#gasyrakoto

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 18 сен 2024
  • Tantara gasy: Fitia tsy mety maty - Kolo fm

Комментарии • 55

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 3 года назад +2

    Misaotra betsaka anaro tompoko fa tegna mampalahelo be lay tantara, Misaotra mankasitraka ary mankatelina anaro jiaby 😍😍😍😍😍😍

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 года назад +2

    Tsara zany tantara zany résa.pitiavana mavaivay ndray izy zany raha azoko tsara 😊😊

  • @emmarafaliarison9516
    @emmarafaliarison9516 3 года назад +3

    Misaotra betsaka ooo,
    vao mihaino mihitsy

  • @fenoguerlavais5466
    @fenoguerlavais5466 3 года назад

    Tena tsara be,misaotra ny panoratra sy ny pilalao ary ny pizara🥰😍🤩

  • @Alesja_magdich
    @Alesja_magdich 3 года назад

    Tena mampalahelo b le tantara 😢😢nirotsaka mandrapatapitra lay tantara ny ranomasoko. Misaotra nizara rea.
    Izaho tsy mbola sahy miheno an ilay tantara mampatahotra hatram izao fa tsy vitako fa matahotra aho na mijery am tele na tantara am Radio 📻 ,eny na boky vakina ko aza fa tena b fatahorana izay .
    Misaotra betsaka Gasy Rakoto 🌷🌷

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 года назад

      ka @ atoandro zany henoina de tsy mampatahotra e

    • @vivianeraminosoa2159
      @vivianeraminosoa2159 3 года назад

      Indraindray koa mody ilay sary anie no mampatahotra nefa tsy maninona akory e!! Andramo tsikelikely fa vitanao eo foana ny mihaino azy. 🙂

  • @julioleonce2151
    @julioleonce2151 3 года назад +1

    Tsara kosa le tantara sad mampalahelo.kkkkkkkkk fa lol bé ndrai2 ko .aiza ko mo de ts hifakahalala.maman fitia s'y dadany .n'a de 12 taona zany .n'a le lalandoza.nanambana basy an fentra.ve de ho hadinoni.ni tarehy iz nisakafo tani am resto.fa

    • @arivnana9474
      @arivnana9474 3 года назад +1

      Zay la tantara ee! Ataon ny mpanoratra zay mampetipety azy eo na dia misy aza zavatra tsy logique mihitsy ao anatiny ao..😀😀....ndraindray mampite hanoratra sy hanamboatra be zany....

  • @angelinerazanamasy7257
    @angelinerazanamasy7257 3 года назад

    Misaotra betsaka fa tena tsara 👍 mankasitraka ,mirary SOA 🙏

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 3 года назад

    Gasy Rakoto, mankasitraka fa tena tsara be ny tantara

  • @cintsmati5009
    @cintsmati5009 3 года назад

    Mankasitraka tompoko tsara lotra 🙏🏻❤️🙏🏻🌹🌹🌹🌹😘😘😘😘

  • @franciajenny7951
    @franciajenny7951 3 года назад

    Misaotra fa tena tsara le tantara ❤❤😘

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 года назад

      Rehefa afa po ianareo dia tafita ny hafatry ny mpanoratra e

  • @andritianaherilala508
    @andritianaherilala508 Год назад

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @marrymarry8826
    @marrymarry8826 2 года назад

    Makasitraka hatrany tompoko

  • @akinamalala5960
    @akinamalala5960 3 года назад +2

    Oarayyyyy oa ry lalaaaaaaaaaaaaaaaa 🤣😂🤣

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 3 года назад

    Izao ilay fiainana devoly. Devoly velona ilay Lala... misy olona tena ohatra izao mihitsy.... ...na izany aza samy mijinja zay nafafiny daholo ny olona..

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 3 года назад

    Tsara be!! Misaotra nizara!!

  • @angelcamarie8648
    @angelcamarie8648 3 года назад

    Mankasitraka indrindra e ,Tena tsara be 💖💖💖

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 года назад

      misaotra manaraka hatrany o

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 3 года назад

    Tena tsara fa mankasitraka an’i Gasy Rakoto

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 года назад

    Misaotra betsaka ô🇲🇬❤❤

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 3 года назад +2

    Miarahb anao Gasy Rakoto d miarahb an mpankafy rhtr koa tratrasoa ty herinandro vaovao ;d vao hanomboka hiaino k mino sy manantena f ho tsara fiatombohn ny herinandro @ ty tantara Fitia tsy mety Maty ty d mankasitraka anao Gasy Rakoto nizara ny soa sy ny tsara hatrany ary mankasitraka an Kolo FM koa syny mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 3 года назад

    Mankasitraka indrindra tompoko ô 🥰🥰🥰🥰

  • @bernadettenpl9031
    @bernadettenpl9031 3 года назад

    Mampalahelo be lay tantara

  • @soavinafamatanatsoa7048
    @soavinafamatanatsoa7048 3 года назад

    Misaotra betsaka nizara

  • @ranjavola4337
    @ranjavola4337 3 года назад

    Misaotra Ary mankasitraka indrindra tompoko o❤️❤️❤️

  • @mayaaandreaa3594
    @mayaaandreaa3594 3 года назад

    Misaotra nizara tompoko 🙏

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 3 года назад

    Mankasitraka anao nizara Gasy Rakoto d mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa tompoko f tena tsara b sady mamplhl indrisyyy Misy fitia tsy mety fa mifikitra ao ampo eh; odian tsy hita mankarary ;alevina ts mety lo eh ; totofana vao miha mitsiry eh ;ilaozana manangatra etc ! Toraka voninkazo ho anareo rhtr tompoko oo

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 года назад +1

      Atolotra ho an ny mpanoratra sy ny mpanatontosa ny fisaorana o

  • @yondra1996
    @yondra1996 3 года назад

    Misaotra betsaka

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 года назад

    Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣💕💞🧡♥️💙🇲🇬🇲🇬🇲🇬♥️🧡💙💓💕❣🇰🇼🇰🇼🇰🇼💗♥️🧡💙💞💕❣💯👍💯💜💚💛❤💝💘

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 года назад

      ts mis fisaorana Sidonie

  • @ginovandersteen9969
    @ginovandersteen9969 3 года назад

    Tsara fa ilay musique de fond mafy loatra. Mikorontana be.

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 2 года назад

    tena marina fa mist titena piratapo

  • @lucasfifaliana9809
    @lucasfifaliana9809 3 года назад

    Misaotra de mankasitraka indrindra tompoko t@ le tantara fa tiako b

  • @marinagladice1276
    @marinagladice1276 3 года назад

    Misaotra betsaka topoko tena tiko b

  • @pamellamougin756
    @pamellamougin756 3 года назад

    Merci 😊

  • @taylorsarobidy737
    @taylorsarobidy737 3 года назад

    Matsiro b ❤❤❤❤🤍🤍💙💙💚💗💗💗😍😍😍

  • @marieagatherasoarimanana6476
    @marieagatherasoarimanana6476 3 года назад +2

    O