaiko e

  • @radoaimerandriamialison1430
    @radoaimerandriamialison1430 5 лет назад +5

    tiko kosa le tablier tsy hantonona an, fa milay vita mlagasy , tohizo fa tsara eh.

  • @plouplou1136
    @plouplou1136 5 лет назад +3

    Ka mila miteny anie ianareo lela fa tsy manaraka2 fontsiny eny e tsy misy mahafantatra izay ao amponareo ao raha tsy miteny nareo.

  • @swaaas-sfswas1320
    @swaaas-sfswas1320 4 года назад

    Merci kwh zaiko, bitsibitsiky anaty horakoraky srx ❤️

  • @deejaystilinski7136
    @deejaystilinski7136 4 года назад +1

    merci koahy zaiko ee

  • @suzannenathalia6467
    @suzannenathalia6467 4 года назад

    Aro j'adore 💕 eeee merci beaucoup ❤️

  • @leondojrmarco3062
    @leondojrmarco3062 5 лет назад +3

    Surr less aah milay eh 👊👊

  • @hlfagroupe1410
    @hlfagroupe1410 5 лет назад +1

    top zouky eeee
    zay maka anlah

  • @zafiniainaonja5103
    @zafiniainaonja5103 4 года назад +1

    milay kosa le hira a, fa miarakamle fandihy kely mananihany, milay ery

  • @gaellegilbertinebenyberaha1591
    @gaellegilbertinebenyberaha1591 5 лет назад +1

    Merci koahy zaiko eeeeeeh:-P:-P:-P:-P

  • @mominahibrahim2209
    @mominahibrahim2209 5 лет назад +2

    Tiako eky ira ty zegn ay

  • @razafindrasofrancineelia8239
    @razafindrasofrancineelia8239 5 лет назад +2

    J'adore ♥️♥️♥️♥️

  • @misarazafindrasolo596
    @misarazafindrasolo596 5 лет назад +1

    mrc koahy zaiko eee!!!!!!

  • @lucasrakotogames1718
    @lucasrakotogames1718 4 года назад +1

    merci koahy zaiko e

  • @razakamanitramanitra4500
    @razakamanitramanitra4500 5 лет назад

    hatsiarovako olona iray izay ity hira ity ...Merci les a

  • @natachamyosotis5447
    @natachamyosotis5447 5 лет назад +2

    merci koahy zokiko ee

  • @raharisoaanna6820
    @raharisoaanna6820 5 лет назад +1

    merci koai zaiko e!!!!

  • @ymeldaravololonirina8393
    @ymeldaravololonirina8393 4 года назад +1

    mlay ee mankasitrak

  • @katonbeats26
    @katonbeats26 5 лет назад +3

    Yeah
    ela niandrasako an'ty clip ty
    Sur eee

  • @nazializa7625
    @nazializa7625 4 года назад

    Tsara eee 🌹

  • @mczirm2339
    @mczirm2339 4 года назад +1

    ao ka tsara loatra

  • @sedrarabearifara2029
    @sedrarabearifara2029 5 лет назад +2

    Mlay less a
    Reveko tyh a

  • @NnN-qb6sg
    @NnN-qb6sg 3 года назад

    Mercie nael ee

  • @saidycell4648
    @saidycell4648 4 года назад

    Tsar eee 😘😘😘

  • @FernotRomain
    @FernotRomain 9 месяцев назад

    mpankafy

  • @rantorandrianar6348
    @rantorandrianar6348 5 лет назад +1

    Kiasy manafo o👍🏻👊🏿

  • @razafiarisonfy6542
    @razafiarisonfy6542 5 лет назад

    Tonga iany le clip 😍

  • @moustalifidel6817
    @moustalifidel6817 5 лет назад +1

    Ao soa koah

  • @ravelosonfortunatyves452
    @ravelosonfortunatyves452 4 года назад +1

    tiko hiaretako avao

  • @newkuwait3206
    @newkuwait3206 5 лет назад +2

    Tiako

  • @tahinalavakely3277
    @tahinalavakely3277 5 лет назад

    wooooaoh!!!!!! mlay b

  • @nanciahasiniaina1856
    @nanciahasiniaina1856 5 лет назад +1

    merci tikou be le hira

  • @lucrbj9144
    @lucrbj9144 5 лет назад +2

    sur less e mlay lah eh

  • @geraldineroucou8595
    @geraldineroucou8595 4 года назад +1

    Top💓💓💓

  • @alainrazafy7865
    @alainrazafy7865 2 года назад

    Ya mon tonton ses celui ou il sort de la voiture blanch ses le cousin a mon papa

  • @mickaeljacky9230
    @mickaeljacky9230 5 лет назад +1

    milay foana e

  • @yanndelrsjr.2217
    @yanndelrsjr.2217 5 лет назад +2

    sur eee!!

  • @mariaraveloar470
    @mariaraveloar470 2 года назад

    ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @eddylamar9160
    @eddylamar9160 5 лет назад +1

    revek n zvtr avoakanla les,mlay

  • @bonavrajabaly9542
    @bonavrajabaly9542 4 года назад

    mkz bitsibitsiky anaty orakoraka kii

  • @rakotoarisataandrepatrik2143
    @rakotoarisataandrepatrik2143 5 лет назад +1

    Mer6 koah zaiko eee

  • @tahiriniainarabetafika9084
    @tahiriniainarabetafika9084 4 года назад

    jtm nael

  • @fifiyarmalzai9013
    @fifiyarmalzai9013 5 лет назад +3

    😍

  • @marialisboa3540
    @marialisboa3540 3 года назад

    Nael

  • @nazeanandrianne9074
    @nazeanandrianne9074 5 лет назад +1

    Mlay e

  • @lucasmiaritia9592
    @lucasmiaritia9592 5 лет назад

    tsara less aaaaaaaa

  • @nurulrozynadia96
    @nurulrozynadia96 4 года назад

    my Name is NAEL

  • @maholyram1995
    @maholyram1995 2 года назад

    💗❤❤❤❤

  • @herysido1761
    @herysido1761 4 года назад

    Merci lets frer an 🖖👌

  • @cedriccedric960
    @cedriccedric960 5 лет назад

    zay vao nivoka le clip le

  • @tojorakotovao1819
    @tojorakotovao1819 5 лет назад +1

    Merci koahe

  • @avotianarakotomalala4997
    @avotianarakotomalala4997 5 лет назад +1

    top

  • @ra_kyoto_lova7343
    @ra_kyoto_lova7343 3 года назад

    Ttiio

  • @lucasmiaritia9592
    @lucasmiaritia9592 5 лет назад

    ratsy

  • @lynthyaz5784
    @lynthyaz5784 5 лет назад +3

    waouh ,le mandih iany no tsy aritro😂😂😍

  • @geraldineroucou8595
    @geraldineroucou8595 4 года назад +1

    J'adore 💖💖💖

  • @akioontonda9273
    @akioontonda9273 5 лет назад

    Merci koahy zaiko e