Raha te hametraka fifidianana madio ny Filoham-pirenena dia tsotra ny vahaolana, aza milatsaka itsony ary aza mandatsaka olona akory ny HVM. Lalàna sadasada ny lalàna mifehy ny fifidianana satria #IZAHO ihany ve no amolavola lalàna hifidianana ahy. Ny vava be ataon'ny mpitondra indrindra ny Piraiministra ankehitriny dia tsy mametrka fifampitokisana sahady eo amin'ny tontolo politika
Izay ahay mba misy azo raisina ny hevitra mivoaka eto amin'ny don dresaka. Mba afaka samy maka lesona ny tsirairay avy ary indrindra ny tompon'andraikitra rehetra.
Ny adihevitra tena tokony ataonareo Tv Plus zao dia we fa aona no mbola midangana ny vidiny solika eto amtsika nefa efa misy petrole,bemolanga sy Tsimiroro.?makaiza io resaka io to mangina be.resaka Nikel sy kobalt koa. Aona alain sinoa sy vahiny sasany fotsiny harem pirenena.
1-Merci Mme BEZAZA fa ny K.M.F C.N.O.E koa manamafy !!MAZAVA tsara ny ahiahy rehetra @ FAMPIASAN'ny Fanjakana ny FITAOVANA rehetra hanaovana FAMPIELEZANKEVITRA ! 2- Fotoana fohy tokoa ny an'ny CENI ka enga anie tsy ho lasa MINISTRA no tanjona ( toa an'i ATTALAH Béatrice )FA TENA" INDEPENDANTE " TOKOA!
tsara ilay mifanankalo hevitra ary hita fa tena mandray andraikitra ny fitondrana aminy izao fitoana izao raha zao mieloha zao die efa eritreretana ny atao mba tsy hikorontana ny firenena efa tonga ny fifidianana.. misaotra ny TV+
Nijery Mamako ilay Documentaire vohilava mananjary, dia izao no teniny “ mbola ohatr’izao foana ve, l vohilava? Roa taona na mahery kely izy, zareo nipetraka tany. Tena mampalahelo ary mampalahelo ny hi traiter nareo ny vahoaka ny mananjary. Mihetseha ry Fonkonolona fa lasandreo ny harenanareo ary ianareo anefa matin’aretina.
Ka Paolo ve tsy afaka miteny direct amy PM mba hanome an'izany hevitra izany, sa tsis mpihaino tsony rehefa any? De inona ihany no maha mpanolo-tsaina raha tsy henoina.
Fidison Liva ; nisy valan- dresaka nataony tamin'ny izay fa ohatry ny tsy dia mazava loatra.Manahy za sao dia mba double face io olona voalazanao io Kamarady
I Paolo io mampandry adrisa !!! mi-calmer fotsiny ny vahoaka tsy hitraotra fa tsisy raha vitany zany (depuis)izy mpanolo-tsaina io !! FA IZA MANAMPOROFO FA MPANOLO-TSAINA IO???
Misaotra indrindra ny TV Plus sy ny mpikarakara t@ ity Don-Dresaka ity! Tsy ho tokony ny TVM na ny RNM ve no nanao fandaharana toa intony mba hipaka any @ ny Faritra 22 e?! Mila fanovana ny toe-tsaina amam-panahy ny Malagasy isany manolohany ny raharaha misy eto @ Ny Firenena sy ny fahantrana lavareny noho ny ataon'ny sasany eto na avy any ivelany, ary izay ezaka rehetra dia tokony ho @ ny anaran'Ity Nosy Malalantsika Ity miaraka! Tsy hvm aho fa Malagasy! Mila miasa @ ny fo sy eo anivon'ny antoko isany na vondrona isany isika ho an'ny taranaka ho avy rehetra; mahay mampiray sy mampifanojo ny traikefa; mifampikaon-doha; mifanome tanana; mifototra @ Ny Soatoavina sy Ny Kolon-Tsaina Malagasy misy manerana ny Faritra 22 mba hentina hampandrosoana miaraka Ny Tany sy ny Mponina! Tsy tokony hisy ny fijerena tany fihaviana sy toerana na fasan-dRazana! Iray i Gasikara! Ary eo no hahalany indray ity filoha am-perin'asa ity - mahay mijery ny filan'ny Nosy Iray Manontolo izy! Ny manampy azy sy mifanome tanana no adidy sy andraikitra hendry sy mendrika! Aoka izay sy ampy izay ny mena miraviravy sy ny fitiavan-tena! Tsy hiandry ra handriaka isika vao iray toa vato sy hiara-hijery ny Taranaka aman-dimby!
raha te ho tafita isika malagasy de tsy misy afatsy ny miray hina!!! miara miady amin'i fahantrana fa tsy hifamingampingana. raha izay union europeanina sy mpamatsy vola vahiny hafa, de tsy misy fitiavana antsika na ny kely aza!!! miankina amin'i andraikintsika tsirairay ihany no ahatafavoaka antsika
Ravaka Kanto ; dia an'i Madagascar izireo no ho ny fahafahandreo mangorona ireo harena isan- karazany.Ny mampalahelo dia ny fomba fitondran'ireo nantenaina ny hampandroso ny firenena .Aoka tsy hadatsa- vato ho an'io Filoha io raha mbola nalatsaka izy fa raha tsy izany dia tsy ho hisy mendrika intsony eto
Mangalara vato eo nareo ry hvm fa dia hein. Fanontaniana kely. Le rangahy oe paolo misy volom-bava taga kely io ve oah rahalahin'i Nicolas tale jeneraly e, toa isaky ny mijery dondresaka io foana no ao.
Rosalie Tinah : en plus, j'ai constaté que ce Monsieur n'est pas clean; double face mahay miteny mody mandany amin'ny vahoaka nefa, nefa asa izaho irery no mahatsapa izany satria milaza ho conseiller nefa toa tsy misy fiovana ny toe- tsain'ilay olona mpitondra lazaina fa izy no mpanolo- kevitra an'io olona io
Raha te hametraka fifidianana madio ny Filoham-pirenena dia tsotra ny vahaolana, aza milatsaka itsony ary aza mandatsaka olona akory ny HVM.
Lalàna sadasada ny lalàna mifehy ny fifidianana satria #IZAHO ihany ve no amolavola lalàna hifidianana ahy.
Ny vava be ataon'ny mpitondra indrindra ny Piraiministra ankehitriny dia tsy mametrka fifampitokisana sahady eo amin'ny tontolo politika
Marina mihintsy izany! Lasa arbitre izy amin'izay ary dia toa teny amin'ny fanelanelanana raha sendra misy ny disadisa aorian'ny fifidianana.
Forum De Gauche marina zany
Merci Mr Le Vice Pdt CENI fa raha hoatra anao daholo ny ao @ CENI dia hangarahara ny fifidianana saingy tsy izay no zava-misy
isaorana manokana refa tsisy nifamaly be otran isak 'ny Don dresaka reny .mba mihaja be mijery anareo vahiny mfankahazo resaka .
Izay ahay mba misy azo raisina ny hevitra mivoaka eto amin'ny don dresaka. Mba afaka samy maka lesona ny tsirairay avy ary indrindra ny tompon'andraikitra rehetra.
Ny adihevitra tena tokony ataonareo Tv Plus zao dia we fa aona no mbola midangana ny vidiny solika eto amtsika nefa efa misy petrole,bemolanga sy Tsimiroro.?makaiza io resaka io to mangina be.resaka Nikel sy kobalt koa.
Aona alain sinoa sy vahiny sasany fotsiny harem pirenena.
1-Merci Mme BEZAZA fa ny K.M.F C.N.O.E koa manamafy !!MAZAVA tsara ny ahiahy rehetra @ FAMPIASAN'ny Fanjakana ny FITAOVANA rehetra hanaovana FAMPIELEZANKEVITRA ! 2- Fotoana fohy tokoa ny an'ny CENI ka enga anie tsy ho lasa MINISTRA no tanjona ( toa an'i ATTALAH Béatrice )FA TENA" INDEPENDANTE " TOKOA!
tsara ilay mifanankalo hevitra ary hita fa tena mandray andraikitra ny fitondrana aminy izao fitoana izao raha zao mieloha zao die efa eritreretana ny atao mba tsy hikorontana ny firenena efa tonga ny fifidianana.. misaotra ny TV+
Mankaleo be le Paolo
IANAO EFA SOLA VE DIA MILAZA HO TANORA RY PAOLO, EFA GOAIKANTITRA IANAO RAMOSE A
Tara foana ilay pr minisitra rehefa misy zavatra. Toy ny hataony?
Tsy ny Mvola ry Atoa Tia Tanindrazana no voalohany fa ny MPesa ao Kenya a. Isika no naka tahaka.
Misaotra Anareo TV+ sy ny Vahiny tonga nasaina, fa ny fifamaliana hono no ahitana ny Marina
Tokony hovaina tokoa aloha ny lalampifidianana izay nopotehin'ny tetezamita ary tokony ho afaka milatsaka daholo rehefa olompirenena malagasy rehetra.Tokony ho entitra kosa isika @ fampiasan'ny kandidampitondrana ny fahefany sy ny volampanjakana ary ny fananampanjakana @ fampielezankevitra
tsy hitaza-potsiny ireo tsy andray anjara amin'ny fifidianana raha tsy mazava ny fitsipi-dalao.
inaneman'la là elah rajao refa miala eo, fa nga kindin'havanty mievitra ny mbola ho lany
Politika ny kibo sy ny fahantrana no Hatao
Ny fifidianana ary loza; hajao aloha ny lalana misy? Dia basy
Nijery Mamako ilay Documentaire vohilava mananjary, dia izao no teniny “ mbola ohatr’izao foana ve, l vohilava? Roa taona na mahery kely izy, zareo nipetraka tany. Tena mampalahelo ary mampalahelo ny hi traiter nareo ny vahoaka ny mananjary. Mihetseha ry Fonkonolona fa lasandreo ny harenanareo ary ianareo anefa matin’aretina.
Fitoniana ara-politika aloha no tsy maintsy imasoan'ny mpanao politika rehetra e.
Ka Paolo ve tsy afaka miteny direct amy PM mba hanome an'izany hevitra izany, sa tsis mpihaino tsony rehefa any? De inona ihany no maha mpanolo-tsaina raha tsy henoina.
Fidison Liva ; nisy valan- dresaka nataony tamin'ny izay fa ohatry ny tsy dia mazava loatra.Manahy za sao dia mba double face io olona voalazanao io Kamarady
Na zah koa anie sahala amizany eee, efa nesorin'ny zalah tao io raha ts naitandreo tombotsoa
I Paolo io mampandry adrisa !!! mi-calmer fotsiny ny vahoaka tsy hitraotra fa tsisy raha vitany zany (depuis)izy mpanolo-tsaina io !! FA IZA MANAMPOROFO FA MPANOLO-TSAINA IO???
Misaotra indrindra ny TV Plus sy ny mpikarakara t@ ity Don-Dresaka ity! Tsy ho tokony ny TVM na ny RNM ve no nanao fandaharana toa intony mba hipaka any @ ny Faritra 22 e?! Mila fanovana ny toe-tsaina amam-panahy ny Malagasy isany manolohany ny raharaha misy eto @ Ny Firenena sy ny fahantrana lavareny noho ny ataon'ny sasany eto na avy any ivelany, ary izay ezaka rehetra dia tokony ho @ ny anaran'Ity Nosy Malalantsika Ity miaraka! Tsy hvm aho fa Malagasy! Mila miasa @ ny fo sy eo anivon'ny antoko isany na vondrona isany isika ho an'ny taranaka ho avy rehetra; mahay mampiray sy mampifanojo ny traikefa; mifampikaon-doha; mifanome tanana; mifototra @ Ny Soatoavina sy Ny Kolon-Tsaina Malagasy misy manerana ny Faritra 22 mba hentina hampandrosoana miaraka Ny Tany sy ny Mponina! Tsy tokony hisy ny fijerena tany fihaviana sy toerana na fasan-dRazana! Iray i Gasikara! Ary eo no hahalany indray ity filoha am-perin'asa ity - mahay mijery ny filan'ny Nosy Iray Manontolo izy! Ny manampy azy sy mifanome tanana no adidy sy andraikitra hendry sy mendrika! Aoka izay sy ampy izay ny mena miraviravy sy ny fitiavan-tena! Tsy hiandry ra handriaka isika vao iray toa vato sy hiara-hijery ny Taranaka aman-dimby!
raha te ho tafita isika malagasy de tsy misy afatsy ny miray hina!!! miara miady amin'i fahantrana fa tsy hifamingampingana. raha izay union europeanina sy mpamatsy vola vahiny hafa, de tsy misy fitiavana antsika na ny kely aza!!! miankina amin'i andraikintsika tsirairay ihany no ahatafavoaka antsika
Ravaka Kanto ; dia an'i Madagascar izireo no ho ny fahafahandreo mangorona ireo harena isan- karazany.Ny mampalahelo dia ny fomba fitondran'ireo nantenaina ny hampandroso ny firenena .Aoka tsy hadatsa- vato ho an'io Filoha io raha mbola nalatsaka izy fa raha tsy izany dia tsy ho hisy mendrika intsony eto
Atovy code electoral pour les cons!Simplifieo vita kabary
Mangalara vato eo nareo ry hvm fa dia hein. Fanontaniana kely. Le rangahy oe paolo misy volom-bava taga kely io ve oah rahalahin'i Nicolas tale jeneraly e, toa isaky ny mijery dondresaka io foana no ao.
Rosalie Tinah : en plus, j'ai constaté que ce Monsieur n'est pas clean; double face mahay miteny mody mandany amin'ny vahoaka nefa, nefa asa izaho irery no mahatsapa izany satria milaza ho conseiller nefa toa tsy misy fiovana ny toe- tsain'ilay olona mpitondra lazaina fa izy no mpanolo- kevitra an'io olona io
Rosalie Tinah manao bloky io be resak eo fotsin mahazo rirany ts te h rats aty mpanohitra s'y eo fitondrana
Tsisymamelynareo panao politique reo e! Vava dolyfotsiny milalao vaoka fotsinyfa tsisytia tanidrazana nade 1aza
C.Q.F.D