STAND OUT DU 28 JUILLET 2019 Bolida mivady (Lalaina Nomenjanahary) BY TV PLUS MADAGASCAR

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 11 ноя 2024

Комментарии • 165

  • @elodierafidinirina8377
    @elodierafidinirina8377 2 года назад

    On est bénit lorqu'on construis notre vie sur le vrai rocher ,on ne sera Jamais ébranlé,soyez bénis

  • @oliviaraso6792
    @oliviaraso6792 5 лет назад +13

    Tena mapahery be lay temoignage.Jesosy no omena Voninahitra 🙏♥️♥️♥️

  • @TatieBellahSoasoa
    @TatieBellahSoasoa 5 лет назад +2

    Mampahery be ny temoignage-n' i Lalaina mivady. Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏🙏🙏 Misaotra nizara ary mirary soa ho anareo 4 mianaka. Que Dieu vous benisse!

    • @TatieBellahSoasoa
      @TatieBellahSoasoa 5 лет назад

      @@nathymyah3615 tena tsy azoko ny tinao tenenina nefa aza zah mbola miteny gasy tsara 🤔😀🤷‍♀️ Que Jesus te protege !🙏

  • @rajaonarisonaugustine8013
    @rajaonarisonaugustine8013 5 лет назад +4

    Tsar be le hafatra eeh, de samy ho tahian ANDRIAMANITRA dahlo tsik rehtr e AMEN🙏🙏🙏

  • @gabriellahdoms3783
    @gabriellahdoms3783 5 лет назад

    Amen be 🙏....Mahay miaraka @Jesosy izy mivady....Deraina Jesosy nareo 😘

  • @myrellahinjarinne641
    @myrellahinjarinne641 5 лет назад +1

    Tiako bé ilay tsikisiky mdm bolida eto mahafinaritry mahita,, areo2 mpifakatia,Tompo homby anareo Amen

  • @harihasiniainarasolofoniri7216
    @harihasiniainarasolofoniri7216 5 лет назад +5

    Mahafinaritra be mahita anareo mivady .Sambatra tokoa ny fianakavina manana an' i Jesosy Kristy Kristy ary aza miova fa tsy mitovy tokoa ny manompo AZY sy ny tsy manompo AZY. Mirary fahombiazana hoanareo @ zavatra rehetra izay ataonareo 🙏🙏🙏

  • @FalyLife
    @FalyLife 5 лет назад +1

    Tiako be ireto couple ireto,mahareta hatraminy farany, mahafatifaty kely izy roa😘😘😘😘😘😘😘

  • @harimalalarandrianarivony6181
    @harimalalarandrianarivony6181 5 лет назад

    Modèle tsara be ianareo mivady. Chapeau e! Mirary soa ho tahin'Andriamanitra foana.

  • @josephrabenandrasana1117
    @josephrabenandrasana1117 3 года назад

    IL donne en abondance, cette phrase me touche profondement!!

  • @adobemija2487
    @adobemija2487 5 лет назад

    vraiment touché,Lalaina tu me rappel quelqu'un izay tena mitarika ahy toy izany,tena hoe otran zao anareo zao hoe izaho vehivavy no tena tsy tao anatin'ilay fivavahana fa izy no nanampy ahy sy nanokatra ny masoko tamin'ny zavatra maro,fier azy aho satria betsaka ny zavatra voahovako,tena tiako be ilay hitsoir nareo,satria mampatsiahy zavatra maro tamin'ny fiainanay,fa oui tena tsara ny Tompo ary azy irery ny voninahitra ,tena izany zavatra teneninao izany mihitsy no lazainy ahy matetika mihitsy ,hisaorako azy izany

  • @rijasoajeanjacquesrajaobel5164
    @rijasoajeanjacquesrajaobel5164 5 лет назад +1

    Ho an Andriamanitra irery anie ny VONINAHITRA, mbola tsy tara raha izao ianao vao anolotena ho azy , miandry anao ny Tompo , atolory azy ny fonao manontolo , JESOSY irery hiany banjinina , hoy JESOSY hoe : mifankazara amin i Tsitoha dia hiadana ianao .Amen

  • @andriantsoaandotiana7252
    @andriantsoaandotiana7252 5 лет назад

    tiako i Jeosy!! tiako ny fomba fitantanany ny fiainan'ny tsirairay avy!! faly aho @fomba fitondrany!! merci bolida @témoignage!!

  • @jennicadilovasoajennic1389
    @jennicadilovasoajennic1389 5 лет назад

    Enga nie mba hanana fiainana hotranizy mivady koa zah ndray andro any am anaran'iJesosy...Amen🙏

    • @andrialova705
      @andrialova705 5 лет назад

      amen ! tanterahan'Jesosy aminao zany

  • @fezamadatsara5907
    @fezamadatsara5907 5 лет назад +5

    God bless you, my brother & sister in Christ, I love you more now because you are child of GOD.

  • @mangavony9706
    @mangavony9706 5 лет назад

    Je confirme tam témoignage reetra nataon’izy mivady , mafinaritra maita olomalaza sy tanora mametraka ny fiainany am fivavahana ! Andiamo ka zahao fa tsara Jehovah ho anzay mbola misalasala

  • @priscanasinto7232
    @priscanasinto7232 5 лет назад

    tena en admiration be mihintsy le vadiny, tiako be rah za no misy mijery otran zao

  • @chacazoulu6101
    @chacazoulu6101 5 лет назад +7

    Merci lalaina,beaucoups de bénédictions pour toi ainsi que ta famille. Bonne continuation

  • @leonniemada249
    @leonniemada249 5 лет назад

    Itako fier b mht mme bolida mait bolida miresk. Mafinaritra b nareo. Much love and God bless

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi3063 5 лет назад

    Nena aza saribakoly vorodamba ko 😂😂😂😂😍😍😍

  • @holyrakoto5405
    @holyrakoto5405 5 лет назад

    Tena mpivady miray hina sady miray saina , sady indrindra Tia Andriamanitra Ray .
    Voninahitra ho an Andriamanitra irery ihany .
    Mirary soa ho anareo mivady sy ny zanakareo❤️❤️❤️❤️

  • @hasinafy3639
    @hasinafy3639 5 лет назад

    Mahafinaritra ny temoignage-nareo mivady.Mankahery hatrany dia Voninahitra ho an'Andriamanitra irery iany😍

  • @soasorea8037
    @soasorea8037 5 лет назад

    Aroo mampagniray mahita mpivady mifankatia ❤️🙏 tegn mafinaritra enganie mb hilamina hatrany 🙏🙏❤️❤️❤️ mafitsaratsara

  • @rabenarivohantanirina6739
    @rabenarivohantanirina6739 5 лет назад +2

    tena tsara ny mahita raim-pianakaviana efa an'i Jesosy. Tonga dé certainement bénie lé famille.

  • @jeanvictorerictojosoa9662
    @jeanvictorerictojosoa9662 5 лет назад

    Merci Lalaina sy ny vady t@le témoignage nareo a! Tsampako ihany koa fa mbola fitiavana Andriamanitra antsika gasy no antony fandresentsika teo @lalao CAN! Tiany isika mba iray ina sy ifankatia toa ireny atrany! Mankasitra !!!!

  • @aalbert3026
    @aalbert3026 5 лет назад +1

    tsy contre akory fa je la trouve trop belle au naturel ... big kiss a vous deux

  • @felatanana90
    @felatanana90 5 лет назад

    Très beau témoignage.Mirary soa ho anareo 4/mianaka dia aza misaraka @i Tompo.Tout est possible avec Dieu. .C est un père qui veille.ses. enfants

  • @lovalova7622
    @lovalova7622 4 года назад

    Tena marin28 mn io ..tsapako..💗

  • @antonioliliana2155
    @antonioliliana2155 5 лет назад

    Hoan Andriamanitra ireri iani anie voniahitra .Amen ..Mafinaritra b

  • @emidijeanne1584
    @emidijeanne1584 5 лет назад

    Tsara be lay fijorona vavolombelona,grâce à Dieu de ho tahinanAtra hatrany anie ny tokatrano nareo 💖💖

  • @soasorea8037
    @soasorea8037 5 лет назад

    Amen voninahitra hoan’Andr/tr irery ihany isaoragn ny Tompo 🙏🙏🙏❤️❤️❤️❤️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @yolandeandrianarivo7391
    @yolandeandrianarivo7391 5 лет назад +2

    Vie en abondance avec Jésus. Gloire à Dieu 🙌❤️

  • @espaulandriafeliniony9264
    @espaulandriafeliniony9264 5 лет назад +1

    Merci zandry kely,hendry ela d tohizo zay efa natomboka.pépé ANKAZOMANGA

  • @picsartstudio8484
    @picsartstudio8484 5 лет назад +1

    misaotra fa tena mandresy lahatra !! tsy menatra ny mijoro ho vavolombelona ! mankasitraka! mitomboa @hatsarana hatrany ianareo !

  • @hanida1384
    @hanida1384 5 лет назад +1

    Tena tsy mahafehy teny Gasy zato isanjato anatin’ fehezanteny iray fa tsy maintsy misy teny vahiny foana! aleoko mihaino teny vahiny rano iray na teny Gasy rano iray.

  • @oniharimalalafenosoa7271
    @oniharimalalafenosoa7271 5 лет назад +2

    Tena hafa loatra 😍,
    fiainana miaraka@ Jesosy

  • @vanessajob5995
    @vanessajob5995 5 лет назад +2

    Dieu est Grand et Amour, marina izany :) !

  • @anaranafanampiny2394
    @anaranafanampiny2394 5 лет назад +2

    Be setroka loatra ny afatra etinareo ka mampikohaka, setroka : Fiara lafo vidy be, trano ngeza be, Paris, NY A/tra... Rehefa afaka ny setroka dia : Fikirizana, finiavana ary fifankatiavana rehefa manana ireo hery ireo dia azo tanterahina daholo ny zavatra rehetra tsy mila setroka

  • @stephanierandriamanantsara2944
    @stephanierandriamanantsara2944 5 лет назад

    mankasitraka

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 5 лет назад

    Tsy itako tsun zay ho lazaina fa feno, tena feno, perfect personne, mankasitraka eeh

  • @rondrorandriamanantena171
    @rondrorandriamanantena171 5 лет назад +5

    Voninahitra ho an Andriamanitra irery hiany
    Sara loatra ianao Jesosy Ô
    AMENNNN

  • @haingoconsulting7446
    @haingoconsulting7446 5 лет назад +7

    Ndriiii...mampalahelo kely Lalaina ilay hoe recalé foana :'( Mahafinaritra izy mivady kely 🙏🙏

  • @aymarelodievolahanta4271
    @aymarelodievolahanta4271 5 лет назад

    Miaraka aminy Andriamanitra tout est possible. Merci mon dieu

  • @nirinajosiane6313
    @nirinajosiane6313 5 лет назад

    M ahafinaritra nareo mivady mahay mifanaraka

  • @misoalalainarandriamifidy3287
    @misoalalainarandriamifidy3287 5 лет назад

    Haleloia, tena mampahery le témoignages, misoatra anareo mivady tsy menetra mijoro ho vavolombelon'i Jesosy fa olona otran'izany zao no tena ilaina , de aza manaiky tsy à fond zany ry #Bolida @ fanarahana an'i Jesosy fa miakara fôna an ;) ,de tohizo hatrany ,Tahian'i Jesosy nareo mianakavy,hiakatra hatrany anie ny fiainanareo miaraka @ Tompo satria efa nofidinay manokana ianareo hitory ny filazantsara @ ze alehanareo rehetra,Ho an' Andriamanitra irery ihany tokoa ny voninahitra

  • @nyniela8256
    @nyniela8256 5 лет назад +1

    Rehefa manana Jesoa anie dia tsy tokony hanao kavina tsony ry Lalaina a!!aoka ny fitafinareo ho maotina , na ivelany na anatiny dia tokony ho maotina fona , mirary soa ho anao sy ankohonanao,

    • @andrialova705
      @andrialova705 5 лет назад +1

      miala tsiny @ teniko tsy oe masika fa izay ilay hoe misy lalana ataon'ny oln ho mahitsy kanjo mivarina @ fahafatesana ! fa tsy izay rht manao amiko oe Tompoko Tompoko no iditra ny fanjakako

  • @alicerakotoarison7653
    @alicerakotoarison7653 5 лет назад +1

    Misaotra anareo mivady nijoro vavolombelona, aza miasa loha amin’izay tsy tia fa ilay nahary antsika mihintsy no efa nanome fahasoavana manokana ho anareo ka ho dera sy voninahitra no omen- tsika azy. Misaotra indrindra

  • @kelimatoykelimatoy8046
    @kelimatoykelimatoy8046 5 лет назад +1

    Merci anareo ,bolida mety ampiova ny fiainako ny faitako ity parcourt ny fiananao ty merci bq le 29/07/19

  • @onjarasoanaivo1913
    @onjarasoanaivo1913 5 лет назад +2

    DIEU est grand! et Il est fier de vous!!!

  • @rasoa82
    @rasoa82 5 лет назад +1

    Ny voninahitra d ho an'Andriamanitra irery ihany Amen misaotra ny izy mivady

  • @lantorivorogerluc8096
    @lantorivorogerluc8096 5 лет назад +1

    Marina zany rahalahy fa le kavina aloa tena marobe le ankizy manao anazy nefa otrany afahafa iany le bonne exemple merci

    • @andrialova705
      @andrialova705 5 лет назад +1

      miala tsiny fa tsy oe fiarovako an'ti bolida ti fa mba zvt ita maso ! any @ ry zareo any tany mandroso any zany dé tena oe mandroso arakizay tokoa fa naita clipna oln evangelique a , tsy oe mpiira izao ttlo izao dé misy 1 an'Atr fa evangelique daolo ny irany fa tena manao tevika izy @ sofina 2 dé manao collier lé otrn chaine b ana rapeur reny fa na za aza ga2 tsy oe decu fa enoko audio lé ira t@ deezer dé nataoko recherche youtube oe enregistréna mba ho isan'playlist fa naika kivy a nefa tena tsara zany ira zany dé niertrertr ftsn a aveo oe zay re lé tany mandroso fa lé afatra no henoina

    • @lantorivorogerluc8096
      @lantorivorogerluc8096 5 лет назад

      @@andrialova705 miala tsiny neny fa misy na ny tenin/tra aza ampiasainy devoly andresena lahatra ny mpino na ahona ny fivoarany izao tontolo izao mpino fanasina fona sady baiboly milaza mazava tsara hoy Jesosy hoe ny tsy fahaizantsika tenina/tra no mahadiso lalana antsika misatra eee

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 5 лет назад +3

    Témoignage merci Lalaina mapahery tsara miaraka jesoa mitoky aminy fianana

  • @elidabeatrice3986
    @elidabeatrice3986 5 лет назад +2

    Aleloiaaaa!tsara ny tompo e!

  • @AsdAsd-vm7mu
    @AsdAsd-vm7mu 5 лет назад +3

    Isaoran'Andrimananitra ry Bolida mivady isaorana koa ianareo manolotena eo anatrehan'Andrimanitra eo aminy fiaianana, Andriamanitra Ray , Zanaka ary Fanahy Masina 💖💝

  • @jeanneefyrakoto2493
    @jeanneefyrakoto2493 5 лет назад +4

    "
    Plus on partage, plus on possède"

  • @dinaravaoarimalala5921
    @dinaravaoarimalala5921 5 лет назад +3

    Bolida a,mahafinaritra ianao fa ity misy torohevitra kely ,tsara ilay mivavaka tsy misorana aho raha miteny fa tsy Mety ny manao PUB-na STAR indrindra ilay THB

    • @misoalalainarandriamifidy3287
      @misoalalainarandriamifidy3287 5 лет назад

      miray hevitra aminao za, surtout refa fantatry ny olona otran zao de tena arahiny maso fa tsy zay no tena olana fa isika ny embasadeur-n'Andriamanitra,representant-any e,mila mamoaka ny imagen'Andriamanitra fôna amzay manomboka eto

    • @kimberley586
      @kimberley586 5 лет назад +2

      Aza dia miatsaravelatsihy e!! tsy fahotana ny misotro! ny divay, ny bière, champagne, sy ireo rehetra misy alcool tsy misy olana misotro azy ohatra ny zava-pisotro rehetra fa atao avec modération fona!Ny zvt hoaninao rehetra dia manimba ny vatanao sy mamparary refa tsy voalanjalanja toy ny zvt mamy, ny matavy, ny zvt manufacturé! tsy hoe tsy misotro zvt misy alcool mihitsy ianao dia zay no mahatonga anao any an-danitra :) anefa ianao be fosa, ratsy fijery, tsy mihantra, mitsara ny olona, masika fijery sy fiteny! Atra mijery ny zvt ataonao rehetra fa tsy midika enao mahay ny teny rehetra ao @ baiboly dia avotra ianao! mila mba fisainana lalina ihany koa

  • @rachelcheron6818
    @rachelcheron6818 5 лет назад

    Gloire à Dieu😇😇😇🙏🙏🙏

  • @lannahdahlya2933
    @lannahdahlya2933 5 лет назад +1

    Mahafinaritra Nareo fa de sarotra ve le miteny gasy e

  • @vanessagalle5511
    @vanessagalle5511 5 лет назад +1

    Misaotra Tompoko fa mampahery! Ho tahina hatrany anie ianareo!

  • @lalaoelisabeth6370
    @lalaoelisabeth6370 5 лет назад +12

    Za 15ans aty andafy ry mme bolida fa mbol mahay teny Gasy tsara oufff

    • @pixnovvladimir8237
      @pixnovvladimir8237 5 лет назад +5

      ou est le probleme ry madama de toute façon enao tsy malaza na mahay teny gasy na tsy mahay

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 5 лет назад +7

      @@pixnovvladimir8237 zao e io tsy hoe firy taona aiza na aiza fa ny fiarahamonina no mahatonga ny teny mifangaro .tsy ifanomezantsiny .eto mada aza ny vary @ anana no betsaka nefa eto @ tanana . mirary soa ho anareo 4 mianaka .

    • @rakotomangananto9717
      @rakotomangananto9717 5 лет назад +11

      Tsy ilay LAZA no inona fa ilay fanajana sy fahaizana ny TENIN DRAZANAO kosa TENA ILAINA ka!!aoka ho fantatrao kosa fa HARENA sy ao antin ny KOLONTSAINAO anie ny TENINAO E!!mino aho fa hainao tsara lay teny hoe:ANDRIANIKO NY TENIKO NY AN NY HAFA KOA FEHEZIKO! sa ve ho atao valalan aliaka izy ity KA NY TOMPONY INDRAY NO TSY TIA,enga anie mba tsy ho maro ny toa anareo fa HAMPALAHELO ny TARANAKA.Ary ireo olona lazainao fa MALAZA mihintsy aza no tokony hampiseho ny maha MALAGASY AZY.

    • @rakotomangananto9717
      @rakotomangananto9717 5 лет назад +2

      Marina ny anao Lalao ah!!!

    • @ravinala958
      @ravinala958 5 лет назад +2

      za fière d'être Malagasy! 🇲🇬

  • @razanadrakotomaholisoa5826
    @razanadrakotomaholisoa5826 5 лет назад

    Tena mampahery! tsara ny miraisaina sy mametraka foana ny fiainana amin'ny Tompo.

  • @rianaralaiarivony5073
    @rianaralaiarivony5073 5 лет назад +2

    Jolie témoignage.

  • @samyalliamben4880
    @samyalliamben4880 5 лет назад

    Alléluia tsara ny tompo

  • @imprimeriem1com746
    @imprimeriem1com746 5 лет назад

    Tiko be ny fiainanareo mivady fa le maquillage ny madame tsy tsara miitsy fa ny mijery anao naturel no tena manja be.

  • @anta1232
    @anta1232 5 лет назад +2

    Makasitsaka nareo vady fa azo raisina tsara sy halaitahaka ny fiainana nareo zava poana tokoa mats zany tss Anadriamanitra zany Deraina Tompo az irzry hian voninahitra❤

  • @sendratsikimaminjatovo7094
    @sendratsikimaminjatovo7094 5 лет назад

    mahafinaritra !!!

  • @akonlook-alike4572
    @akonlook-alike4572 2 года назад

    Slt poto bien alor en dit koi !

  • @lnkurt1376
    @lnkurt1376 5 лет назад

    Oay... lazaiko fa oe Bolida sy ny mamany 🙈

  • @felanarandriamanatsoa6029
    @felanarandriamanatsoa6029 5 лет назад

    sambatra loatra ianareo, dera sy laza ary voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany

  • @jocelynerajosoa4153
    @jocelynerajosoa4153 5 лет назад

    Velon"NY fanahy isika ka Mila Mijoro @ endriky NY fanahy.Izay rehetra ataontsika. dia ho ataon 'ny olona azo atao avokoa satria NY vavantsika manambara NY voninaitr'Andriamanitra.Voninahitr'Andriamanitra no entitsika
    NY Tompo anie hampamiratra NY voninahiny aminareo ka ho hits aminareo @fitafy, fihetsika,fiteny NY emdrik'Andriamanitra torianareo.an tapittrisa NY olona mihaino anareo.

  • @lilahrakotozafy5
    @lilahrakotozafy5 5 лет назад +1

    Marna Be Mitsn Rhfa Mba Apinandremantra D Mba Mzara Ze Vitanao.Fa Ho Soloinandremantra Fona Ze Kely Omeny Anao. D Hotahin Tompo Atrany Nareo 4 Mianaka

  • @mihobyandriamaromiadana4245
    @mihobyandriamaromiadana4245 5 лет назад +1

    Andriamanitra (Kristy) no ivo. Marina mihitsy. Misaotra amin'ny fizarana!

  • @assurjulio1572
    @assurjulio1572 4 года назад

    Ho any Tompo irery ny voninahitra
    Marina tena marina . Merci pour les témoignages nareo mivady

  • @jf.w2136
    @jf.w2136 5 лет назад +1

    Andriamanitra no Avo Indrindta@zava drehetra

  • @reinholdoberhettinger3510
    @reinholdoberhettinger3510 5 лет назад +6

    Mafinaritra b ny fifankatiavan izy roa kely.ary ny mpivady mifankatia de ambinin AndriamanitrA foana

  • @tantelyrandriamampita2712
    @tantelyrandriamampita2712 5 лет назад +6

    Tsara ny fizarana ataonareo mivady. Vao enoko niteny vadin’i Bolida dia hoy aho hoe be ndray ny ho tezitra zao ao anaty commentaire ao, lol. Ra za manokana dia tsisy olana amiko. Mazava tsara tiny lazaina dia zay. Sady mafonja be vavolombelona ataon’zareo

  • @evahrovamalala2712
    @evahrovamalala2712 5 лет назад

    Tsara ny Tompo, misaotra anareo @temoignage fa manome hery vao2 indray. Fiadanana

  • @nomenavahatriniaina3497
    @nomenavahatriniaina3497 5 лет назад +2

    15:18 C est tellement improbable ça 😅😅✊🏽

  • @lydiaramaroson
    @lydiaramaroson 5 лет назад

    tena mila mino , matoky AZY dia omeny zay tsy noeritreretintsika isika , tiko nareo rangah aaaaa

  • @haingoconsulting7446
    @haingoconsulting7446 5 лет назад +2

    Tsara ny Tompo..Mankasitraka ry izy mivady :) :) 🙏🙏

  • @bodorabenandrasanahaja5196
    @bodorabenandrasanahaja5196 5 лет назад

    fa aza mihemotra zany Bolida aa! hafa ihany ny fiainana miaraka amin'Andriamanitra, ny tena nanohina ahy dia ilay nahenoko hoe rehefa hanatrika match ianao de miavavaka miaraka amin'ny vady amanjanaka aloha!! tena tohizo fa mahafinaritra!!

  • @kevinamalala1289
    @kevinamalala1289 5 лет назад

    Mafinaritra ahy ny mahita lehilahy mino sy manankina ny fiainany ho an'Andriamanitra. Ny Tompo hitahy anao sy ny ankohonanao

  • @manouandea2178
    @manouandea2178 5 лет назад

    Mahafinaritra ny fijoroana vavolombelona, Andriamanitra Jesosy Kristy no nahatonga anareo toy izao, voninahitra ho azy irery

  • @rosemontano9456
    @rosemontano9456 5 лет назад

    Ho an"A/tra irery ihany anie ny voninahitra

  • @rozzroz2155
    @rozzroz2155 5 лет назад +6

    Fixe ny kala mhtsy bolida;;tsy miala mhtsy le tanana,,

    • @hantamalalarasoaniaina1671
      @hantamalalarasoaniaina1671 5 лет назад +1

      Sao alain sasany😂😂😂😂😂🤣🤣🤣🤣

    • @rozzroz2155
      @rozzroz2155 5 лет назад

      @@hantamalalarasoaniaina1671 kkkkkkk,,

    • @mendrikarazafi3063
      @mendrikarazafi3063 5 лет назад +1

      @@hantamalalarasoaniaina1671 atreo ambaravarana ihany ozy mamanay izay no atao oe vady fa refa mivoka ny varavarana dia hikambanana amin olona 😂😂😂

  • @dingdongdang9526
    @dingdongdang9526 5 лет назад

    tena nanome hery anah ity

  • @raveloharisoa4819
    @raveloharisoa4819 5 лет назад

    Misaotra betsaka amle temoignage oe nanao economie de niaina tam 200euros nef efa natsapa zavatra be!maatonga saina b f tena misaotra!voninahitra ho an Tompo

  • @nathi8733
    @nathi8733 5 лет назад

    Misaotra betsaka @ conseil sy @ témoignages

  • @lahatrinianjara8641
    @lahatrinianjara8641 5 лет назад

    Voninahitra ho an'Andriamanitra rery iany.
    Mampaery be tena tiko be nareo.
    Tahin'i Jesosy nareo 4 mianaka

  • @lalaosv3109
    @lalaosv3109 5 лет назад +2

    Tena faly be amin’ny mahatafita anareo izahay, ary na teo aza ny fivavahana dia niezaka mafy ianao Bolida mba ho tonga amin’izao toerana misy anao izao. Aza hadino koa ny maha malagasy e ! Indrindra ny tenin-drazana, fa tsy azo tsinitsiniavana izany.

  • @olivialim855
    @olivialim855 5 лет назад

    Anisan'ny nahita ny fahazazan'i Bolida zaho satri mponina teo Ankazomanga ary teo ampitan'ny tranon-dry zareo ny tranonay. Fa midera an'i Jesosy ny @ fiasaNy t@ fiainanao sy ny ankohonanao.Tena mampahery ny témoignage nataonareo mivady dia mijoroa ho vavolombelon'i Tompo hatramin'ny farany n'aiza n'aiza misy anareo. Aza mitsahatra mivavaka ho an'i Madagasikara sy ho an'ny Malagasy koa mba hisian'ny fifohazam-panahy ho an'ny Malagasy tsirairay. Jesosy homba sy hitahy anareo mivady sy ny ankohonanareo

  • @nadiahanitriniony8414
    @nadiahanitriniony8414 5 лет назад

    Misaotra fa tena mitondra Hery lehibe ary mampirisika lalina kokoa ilay témoignage, tsara ny Tompo!

  • @dinaherisoloandrinirainy6429
    @dinaherisoloandrinirainy6429 5 лет назад

    Mampahery be ilay témoignage zareo.

  • @razokyarmand1924
    @razokyarmand1924 5 лет назад

    Voninahitra ho an Atra irery ihany dia misaotra amin fijoroana vavolombelona fa mahasoa no sady misy ho saintsain ny retra zay tsy mbola nandray an Jesosy ho tompo sy mpamonjy ny fiainany

  • @zazahboubou2732
    @zazahboubou2732 5 лет назад

    Hoan'i Julia. Manan-jandry vavy ve ianao en age d'etre mariée? Raha mitovy toetra aminao de tena mendrika sy mahafinaritra .

  • @mfanilo797
    @mfanilo797 5 лет назад

    Misaotra am le fizarana, azafady fa mapa antitra anao Mme le maquillage nefa enao olona tena manja kely natoraly Sady tsotra fanahy

  • @priscarasoamalala8552
    @priscarasoamalala8552 5 лет назад +2

    Dera Jehova fa tsara izy ary mandrakizay ny famindrapony

  • @evamalala1293
    @evamalala1293 5 лет назад

    Tsara ny TOMPO ary mpanao ny tsara ho AZY Irery ihany voninahitra mandrakizay mankasitraka anareo mivady tamin'ny fijoroana vavolombelona dia ny TOMPO homba anareo hatrany

  • @andriann-rak
    @andriann-rak 5 лет назад

    Manosika pné eran'ny tanana sy mandaka bôl sasé dia manjono sahona! NON! fa milay e

  • @bawlarasol3811
    @bawlarasol3811 5 лет назад

    Deraina ny tompo an de misaotra an'i Lalaina mivady t@ fijorona vavolombelona zay nataony ,ny soa fianatra e tena hafa mihintsy fiainana miaraka @ izy Tompo misaotra tompo