PRO-SITENY NIVADIKA HO PRO-RAJOELINA❗TRATRY NY HATEZERAM-BAHOAKA| Lil'Gervais Lavalava

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 дек 2024

Комментарии • 59

  • @angiangi7523
    @angiangi7523 11 месяцев назад +1

    Tsy mila Ravalo

  • @didierabefiringa780
    @didierabefiringa780 11 месяцев назад +2

    Olo adala io

  • @roz1046
    @roz1046 11 месяцев назад +5

    Mitovy am Rajoelina ihn izy zany. Tsy d nahita fianarana fa le panarakefa reny

  • @JOSOA06
    @JOSOA06 11 месяцев назад

    Amiko dia mizara roa ny anton'ity video ity:
    -mialona an'i Gerve ny Roatelo😒
    -Te hampalaza an'i Gerve ny Roatelo😄

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 11 месяцев назад +1

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra !
    Tena ny fitaizan- tsika toe- tsaina vahoaka Malagasy no mahatonga antsika Firenena Malagasy lasa mahantra !
    Niza izay hitondra eo , raha tsy mamerina ny toe- tsaina mendrika mifanaraka @ Culture Malagasy ny fitondrana dia tsy ho tonga @ izany fandrosoa izany tompoko ! Mankahery ireo Ray amandreny izay mbola misy ny fisainana Culture Malagasy mba hamerina ny tsirairay ho lovain'ny taranaka faraman- dimby !
    Masina ny Tanindrazana !

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 11 месяцев назад +8

    Tsitako izay mahagaga @izany, vola no tadiaviny ampahafiriny nataony I Siteny io mihitsy nivadika t@ c11 t@ ora farany teny @coliseum Antsonjombe iny???

    • @lolipopstar4065
      @lolipopstar4065 11 месяцев назад +1

      siteny koa ange nivadika taminy Rajoelina e

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 11 месяцев назад

      ​@@lolipopstar4065Oui2 Zany mako owa ary efa fanaony hatrany @ fitondrany HVM mihitsy io fivadibadihany i Siteny io efa fanaony io

    • @ClaraRavaomiandrisoa
      @ClaraRavaomiandrisoa 10 месяцев назад

      Anareo koa de misahirana ka .aleo kapiakam bary miakatra ty zao iasagnaloha fa tsy ra tss dinany magnany​@@josephinerasoarimalal2979

  • @RFHCreation
    @RFHCreation 11 месяцев назад +2

    Olombelona Miaina Ny Malagasy Tsirairay Avy Ka Samy Malalaka Isanandro Isanandro Amin'izay Safidiny Arakaraka Izay Zava-Mitranga Aminy Sy Izay Tanjona Kendreny Avy.
    Fa Tsy Sanatria ''Malagasy Vy Na Hazo'' Ka Tsy Afaka Manao N'inon'inona Mihitsy Afa-Tsy Izay Fihetsika sy Toerana Nametrahana Azy Teo. Ny Hazo Aza Mbola Afaka Miaina Rehefa Mijanona Tsy Mihetsika Ela Amin'ny Toerana Iray.

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr 11 месяцев назад +4

    Mpivaropanahy manarapenitra

  • @dapsnome1353
    @dapsnome1353 11 месяцев назад

    Aza manao publication lesy rehefa tsy afaka mi-se positionner hoe aiza ny tongotrao fa INFORMATION NO LALAOVINAREO RY TSY MAHAY NINONINONA

  • @lolipopstar4065
    @lolipopstar4065 11 месяцев назад +2

    izy koa ve hiaraka aminy tsy afaka e ...ALEFA PRESIDENT RAJOELINA HAJAINA 🧡🧡🧡🧡🧡

    • @yaronhasinajulliot1728
      @yaronhasinajulliot1728 11 месяцев назад

      Anao mivoleza mivolambolagna fa efa mpadika zokyee
      Sora kara jery

  • @lovarajohnson133
    @lovarajohnson133 11 месяцев назад +3

    Ny zavatra tokony ho azon'i Malagasy dia izao, à travers-n'io olona io dia izao no tokony fantarina, i Siteny sy io mpanan-kanto io dia samy novidian'i Andry Rajoelina. I Siteny na tsy nanohana azy mivantana ary, tahaka ny nanohana an'i Andry Rajoelina ihany satria tsy nanao sonia ny charte n'ny C10. Noho izany i Siteny dia ni-legitimer ny fifidianana. Avy eo, tsy henatra tsy tahotra fa niverina tao amin'ny C11 rehefa tsy lany. Avy namadika izy dia niverina.
    Izao koa ny zavatra iray hafa azo an-tsaina tamin'ny tolon'ny C10. Maro tamin'ireo C10 no olon'i Andry Rajoelina natao hitana an-dRavalomanana ho lavitrin'ny fifidianana. Iza avy? Antsika no mandinika. Fa jereo ny olon-dRavalomanana daholo no voaroiroy, fa ny hafa, tsia. Rina, SG TIM; Fetra, député TIM.
    Ilaina jerena koa n'y tena rôle n'ny PAN sy ny président n'ny SÉNAT taloha. Mody namadika an-dRajoelina ve ry zareo? Hoy aho mantsy, ny TGV ve dia hisy hamadika an-dRajoelina? Jereo fa Herimanana tonga teny Mahamasina tamin'ny investiture, comme di de rien n'était. Ny PAN dia niverina ao amin'ny assemblée nationale, comme si de rien n'était; jereo anie fa mbola ho lany ho PAN io i amin'ny élection ho avy e!
    Tout était mis en scène par des ingénieurs de la politique, à mon avis. Fangalarana avo lenta.

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 11 месяцев назад

      Ka izay ilay politika ko, otrany politika nataony c11 ihany Samy manana ny stratégie nitondrany azy avy daholo, Kay izay mahay mandresy fa izay tsy nahay fa diso paka kosa dia resy voilà la politique

    • @diamondraliantsoaandriaman395
      @diamondraliantsoaandriaman395 11 месяцев назад

      Dia gaga aho. Zavatra mazava be izany.

  • @palolamodestine
    @palolamodestine 11 месяцев назад +5

    Anareo mo mbola vaovao @ député Facebook ity 😂😂😂 olona tsy sérieux 😅😂

    • @angiangi7523
      @angiangi7523 11 месяцев назад

      Adala miaraka aminy 😂😂

  • @JeanaliSoadiky
    @JeanaliSoadiky 11 месяцев назад

    😂😂😂 Allô foo 😂😂😂

  • @roz1046
    @roz1046 11 месяцев назад +1

    Olo mifoka ahitra 😂😂😂

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 10 месяцев назад

    😅😅😅😂😂

  • @narilalagracia
    @narilalagracia 11 месяцев назад +1

    Afaka misafidy izay tohanany izy , ny FIAINANY no jereny hitany fa any indray nO TENA IZY

  • @RanabavyVictorine
    @RanabavyVictorine 11 месяцев назад +5

    Hatsiak no anovany lamba fa ts henatrolona 🙄🙄🙄

  • @eleonorerasolofo
    @eleonorerasolofo 11 месяцев назад +6

    Fa iza koa ity bandy mitapy ity ka ka ka. ! !!

  • @alsace6747
    @alsace6747 11 месяцев назад

    Zah aloha zany dia tsy i Député Facebook intsony no mampihomehy ahy fa izao mpitantara ao zao . Makafoka be ilay fitantaràna 😂😂😂😂😂 5:57 5:57

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 11 месяцев назад

    Kkkkkkklll

  • @jobellsybevahiny1996
    @jobellsybevahiny1996 10 месяцев назад

    Allô demissionné fa tsô mbola vahoaka no anapaka izy

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 11 месяцев назад +1

    tena olo Badrabadra sady anarangna mapitokiki

  • @lolipopstar4065
    @lolipopstar4065 11 месяцев назад +3

    nareo panohitra no tsy faly fa tsy ny olona rehetra ao aminy fb

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 11 месяцев назад +3

    Amboa jamba tolagna 💔
    Olo kosa jamba ny vola 💔😭
    Tsy mahagaga 💔

    • @aristideliguorie1577
      @aristideliguorie1577 11 месяцев назад

      La vie efa sarotra naro mbola magnamia tsigny olo jamban'ny vola, ino zao aventagenareo tsy jamban vola ? Lery zao mahazo vola tsy maty, tsy marary, tsy migatra.... hein ! gentillesse tsy mahavelogna aiiiii

  • @marcellinlai-shin-kong2002
    @marcellinlai-shin-kong2002 11 месяцев назад

    Olo malhonnete io

  • @PatriciaRahantamalala
    @PatriciaRahantamalala 5 месяцев назад

    Tsy misy ilaivana azy.tsy azo atokisana

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 11 месяцев назад

    Vavana. Zenes zalahy

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 11 месяцев назад

    Zeny. RAha ampajary ataovy zalahy

  • @voahangyraharinirina4708
    @voahangyraharinirina4708 11 месяцев назад +2

    Mataotra tapahana izy sy mataotra isarabady izy araka fianianany nataony

  • @ericpiterboth3939
    @ericpiterboth3939 11 месяцев назад +2

    Mola ho avy ny andro hanapahana ny LA TAKA Kah tsy mena mivadika ty sarim-bavy ty.

  • @perlehope5599
    @perlehope5599 11 месяцев назад

    Zay mahay manpiasa azy ro velo😂🤣

  • @TrgbYg-gi2rp
    @TrgbYg-gi2rp 11 месяцев назад +3

    zay olo tsy serieux marigny anw 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣 ty

  • @marietodi8495
    @marietodi8495 11 месяцев назад +3

    Orange tsisy hilana azy ty le be satroka ity marikirokobe n'a mijery azy aza .miogaoga am tsisy dikany

  • @KessieAsmine
    @KessieAsmine 11 месяцев назад +2

    Zao no antsohina hoe tsy manana hazondamosina 😡😡 mpivaropanahy mpamadika tanindrazana tsisy hilavana azy 😡😡

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 11 месяцев назад

    Betsaka zanaka zanahary kkkkkkkll

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 11 месяцев назад +3

    Aza omena tsiny izy! Kandra n'y azy.....izy vé hijapy sôvaly jamba kosa? Rakrisy présidente n assemblée aza tonga nefa hatramzay nanjavona...zany n'y pôlitika...bé pôlitika..mahay mametsifetsy

  • @andrjohanna557
    @andrjohanna557 11 месяцев назад +1

    Retournement de veste en 1 seconde et 3 mouvement 😂😂😂. En même temps il avait peur de perdre son zob, 😂😂😂😂

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 11 месяцев назад +5

    Fa maninona ianao no miresaka momban ireto mpanakanto ireto...tsy aleonao ve mba mitantara an ireo gasy nahita teknolojia momba ny fitotoam bary...nahita ny famoronana fiara kodia, nahita fikarohana momban ny herin haratra...ireny olona ireny no tokony resahina ato am haino aman jery...ny mpanakanto anie efa fantatra fa tia vola e!
    Ka ireny no mamadika palitao an izay hahitany vola. Ireny olona nahita fitaovam pambolena ireny resahina, fa izany fikarokarohana teknolojia izany no ilain tsika. Fa tsy itony mpanakanto am propagandy itony.

  • @hareau9345
    @hareau9345 11 месяцев назад +1

    Vola kosa io

  • @LivaSeverin
    @LivaSeverin 11 месяцев назад +1

    izy mangano sary adala

  • @SteinarFanomezantsoa
    @SteinarFanomezantsoa 11 месяцев назад +2

    Io no safidiny tokony tsy ifampitsikera isika izay no tsy mampandroso antsika

  • @TrgbYg-gi2rp
    @TrgbYg-gi2rp 11 месяцев назад

    N'y rah nah gaga i lava2 anapaka badoda olo indray no tapaka badoda

  • @ModesteRATOVOKERY
    @ModesteRATOVOKERY 11 месяцев назад +1

    Efa tsy follower intsony ary tsy abonné intsony koa aho

  • @LivaSeverin
    @LivaSeverin 11 месяцев назад +3

    koa avaminay d io olon ts Dia nianatra d ts ainy no atany

  • @pissounerakoto197
    @pissounerakoto197 11 месяцев назад +1

    Marikoriko n'a ty mijery anazy aza

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 11 месяцев назад +4

    Hypocrite . Efa hitako izy ts nandeha t a nosy be t@ faboazan I Ninie donia 😢

  • @HeryRANDRETSA-zr7js
    @HeryRANDRETSA-zr7js 11 месяцев назад

    Ka ao aorian'i Siteny foana izy ve dia ho mamadika?

  • @AngelitaEdvige-ns3lf
    @AngelitaEdvige-ns3lf 11 месяцев назад

    😂😢?

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 11 месяцев назад

    😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂

  • @diamondraliantsoaandriaman395
    @diamondraliantsoaandriaman395 11 месяцев назад

    I Gervais manohana an'i Siteny dia i Siteny manohana an'iza ary ô????? Mazava be fa izany hoe isika no mody fanina angamba.

  • @noelsonhenrirandrianomenja9490
    @noelsonhenrirandrianomenja9490 11 месяцев назад +1

    Tsy hitaingina soavaly maty lerý an ! Asa fitadiavambola ôtran asa rehetra ny ganaovana politika eto Madagasikara