Fomba iray fanisàna andro ho an'ny vehivavy

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 12 ноя 2024

Комментарии • 31

  • @pierrecharlesandriananjari1015
    @pierrecharlesandriananjari1015 3 месяца назад

    "Ny handrindrana ny isan-jaza."Na hanapa-kevitra ho maro anaka ny mpivady,na hametra ny elanelam-potoana hiterahana.Na hijanona tsy hiteraka."Na ny Ray na ny Reny dia tompon' andraikitra,ny teny ierana no antsika.

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa6557 6 лет назад

    Mazava tsara zan, merci bcp

  • @OlivanciaVagnomina
    @OlivanciaVagnomina 9 месяцев назад

    Eny

  • @dinahrabih1345
    @dinahrabih1345 3 года назад

    Raha 28 janvier ny regle farany cycle 30jour d misy rs 11 sy 13 fevrie d possible ho bevoka v azafady

  • @zhoufelana4854
    @zhoufelana4854 3 года назад +1

    tokony hoe manomboka ny nahatongavan ny fotoana no manomboka manisa atramin 14 em jour dia iny manisa 5 aloha ary manisa 5 ahorina. Izany hoe manombola ny faha 9eme jour atramin 19ème jour zany andro ifadiana raha toa ka tsy tehiteraka.

  • @ravaoolyvia4667
    @ravaoolyvia4667 5 лет назад

    Mazava be, misaotra betsaka anao

  • @soapeta7614
    @soapeta7614 5 лет назад

    Mbol afk valina vé zza.
    Zan oe alohanle 14 em zan afaka miray.?zan oe 13,12 sns.ar KO âpre anle 28 .merci

    • @EugeneHeriniaina
      @EugeneHeriniaina  5 лет назад +1

      Mazava tsara io.
      14e avy any amin'ny farany no resahantsika. Tsy azo atao ny 3 jours alohan'ny 14, izany hoe 11, 12, 13

  • @plouplou1136
    @plouplou1136 6 лет назад

    Dia afaka manao firaisana izany raha apres ny io andro mahalonaka io ve izany mandrapantongany cycle manaraka sa tsy mahazo manao rapport intsony avy eo @14eme jusqu'a cycle manaraka azafady?

    • @EugeneHeriniaina
      @EugeneHeriniaina  6 лет назад

      Rehefa tsy misy loko izy dia tsy maninona.... fa tandremo, raha toa ka miovaova ny cycle dia tsy mitombona

    • @minorakotondrasoa2610
      @minorakotondrasoa2610 6 лет назад

      ary rah endrasana ho tonga ny regle any ilay vehivavy dia le 1ère joure atongavany ny reglany iny nu manisa 3 arina (fotoana tsy azo anaovana io ) de ao arinany zay ohatra any @ fa 5 andro arinany reglany de mety tsy ho bevoka ve izy @ zay ??

  • @rondrorandriamanantena171
    @rondrorandriamanantena171 5 лет назад

    Mankasitraka indrindra Tompoko

  • @minorakotondrasoa2610
    @minorakotondrasoa2610 6 лет назад

    ok d'accord ... ary mety tsy mah bevoka ve rah endrasana tonga ny regle any le vehivavy de ao aorinany le 3ème joure arinan le 14 ème joure nu manw firaisana
    izany hoe endrasana mintsy ho tonga ny regle any ilay vehivavy de le 1ère joure atongavan regle iny manisa telo andro arinany de ao arinany zay nu manw firaisana mety tsy abevoka ve izany ??? mba valio ...

  • @bernillonleonaldine1649
    @bernillonleonaldine1649 7 лет назад

    Mazava

  • @louisettejustine2723
    @louisettejustine2723 6 лет назад

    Firy ny daty azahoana zazavavy mba atoroy azafady raha mb mahalala

  • @LazaBluesgasytsyvery
    @LazaBluesgasytsyvery 8 лет назад

    ah bon???

  • @famariahanitharazafindraba4924
    @famariahanitharazafindraba4924 6 лет назад

    mba toroy ko hoe azafady,le 7 ny regleko mande,de mande 5JOUR rehefa mverina izy 678 ray @ reo ahona zan ny fomba anisan anazy

  • @soapeta7614
    @soapeta7614 5 лет назад

    Azfad

  • @miorarazanamanana392
    @miorarazanamanana392 4 года назад

    Ny ahy zao 38j ndraindray 47 j mety normal ve sa misy olana n'y vatako, iza no MBA afak mamaly ahy

    • @EugeneHeriniaina
      @EugeneHeriniaina  4 года назад

      Raha tsy miova mihitsy io dia mety hoe izay no toe-batana fa mety hoe misy antony ihany nefa

    • @dinahrabih1345
      @dinahrabih1345 4 года назад

      Za mba saika hanotany tompoko regle ku 26 juillet teo no tonga d tokony 26 aout vo tonga nefa zao mandeha kely nanomboka omaly za nefa nisy raport non protége le 12 aout sy 19 aout

    • @miorarazanamanana392
      @miorarazanamanana392 4 года назад +1

      @@dinahrabih1345 manaova test e

  • @florettejulia6642
    @florettejulia6642 6 лет назад

    Azafad fa ts mazava @ko hoe halavan fotoana inona ti 35 21 28 io, de aiza aminio no hisahiko

  • @prestcoif5661
    @prestcoif5661 6 лет назад

    Haivvvvve??

  • @rakotoalivenina4587
    @rakotoalivenina4587 7 лет назад

    Ilain tanora maro

  • @famariahanitharazafindraba4924
    @famariahanitharazafindraba4924 6 лет назад

    aleo manontanintan foana to zay manaonao foana,eo @ lay 14eme J in iany ve no ts mahaz alefa ilay sperm,

    • @EugeneHeriniaina
      @EugeneHeriniaina  6 лет назад

      14e sy andro 3 manodidina an'iny
      Fa 14 avy any amin'ny faranny an