- Видео 11
- Просмотров 114 242
Marinna Lemary
Добавлен 20 сен 2017
Une vie consacrée à Jesus christ fils unique de Dieu 🙏❤️💍 un cœur d’adorateur ❤️❤️
Видео
Marinna Lemary MATOKIA
Просмотров 7 тыс.Год назад
Dieu est capable ,ne l'oubliez pas mes amis! gardons toujours la foi en notre vie Jesus christ
Marinna Lemary mino sy mibebaka
Просмотров 32 тыс.3 года назад
coucou! Ela ela ah!hihihihi !@ anaran'i JESOSY CHRISTY TOMPOTSIKA dia faly manolotra anareo ity hira mahafinaritra ity ohh!!Tahin'i Jesosy daholo !Fiadanana hoan'i izay rehetra miheno!Amen
Alpha & Omega
Просмотров 3,7 тыс.4 года назад
Apocalypse 1:8 "Je suis l'Alpha et l'Oméga dit le Seigneur Dieu, celui qui est, qui était et qui vient, le Tout- puissant". :Romains 8:38 En effet, j'ai l'assurance que ni la mort ni la vie, ni les anges ni les dominations, ni le présent ni l'avenir, ni les puissances,ni la hauteur, ni la profondeur, ni aucune autre créature ne pourra nous séparer de l'amour de Dieu manifesté en Jesus-christ no...
Abba Jehovah
Просмотров 3,1 тыс.4 года назад
Galates 4:6 Et parce que vous êtes fils,Dieu a envoyé dans nos coeurs l'Esprit de son Fils, lequel crie: Abba Père! Père céleste!Tu a créé l'Univers et Tu en est le maitre!!Oh Eternel! c'est un privilège pour moi d'être compté parmi tes saint enfants ! Merci JESUS notre sainteté!
Tiako loatra ay, dia misaotra lay mpahary,ary hisaorana koa ianareo.
Tena sambatra zay manao ny marina,misaotra Andriamanitra mahery mahay manova olona.
Voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany. Amena
Coucou Arnaah, Sao mba afaka mahazo ny contact mail na otrizany anao azafady? Merci, demeure bénie
Cc!marinnadelory8@gmail.com
Que Dieu nous benisse tous
Aleloia, mitomboa amin'ny fahasoavana hatrany , tsara b fanatrehan'Tompo dia Izy anié hitahiry atsika mandrapihaviny indray, hoan'Jesosy ny dera mandrakizay
🙏🏼❤❤
Haleluiaaaaaaaa❤❤❤❤
Amen 🙏 🙏 🙏
Amen ! Amin'ny anaran'I JESOSY Kristy.
Jesosy mintsy ni nitaona antsika hibebaka
Deraina jesosy🙏🙏🙏
Tsara be, na ny feo na ny tonokira
Tsara safidy ti mpanakanto ti, misaotra e
Ho an’ Andriamanitra irery ihany ny voninahitra 🙏❤️
Amen mankasitra marinna lemary mbo haharitra jusca @ farany🥰🥰🥰🥰🥰🥰
Alleloia Gloire a Dieu
Alleloia! Tsara Jesosy
Wow tano mafy ny famonjena
j'adore
Mahereza hatrany hatrany ary ho mpandresy foana ianao satria jehovah no hitarika ny dianao. Tohizo hatrany hatrany.
Mahereza Bavy na dia lavitra aza ny lalaña dia hiaro antsika i jehovah
Tiako ay iammmmm tohizo fa tsra mankasitraka marinna lemary tahin'i jehovah ❤❤❤❤❤❤❤
Tiko be tena tsara lotra 😍❤🙏
Asandrato @ ny hira fiderana lay ambony sezafiandranana mafinaritry be lay hira tohizo fa tsara mankasitraka marinna lemary ❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Mer6 beaucoup marinna lemary mankasitraka eh ❤❤❤❤
Mankasitraka marinna lemary fw tegna mafinaritry be lay hira ❤❤❤❤❤❤❤
Tsaray mankasitraka eee, 💖💖💖💖💖💖💖
Tiako ay tohizo fa tsara 💖💖💖💖
Aza adino intsony fah ny fibebahan-tsika izay mino Azy, noho Famonjena Izay Nandrasany Nomaniny ho antsika. Amen
Ny fiantsonao Ny Fanahy Masina Marinna Lemary dia maneho ny fihainon'I Jesosy Kristy, anao, Ilay Zanany Lahy Tokana Izay Manafaka any izao tontolo izao amin'ny fahotana. Ny miverindalana Ny fahotana Izay sarotra hibebahana, dia mandehana, aza mitodika, manolora ny tenanao izay tepoly vaovao Nantsagany ho raki-pahasoavana hanatanterahanao ny Sitrapon'i Andriamanitra. Amen
🙏🙏🙏🙏💖continue comme ça Arnah
Amen de mirary soa aminy hira fiderana zay atao Miorena tsara aza miova Tano hatraminy farany Jesosy fa Izy Tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay
Franchement je t'encourage. Woaou gloire à Dieu pour ce qu'Il a fait dans ta vie et ce qu'Il continue de faire. Je vais prier pour toi afin que tu sois armée de courage car beaucoup vont juger. Mais n'oublie, pour ceux qui sont en Christ, leur royaume n'est pas de ce monde de passage et de fumée, notre promesse est bien plus grand, le Royaume Éternel de Jésus dont nous seront tous héritiers en Lui. Paix sœur en Christ
Amen
Mahareta hatraminy farany Jesosy hitari ka anao aminy marina rehetra Amen
Misaotr'any Tompo je pleure de joie😍tena mino aho fa fifaliana lehibe ny any an danitra any,haleloia gloire à Dieu tohizo hatr@ farany arnah💜homb'anao Jesosy💒
Tsara loatra, ny Tompo anie hihazona anao hatr@ farany!!!! Nisafidy ny tsara indrindra ianao raha nisafidy hidera Azy, ♥♥♥♥ sois infiniment bénie
Zany mintsy
Bravo ❤ , voninahitra hoan andriamanitra
Black njay ny manaraka ony ..
jammis naina inty indray no tsy itako 😂😂😂😂
Adriamanitra ts tonga hiantso n'y marina f ny mpanota !!! fijoroan vavelombelon goavan beee !
Fahasoavana sy famindrampo no anaraka anao aminy andro rehetra hiainanao 😊
Blessed soeur 😊
tsara be
amen!!!!
Tsara Marinna
tsara be
misaotra anao hon jesoa
aleloy aaa😂
Amen!!!
Merc bcp tsara🙏
Misaotra JESOSY ooo. Tena latsaka ranomasoko
Amen 🙏💓💓