FifohazanaOK

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 7 ноя 2024

Комментарии • 18

  • @hommedecur6570
    @hommedecur6570 5 лет назад +3

    Aza adino intsony fah ny fibebahan-tsika izay mino Azy, noho Famonjena Izay Nandrasany Nomaniny ho antsika. Amen

  • @mibebahafahoavyjesosy
    @mibebahafahoavyjesosy 5 лет назад +3

    Mahareta hatraminy farany
    Jesosy hitari ka anao aminy marina rehetra Amen

  • @gounoumerie8772
    @gounoumerie8772 5 лет назад +4

    Tsaray mankasitraka eee, 💖💖💖💖💖💖💖

  • @koloinaharintsoaratsirahon7580
    @koloinaharintsoaratsirahon7580 5 лет назад +6

    Tsara loatra, ny Tompo anie hihazona anao hatr@ farany!!!! Nisafidy ny tsara indrindra ianao raha nisafidy hidera Azy, ♥♥♥♥ sois infiniment bénie

  • @nayraeskanya8023
    @nayraeskanya8023 4 года назад +2

    Tiako ay iammmmm tohizo fa tsra mankasitraka marinna lemary tahin'i jehovah ❤❤❤❤❤❤❤

  • @jyverlan
    @jyverlan 5 лет назад +3

    Franchement je t'encourage. Woaou gloire à Dieu pour ce qu'Il a fait dans ta vie et ce qu'Il continue de faire. Je vais prier pour toi afin que tu sois armée de courage car beaucoup vont juger. Mais n'oublie, pour ceux qui sont en Christ, leur royaume n'est pas de ce monde de passage et de fumée, notre promesse est bien plus grand, le Royaume Éternel de Jésus dont nous seront tous héritiers en Lui. Paix sœur en Christ

  • @MarcMorelienJean-ml7wv
    @MarcMorelienJean-ml7wv Год назад

    Tiako loatra ay, dia misaotra lay mpahary,ary hisaorana koa ianareo.

  • @pricilakarimjee4260
    @pricilakarimjee4260 4 года назад +2

    Tiko be tena tsara lotra 😍❤🙏

  • @hasimananamanitramickaelra9217
    @hasimananamanitramickaelra9217 3 года назад

    Voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany. Amena

  • @ramarolahyjoseauguste5559
    @ramarolahyjoseauguste5559 3 года назад

    Que Dieu nous benisse tous

  • @j7primej7prime25
    @j7primej7prime25 5 лет назад +1

    Makasitraka anw tahiny tompo ane zay rehetra tianw ato tohizo fu efa tsar sady tsra midera any tomp ô izy ano hery antsika jiaby Marinna Lemary makasitraka rahavakoo hihomba nw hone ny tompo amen

  • @solonandryralisa756
    @solonandryralisa756 5 лет назад +3

    OK . Tena tsara feo be ianao Marinna. Indrindrindra eo am-piderana ny Tompo Jesosy amin'ny FEO TALENTA anananao.Sady tsara Tarehy be ianao. Tena zanak'Andriamanitra. Mahareta isika hatramin'ny fiavian'i Tompo Zanahary. Dia MAHARETA fa ho maro fahavalo isika. Kanefa tsy maintsy ho Mpandresy.

  • @patricialalaina2181
    @patricialalaina2181 3 года назад

    Amen 🙏 🙏 🙏

  • @sylvinetiako8527
    @sylvinetiako8527 5 лет назад +1

    Tiko be le hira

  • @jonahrakotosolofo6171
    @jonahrakotosolofo6171 4 года назад

    Jesosy mintsy ni nitaona antsika hibebaka

  • @marle09ola43
    @marle09ola43 5 лет назад

    Tsara ny TOMPO 😘