Hira Felly Malagasy Tuléarois (Félicien Rakotomalala)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 фев 2025

Комментарии • 9

  • @santatrafanamby7619
    @santatrafanamby7619 9 лет назад

    Tsara fona ny hira navelanao, mankatia anao fona zahay .Rip

  • @tokiharisoaramanankasina2408
    @tokiharisoaramanankasina2408 10 лет назад

    mahafinaritra beuh fona ny mihaino ny feonao #felly an, tsara ny kanto navelanao ary tsy hiala ato amponay mpankafy anao, izany eh, Merci bcp eh

  • @tokiniainarasolonjatovo2212
    @tokiniainarasolonjatovo2212 10 лет назад +1

    Artiste manokatokana koa aloha azy nandefa hira toy ato toy ,mankasitra zokibe marco

  • @moinadine6222
    @moinadine6222 10 лет назад

    Mandria ampiadana kwh félicien ts hanadino anaw zhay :'( :(

  • @clementrakotoarisoa4371
    @clementrakotoarisoa4371 10 лет назад

    mahery le Bandikely , saingy sompatra ny fiainana ! atao ahoana ? mihonona satria izay no voasoratra ; hangina za tsy hiteny intsony , fa ianao tsy adinay ato amponay zandrikely !

  • @mariellajun-tv7xc
    @mariellajun-tv7xc 7 лет назад

    tsiadino nahy nifeo manganao Rip💒😢😢💝💘💔

  • @candhyzeddman6154
    @candhyzeddman6154 10 лет назад

    magnifique

  • @fabricehassman5871
    @fabricehassman5871 9 лет назад

    Merci @ hafatry Zaiko.RIP

  • @brindamarie6311
    @brindamarie6311 8 лет назад

    mandria ampiadanana ry felly an