Homba antsika mianakavy anie ny fiadanan'i Kristy e (x4) Fiadanana (x2) Fiadanan'i Kristy, fiadanana mandrakizay Hanjaka ao am-pontsika anie ny fiadanan'i Kristy e (x4) Fiadanana (x2) Fiadanan'i Kristy, fiadanana mandrakizay Hampifankatia antsika anie ny fiadanan'i Kristy (x4) Fiadanana (x2) Fiadanan'i Kristy, fiadanana mandrakizay
Homba antsika mianakavy anie ny Fiadanan'i Kristy...
... ny fiadanaKo no avelako ho anareo!
misaotra egna nie mba ho atsika ny fiadanana avy @ kristy fiadanana madrakizay Amen
Enga anie homba antsika mianakavy tokoa ny fiadanana kristy ary hoy tompo ny fiadanako no omeko anareo ary fiadanako avelako anareo
Tiako lotra ty hira ty eee❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Homba atsika mianakavy anie ny FIADANAN' I KRISTY AMEN
Homba atsika mianakavy anie ny fianana ny kristy, AMEN 😗😗😗👏👏👏👏
enga anie ka hofiadanany Kristy na hanjaka amintsika rehetra Amen
Antoine Mary ho tanterak toko anie izany
Tena manome courange zahay miasa ivelany aty hiry ty md 3 iLove
Mele volasoa na za ko aza lasa courage be maheno ilay hira
Ho tanteraka tokoa anie izany, amen, tsara lay hira tohizo hatrany e!!!!!
olivier liva Amen
Tsara loatra ty hira ty!! Mankasitraka re! Dia homba antsika mianakavy anie ny Fiadanan'i Jesoa Kristy Tompo.
Fiadanan i KRISTY fiadanana mandrakizay Amen
Makasitraka anareo ee mahavita be @ asany tompo. Enganie mba homba antsika mianakavy ny fiadanany kristy
fiadanana ny kristy fiadanana mandrakizay mankasitra eeeee amen
Fiadanan'i Kristy, fiadanana mandrakizay.
Mankasitraka e
Eka lahy Deniseee
De la part de Mr VOCA ( Mickey ) pour félicite chorale de morondava, merci.
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany , fa ho antsika ankasitrany kosa ny Fiadanana mandrakizay
Hanjaka ao am-pontsika anie ny fiadanan'i Kristy
tsara be fa mankasitraka hafa mihitsy ny Malagasy mihira
Arotsahy aminay ny fiadananao Masina KRISTY O!
Hafa avao Madagasikara e !
Tiako hira ty ❤️la kara tsy nanao koral tena
izany tokoa fa hoy Jesosy hoe : " ny fiadanako no omeko hoanareo tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao jao14:'27"
homba.atsika.mianakavy.anie.ny.fiadanany.kristy.
Amen
Mankasitra e tiko be lay hira
Love this song..mada-3
Merci fa tena tiako ary mirindra be n'y feo
Amen🙏🙏🙏
Tsar e hombatsika i Kristy
👪👫👬👼👏👏👏👏
Mankasitraka indrindra
Falifaly mihaino hira tsara
Tena efa ela no notediaviko ito hira ito sy ilay Zaho zao vo itako Misaotra eeeeeee
Fiandanana nomeny kristy fiandanana mandrakizay
Tsara be
Tsara ny hira katolika sad mamelon aina n mitondra hafatra
Kanto loatra
Afaka mba mahazo tonony ve?
Homba antsika mianakavy anie ny fiadanan'i Kristy e (x4)
Fiadanana (x2) Fiadanan'i Kristy, fiadanana mandrakizay
Hanjaka ao am-pontsika anie ny fiadanan'i Kristy e (x4)
Fiadanana (x2) Fiadanan'i Kristy, fiadanana mandrakizay
Hampifankatia antsika anie ny fiadanan'i Kristy (x4)
Fiadanana (x2) Fiadanan'i Kristy, fiadanana mandrakizay
Mampitihody za maroantsetra eki hira zaign
Tsara mivavaka ay
Tena tsara re tompoko ity hira ity koa mankasitra eh dia ho samy tahiny tompo tsika