Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Toujours aussi magnifique, les deux artistes qui ont bercé toute une enfance, quelque nostalgie !
efa nandrasanay efa atrin'iela mihitsy hoe rovina ndray tafaverina hiara ihira nareo roa.....mety be....voamay tsara noni efa vita.....merci encore...ngoma anao zay tahiry1
Vous êtes UNIQUE,tdy misy zhasolo zao fiarahana izao
Vo maika tsara be ilay feon'i Tahiry! Tiako foana! Sad mbola manja be
Mirary soa hatrany ho anareo....KANTO loatra,mafinaritra be,mampangorintsina mihitsy. Misaotra betsaka Tompoko
Tiko ery..vomaika tsara b feonao Tahiry 😍😍
enga anie ka mba ho mandrakizay ny tarika Ndondolah & Tahiry e! tohizo foana ny kanto e! tena maminay nareo ! mankasitraka be dia be ho anareo e!
Oui tena tsara b ilay feony tahiry !! 😍😍
tena vômaika ça va bé le vocal Tahiry aaaaa,,,,
tena mbola mitana be zany feon'i Tahiry zany an!!
jumeaux ve rizareo ireo?tena mitovy be izy dahy é!je les adore!!!!
Cousin cousine izy roa. Fa i ndondolah no kambana amin Vola
Bravo anareo dahy , tsy miova mihintsy ny feony Tahiry vao maika mihatsara
tena faly @fahitàna an'i Tahiry miverina mihira indray an!
hafa ihan Tahiry ! merci f ten ao tsar !!!!!
mankasitrakeeeee......nareo mlay fona e
Tiako eeee mercii à vous deux😘😘💞💞
Woow mahafinaritra be nareo 2 bizzzzzz
Hafa mits le nareo e Za tena ts de niaino mits t@ Tahiry ts teo Merci bcp. Mpankafy foama
ten mahay tsar vocal nw tahiry tik be😘😘😘
ndriiiii! hafa foana Tahiry. Tsara dia tsara ee
Ny fahazazako mamiko ny hira gasy mankasitraka
Tiako be tahiry! miha tsara ny feonao, tsara ny mozika gasy
Ndondolah sy tahiry
forever ndondolah sy tahiry
Tena vomaika tsarabe aza re oooo.❤
tikooooo e hafa iany nareo dahy misaotra eeeee
Henjana tena henjana izany fiovana eo amin'ny 1:07 izany. Tena tsara, tena tsara!
Tsara b lay nouvelle version " kamboty fitia" mankasitraka o ❤👍
milay eeeee tena mbola top e
Waouh... Milay be ...
Tsara tena aoka izany! Mankahery hatrany ny tarika e.
Tsy niova lé feoni si lé feani .. hihih
😂
Milay be !!!! Top
tna tsy miova miitsy Tahiry an
Tsy miova mintsy tahiry 😘😘😘
Tiko foana foana nareo
Owao vao maika niha tsara b font Tahiry
Misaotra lesy ra Boon A!!
Renjikan Ten merci lesy Dada a Aiza elah tsu hita mintsy e
wow, tiko b n feo an Tahiry lasa vomay tsara b
Mankasitraka Tompoko ô!!
tsara kosa e!
Bisou papa
Efa tsy handry ery lay fotoana
mankasitraka hatrany e
Ilay mise au point no misy indro kely. 🙂
Milay be mbola ao tsar le feo nareo 2
love b za
Dnzer znye.
Tiaaakooooooo zotemoooo
Ary rah Ndondola lo mba miala kelyeee
🔥🔥🔥
beautiful
Raha kamboty Fitia aho dia very
Enjana
💖
😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘
Tiko loatra
Toujours aussi magnifique, les deux artistes qui ont bercé toute une enfance, quelque nostalgie !
efa nandrasanay efa atrin'iela mihitsy hoe rovina ndray tafaverina hiara ihira nareo roa.....
mety be....voamay tsara noni efa vita.....
merci encore...
ngoma anao zay tahiry1
Vous êtes UNIQUE,tdy misy zhasolo zao fiarahana izao
Vo maika tsara be ilay feon'i Tahiry! Tiako foana! Sad mbola manja be
Mirary soa hatrany ho anareo....KANTO loatra,mafinaritra be,mampangorintsina mihitsy.
Misaotra betsaka Tompoko
Tiko ery..vomaika tsara b feonao Tahiry 😍😍
enga anie ka mba ho mandrakizay ny tarika Ndondolah & Tahiry e! tohizo foana ny kanto e! tena maminay nareo ! mankasitraka be dia be ho anareo e!
Oui tena tsara b ilay feony tahiry !! 😍😍
tena vômaika ça va bé le vocal Tahiry aaaaa,,,,
tena mbola mitana be zany feon'i Tahiry zany an!!
jumeaux ve rizareo ireo?tena mitovy be izy dahy é!je les adore!!!!
Cousin cousine izy roa. Fa i ndondolah no kambana amin Vola
Bravo anareo dahy , tsy miova mihintsy ny feony Tahiry vao maika mihatsara
tena faly @fahitàna an'i Tahiry miverina mihira indray an!
hafa ihan Tahiry ! merci f ten ao tsar !!!!!
mankasitrakeeeee......nareo mlay fona e
Tiako eeee mercii à vous deux😘😘💞💞
Woow mahafinaritra be nareo 2 bizzzzzz
Hafa mits le nareo e
Za tena ts de niaino mits t@ Tahiry ts teo
Merci bcp. Mpankafy foama