Katsah

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 6 окт 2024

Комментарии • 32

  • @riccardor2726
    @riccardor2726 6 месяцев назад +5

    Mijery an'ito amin'ny 2024

  • @kantorambeloson5161
    @kantorambeloson5161 10 лет назад +1

    Tsara ranga a !mankasitraka e !

  • @yulawgab
    @yulawgab 13 лет назад

    dé aiza la suite!!! c tro biennnn!

  • @rantoako
    @rantoako  12 лет назад

    mba teneno izahay ra mahita nareo eh! efa nanantona olona maro izahay fa tô tsy misy sahy! otran matahotra daholo ry zareo hoe tsy ho rentable (angamba) ity projet ity!

  • @nambininiavofetratianarasa7655
    @nambininiavofetratianarasa7655 6 лет назад

    Mlay e mankasitrk👌

  • @rantoako
    @rantoako  12 лет назад

    otran mety izay hevitra izay an! fa sainga izao: ra hanokatra compte ka ho vitsy kely ny olona handrotsaka vola ao, ka tsy ho ampy hi-financer-na an le projet akory ny vola azo, dia sô dia izahay indray no lazain'ny olona fa mpisoloky!

  • @bonbonlafleur
    @bonbonlafleur 12 лет назад

    Marina ny anao. Mila eritreretina fa tena tsara ilay zavatra ataonareo.

  • @bonbonlafleur
    @bonbonlafleur 12 лет назад

    Aty andafy za fa tsy mahalala producteur. Hijery2 zay afaka atao za.

  • @Tantely
    @Tantely 13 лет назад

    Tsara eh,
    Ramimi no tena milay
    ;o)

  • @ravonisonmbola662
    @ravonisonmbola662 5 лет назад

    aona ny afaka i-contacté-na reo réalisateur azafady ?

  • @rantoako
    @rantoako  12 лет назад

    Miandry mahalala tanana eh! mila financement! lol

  • @andrianinamahery6389
    @andrianinamahery6389 11 лет назад

    mlay e!!tohizo fa tsara!!

  • @bonbonlafleur
    @bonbonlafleur 12 лет назад

    fa ahoana ny resaka financement anty? aiza no manome

  • @ramiarisoafiderana4433
    @ramiarisoafiderana4433 8 лет назад

    aoka ra Bashy ah !!! XD adala be

  • @rantoako
    @rantoako  12 лет назад

    ianao io mo raha tsy mahadiso eto Dago sa any an-dafy? Raha any mantsy sô de mety mahita producteur! LOL

  • @rflfalimanana9157
    @rflfalimanana9157 10 лет назад

    zay ah vo nahita an ty!! mlay be!!

  • @joharyrandrianarivelo2705
    @joharyrandrianarivelo2705 5 лет назад

    Zay KO Neny la ry mimi ah

  • @ramamonjisoadina5945
    @ramamonjisoadina5945 9 лет назад

    zay mbola miandry le tohiny fona an!

  • @sudmedia31000
    @sudmedia31000 9 лет назад

    mdrrrr katsakatsakatsa

  • @njakasoarandriamanarivo778
    @njakasoarandriamanarivo778 11 лет назад

    hahaha ... trop be! tsara e! io katsah io ihany ve no tena ketsehanareo sa misy projet/scénario hafa ? azo atao tsara ny mampivelatra an'io ...

  • @lionelarson3746
    @lionelarson3746 9 лет назад +1

    tsara!!!

  • @niainaandrianjanahary6155
    @niainaandrianjanahary6155 10 лет назад

    mlai ranga ty Fa mba apio iany a

  • @bonbonlafleur
    @bonbonlafleur 12 лет назад

    Micréava compte bancaire afaka androtsahan'ny olona zay fony na 1€ aza dia manao comm am réseau sociaux. Tsara ilay izy fa manaova buzz am net.

  • @Mr2pOl
    @Mr2pOl 11 лет назад

    fa aiz n sasany e? mlay lOtra leiz!

  • @rantoako
    @rantoako  12 лет назад

    misaotra mialoha!

  • @tokyrakotoarisoa2527
    @tokyrakotoarisoa2527 6 лет назад

    nga tsis toiny tsuni

  • @HasinaAngelot
    @HasinaAngelot 10 лет назад +1

    Mlay eh (y)

  • @raonyyves5452
    @raonyyves5452 7 лет назад

    ça va le blague ato annnn

  • @sissishoki1467
    @sissishoki1467 11 лет назад

    :)

  • @christianriesser2485
    @christianriesser2485 9 лет назад

    Ramimy mdr b an