KOFONA HALA-BATO NY CENI! TSY MAINTSY NANAO "ATTAQUE" POLITIKA..

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 24 янв 2025

Комментарии • 29

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 15 дней назад +10

    Ireo Ravalomanana ireo no tena manahirana anareo dia lazaina daholo io atsanga tsy aman'orana rehetra io

    • @AlanFrancky
      @AlanFrancky 15 дней назад +3

      Efa miteniteny foana n'y ceni

  • @jocelinrakoto2518
    @jocelinrakoto2518 14 дней назад +3

    Natao ny hangina ,fa efa tena tsy zaka intsony ny zava misy .tompo daka eran tany amin'ny lainga ,fitaka ,hosoka
    fanazimbana ny mpividy ,fanitsahana ny lalàna ,fanodinana ny marina izany no azo hilazana ny ceni ,olona ka mitafy
    nofo sy rà ,tapitra henatra ary tsy mataho tody ,samia ho tsarain'ny asany fa mahatoky an'Andriamanitra izahay .

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo 15 дней назад

    Mankasitraka YOP RADIO. Arabaina tratra ny taona vovao❤

  • @fitiavanamarina9519
    @fitiavanamarina9519 14 дней назад +3

    efa ts neutre tsony ny ceni fa efa lasa manao pôlitika. Kobokobonin'ny marina am halabato nataony sy mazatra azy

  • @vincentmaneva9138
    @vincentmaneva9138 13 дней назад

    confrontation pv d hita ny marina ry ceni an .

  • @RivoHarizaka
    @RivoHarizaka 13 дней назад

    TENA MAHITA HO LAZAINA FOANA ILAY CENI.

  • @emilienrakotoandriana7372
    @emilienrakotoandriana7372 13 дней назад

    Ceni ve voatery hiteny hoe naka ordinance I Tojo . Deontologie oblige

  • @julietteraharifidy3618
    @julietteraharifidy3618 14 дней назад

    Hataovy ny confrontations raha mahasaky nareo CENI ,fa aiza be vava eo ! Nareo ireo no mamotika Madagascar @ izao fotoana izao e!!!!!

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 15 дней назад +3

    Inona NY problème afaka nirotsaka Izy d ahoana afaka hangalarima NY vatony ?!?!?!?

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 14 дней назад

    EFA ITA FA NAREO CENI NO TENA MPAGALA BATO
    MPANAKOROTANA NY CENI .

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 14 дней назад

    Rehefa nosakanana tsy hilatsaka ny rainy dia hanaovana sabotage ny zanany ! Iny firotsahan"'i Tojoviny manko tsy nampoizin'Filo ary tsapany fa ireo Ravalomanana ireo dia mamy hoditra eto Antananarivo. Ka rehefa hitany fa i Tojo no lany dia ni-panique ry zareo dia voatery nitady fomba rehetra hanakanana azy tsy ho maire na fia lany aza seloon la logique des botes!😮😮😮
    RESPONSABLES DIRECTS = CENI.
    ALEFASO CONFRÔNTATION

  • @rakotomatelo5866
    @rakotomatelo5866 15 дней назад +4

    inona moa ny olana manakana tsy anaovana confrontation ?

    • @andrianoaninja5567
      @andrianoaninja5567 15 дней назад

      tsy sahy reo fa mpataotao fona, na vonoina aza reo tsy hanao confrontation zany.

    • @randrianasolovonjiniaina8386
      @randrianasolovonjiniaina8386 13 дней назад

      ka ilay ceni mihevitra ny tenany ho Andriamanitra ka tsy maintsy hinoana daholo izay lazainy rehetra.

  • @sedranirnaandriambonimanan9454
    @sedranirnaandriambonimanan9454 7 дней назад

    Mba lanjalanjano ny lazaina fa aza mananarabara vahoaka

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 15 дней назад +2

    Tsiambara telo inona?
    Le halatra ve ?

  • @PierreRambolarijaona-cw3sd
    @PierreRambolarijaona-cw3sd 13 дней назад

    Miampanga tena @ tsy fahatomombanan'ny lisi-pifidianana anie izany ny CENI e! Raha tena madio ny fomba fiasa dia i Madagasikara no firenena afaka manana lisitry ny mponina madio, hatrany @ 99%, indrindra. Ny antony dia satria ny rafitra "Fokontany" no tena manakaiky vahoaka indrindra, misy "sefo Fokontany" tsy mahalala ny androatokon'ny mponina iandraiketany ve? Saingy indrisy fa impiry disoina moa ny lisitra alain'ny CENI avy any @ isam-pokontany !
    Azo inoana ve fa raha nisy banga kely monja ny antontan-taratasy sy nisy dingana (procédure) tsy voahajan'i Tojo Ravalomanana dia ho tafiditra t@ ordonnance izy?
    Ny valin'ireny fanontaniana rehetra atsangan'ny mpanara-baovao ireny dia mampiseho fa maloto ity rafitra CENI ity raha "Indépendant" ny dikan'ilay "I" fa tsy "Irmar".

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 14 дней назад

    Loza ko zany, efa Tojo no lany dia navadikin'i ceni ny résultats, ary lazainy fa tratran'i piratage ny cite n'i ceni, zao tratra ambody omby ny firaisan'i ceni sy ny foza mangala-bato.

  • @verojois115
    @verojois115 15 дней назад +2

    Tena mihodinkodigny ts mis zavatra mandeh @ laoniny ny eto @ Tanana .
    Leo aho! Tojo Ra8 e halabato e! Maninona rh mb miasa @ zay ianareo mb haniliky izao Fahantrana lalina be mianjady @ Vahoaka Malagasy ty .

  • @randrianasolovonjiniaina8386
    @randrianasolovonjiniaina8386 13 дней назад

    efa hita ry Ceni fa ilay RAVALOMANANA mihintsy no olanareo tgv fa tsy dia inona loatra a.esory ilay i fa efa hitam-poko hitam-pirenena fa tsy independant izany ianareo fa mirona @ tgv

  • @DARIVONY
    @DARIVONY 15 дней назад

    SDF moa zany i Tojo Ravalomanana satria tsy voasoratra fokotany na aiza na aiza ?

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 14 дней назад

      Tena loza Tena loza, izany no ho ben ny tanana soa ihany fa tsy lany

    • @Smymahl
      @Smymahl 14 дней назад +1

      Poziny fotsiny d lohamboto b fomba firesaka tsy izy mihintsy ts idirako ze politika fa tena afabaraka i Harvard Raha ireny no sortant

  • @MyriamKnoblauch-fg8mj
    @MyriamKnoblauch-fg8mj 14 дней назад

    Aoka milamina n'y vahaoka ar aoka Zay tsy lanimbahaoka Dia mangina ar ao Antananarivo dia tsy milamina ravalomanana efa miaina Amin volant n'y vahoaka raha sahy Dia efa n'y vola nindramina am milliards io trosa io raha honnête io

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 14 дней назад

    Loza ko izany pouff zanaka filoham-pirenena sady mpitarika antoko kanefa ny zanany tsy misoratra anarana ao @lisim pififianana Tena Bizarre

    • @Smymahl
      @Smymahl 14 дней назад

      😂😂😂😂