Fihirana Dera p. 180 Fihirana Hasina p. 143 Andeha an-kafaliana hanatrika an'Andriamanitra aho ê ! Any an-tendrombohitra masina, ny tebitebin-tsaiko, ny ahiahim-poko, ny hadisoako, tsy mahasakana ahy tsy hanatona anao, Tompo ô ! 1- Hitako ny fahorian'ny vahoakako any Ejipta henoko ny sentosento sy ny tarainany ka irahiko ianao mba handeha hanafaka azy fa homba ano hatrany hatrany anie Aho. 2- Eny ry Tompo, fa iza moa no Anaranao, Ary omeo famantarana aho fa irakao ; tsotra dia tsotra ny Anarako hoy ny Tompo e: "Andriamanitra Velona" hoe no naniraka anao. 3- Efa naniraka ny Zanany tiany Andriamanitra f'izany no nanambaràny ny tena fitiavany, nanangana antsika tao amin'ny Fanahiny Izy nanandratra antsika hiara-mandova amy Zanany.
Tonga dia tonga ao an-tsaina avy hatrany ry Maserrrrr Jeanne sy Ramose Léon sy Mme Emilienne, sy Madmôzel iza moa le anarany teo... efa madama izy zao.... sy ireny mpiara-nianatra taloha reny...
ilay izy mbola audio d'origine toy izany mihitsy no tena mampanembona be... mbola 13 taona aho no nanana ny K7 ndry zareo zany... malahelo be aho io izao fa tsy hitako intsony ilay K7
Ao ihany collège Saint Vincent de Paul Betroka zay, t@ Février sa Mars no nandaozako azy iny?.isakiny Zoma maraina mamonjy lamesa ao; tsy nandao anareo akory zah fa ny fiainana no mampisara-toerana; mbola ihaona eeeeeeeee
mangataka aminao zahay tompo mba ho sitraka izay kasainy sainay aminity asanay ity ary indrindra zahay kwt lavitra be ity koa enganie tantano zahay mba ts azony fankampagnahy aminire patronay ray henoy ny vavakay .....amen
Latsaka ny ranomasoko mahatsiaro Anao Mama ah hira t @ nandevenana Anao ty...mandriam piadanana Mama ah 😭😭😭
Ny tebitebin-tsaiko, ny ahiahim-poko, ny hadisoako, tsy mahasakana ahy tsy Hanantona Anao Tompo ❤️
Fihirana Dera p. 180
Fihirana Hasina p. 143
Andeha an-kafaliana hanatrika an'Andriamanitra aho ê !
Any an-tendrombohitra masina,
ny tebitebin-tsaiko, ny ahiahim-poko, ny hadisoako,
tsy mahasakana ahy tsy hanatona anao, Tompo ô !
1- Hitako ny fahorian'ny vahoakako any Ejipta
henoko ny sentosento sy ny tarainany
ka irahiko ianao mba handeha hanafaka azy
fa homba ano hatrany hatrany anie Aho.
2- Eny ry Tompo, fa iza moa no Anaranao,
Ary omeo famantarana aho fa irakao ;
tsotra dia tsotra ny Anarako hoy ny Tompo e:
"Andriamanitra Velona" hoe no naniraka anao.
3- Efa naniraka ny Zanany tiany Andriamanitra
f'izany no nanambaràny ny tena fitiavany,
nanangana antsika tao amin'ny Fanahiny Izy
nanandratra antsika hiara-mandova amy Zanany.
Mahatsiaro any bébé malalanay aho maheno anizany hira izany. Mandria ampiadanana bébé malalako😟
Tikooo😍tsara ny Tompo ry ‘reto a
❤❤❤❤😢
Tsara ny manatona an i Tompo. 🙏❤️
Tonga dia tonga ao an-tsaina avy hatrany ry Maserrrrr Jeanne sy Ramose Léon sy Mme Emilienne, sy Madmôzel iza moa le anarany teo... efa madama izy zao.... sy ireny mpiara-nianatra taloha reny...
ny tebitebintsaiko, ny ahiahim-poko, ny ahadisoako, tsy ahasakana ahy tsy hanantona anao Tompo ô! Misaotra anareo nizara e! Misaotra
Hafa ihany ny version original tahaka an'itony.
tiako loatra ianao JESO....
❤
eliance kwtt hatreh @ nanaranao zahay tompo oô @ ty adidy zay hasa ataonay t'y arotsah amponay tsir2 n'y hafaliana amen.
Mamelombelona aina ilay hira..mampitraka hatrany.
EKAR Fo masin'i Jesoa Ambohimiadana no tadidko vo maeno an'izay hira izay
ilay izy mbola audio d'origine toy izany mihitsy no tena mampanembona be... mbola 13 taona aho no nanana ny K7 ndry zareo zany... malahelo be aho io izao fa tsy hitako intsony ilay K7
ny tebitebintsaiko, ny ahiahim-poko, ny ahadisoako, tsy ahasakana ahy tsy hanantona anao Tompo ô!
VICTOIRE RASOAMANARIVO
feno fahamasinana!!!
Latsaka ny ranomaso maheno anzany aty andafindrika aty
rakoto elie itovizana zany nefa entina ambavaka!
AMBOHIPOTSY FO MASIN I JESOA AMBOHIMITSIMBINA
Misaotra betsaka Tompoko! !
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Andeha Ankafaliana Hanatrika Anao Andriamanitra Aho e!....
Misaotra Tiako Be
N'inona n'inona Zava Mitranga Tsy Hisy Hisakana Ahy Hanantona Anao Tompo O!
Isaorana Andriamanitra Tokana Lehibe Indrindra
mafinaritra b ny mihaino azy (y)
Ao ihany collège Saint Vincent de Paul Betroka zay, t@ Février sa Mars no nandaozako azy iny?.isakiny Zoma maraina mamonjy lamesa ao; tsy nandao anareo akory zah fa ny fiainana no mampisara-toerana; mbola ihaona eeeeeeeee
T@2008 zany
Misaotra e!
merc hoany hira mpiderana faly de faly niampok aty eee kwtt
tena marina zany
merci
misaotra Jesoa Tompo
mafinaritra beeee!
Latsaka ranomasoko atsarovako dady mandria ampiadanana dadiko engane himpetraka eo ankavanana andriamanitra ray
Latska ny ranomaskoei
mampahatsiaro tao @ masera tambohobe Fianarantsoa ,ny tebitebintsaiko sy ny ahiahim poko ny hadisoako tsy hahasakana ahy tsy hanantona anao