R' i Stella TAZAFIMAHEFA 10:02 itony moa DIA tsy hitako izay vokatra sy tena ilana azy. Zary toa lasa fahazarana mitanisa ny tsy rariny sy fandikan- dalàna fotsiny.
Mahamenatra ny politika eto Madagasikara, mahasorena ,mahatsiravina ; tsy misy POLITIKA intsony eto fa POLIFIKA no misy eto, very maina ny tolona nataon'ireo razambe.
Tsy klé raha vao mi-rouler rrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr Angah tsy Anao ny tanàna ? koa izaa no antsoinao hanampy anao ? Ny Mafia no nametraka anao teo, fa tsy azo t@ fomba madio izany ry DADABE NAIna an anao no anisany nanapotika an'ANTANANARIVO ry dadabe VARIRA an
GIANAREO MPANAO POLITIKA SY MILAZA FA ANTOKO MPANOHITRA IREO NO TENA TSY VANONA SY MPAMBOTRY NY MPIRAY TANINDRAZANA.ENTANINAREO NY OLONA HIFIDY SY HANEHO NY SAFIDINY, TSY ARAKA IZANY ANEFA NO MISEHO REHEFA MIVOAKA NY VALIM- PIFIDIANANA , ARY NY TENA MANAFITOHINA DIA TSY HITA IZAY HETSIKA ATAONAREO FA MANAIKY HATRANY .
R' i Stella TAZAFIMAHEFA 10:02 itony moa DIA tsy hitako izay vokatra sy tena
ilana azy.
Zary toa lasa fahazarana mitanisa ny tsy rariny sy fandikan- dalàna fotsiny.
Gouvernement défaillant
any ambanitanana ihany no alehanao ry Harilala fa ny ankotrzay tsy tia IRMAR
olona fatinalika ireto IRMAR ireto. mpangalatra iray trano
Mahantra indrindra iratany i Madagascar point barre
22:19 hiara-hiasa amin’ny fitondram-panjakana tay izany foana no lazain’ireto olona ireto. Teo Naina efa minono an-dRajoelina mihitsy tsy hita akory ny natao.
alika lay dimy nivadika.
Mahamenatra ny politika eto Madagasikara, mahasorena ,mahatsiravina ; tsy misy POLITIKA intsony eto fa POLIFIKA no misy eto, very maina ny tolona nataon'ireo razambe.
Blablabla
mihorina ambony fasika ity ben'ny tanàna ity. Naina vazaha no namotika an'Antananarivo
efa halatra no niakaran ilay ben tanana dia mbola misy voavidy koa ve nama ireo mba sisa finidin ny vahoaka, tsy avotra intsony ilay Madagasikara
Tsy azoazoko ity dokambarotra anatin'ny Vaovao ity.
99 andro no anareo ry Irmar fa hoavy ny patsa iray tsy homby vava
hangidy ny hiafaran'ireto Irmar reto
AZA Asiana fifidianana intsony , refa tsy hanaraka ny safidin'ny Malagasy anareo ry MPITONDRA MPIVAROTRA TANINDRAZANA , hanody anareo sy ny TARANAKAREO anie ny TSY RARINY ataonareo @ ity MADAGASCAR tany MANAN-KASINA ity
tsy Mpanohitra anie izany ireo 5 ireo eh , mazava ho azy
I Naina efa teo fa tsisy ninoninona vitany
tsy tokony hahita mangirana mits ny Irmar ao ra miray hina ny mpanohitra saingy misy fatinalika mivadika sahady. tsisy antenaina aminareo mpanohitra reo ra izao sahady no ataonareo. fitondrana tokony efa hirodana nefa d mbola misy sentiment aminy ihany ianareo nefa ny vahoaka efa fadiranovana nopotehiny
Efa lasa Adala ity le radomelina ity
Tsy maha lama menatra o!
Ovao lalampanorenana, efa tsy asiana fifidianana intsony eto Madagasikara fa de lokoy orange daholo ny région rehetraretra de vita
Lany henatra anao eh , lany t@ halatra , anao no azon'ireo tsy VANONA atao taingim-bozona , tsy lany enao eh
Hitako i Harifidy no tsy nanao Chronique intsony , vakiana fotsiny ireto tia tanindrazana ireto
Matroka otran'iny Akanjonao iny koa ny fahefanao ao @ CUA ao , satria lany t@ halatra anao
Ataovy irery ao ny Anao, nisy nifidy Anao ngha teo ?
tsy vanona koa zany mpanolotsaina nivadika zany
Tokony tsy asina fifidianana zany tonga de taovy irmar de vita e kkkkk
Eto Aho raha maneho n'y tenako, tena mipetraka eo ambony tsy marina ,Zay itsangananao Dia milamina vé sainao@reo commando ao trano iasanao Reny ianao Zaho milaza anao hosotroanao alahelombahoaka Ary ataovy antsainao fa isaky n'y misafo Io zanakao Io enao Ramatoa Tsarovy fa Io tananao Io feno alahelombahoaka n'a inona no fihevitrao Dia n'y Zaza tsy Mana tsiny no mizaka n'y ataonao Zao tsy nieritreretinao fa manjanaka enao Ka hizaka Tsiny izy ireo noho avy Aminao , Ka raiso n'y kapoaka mangidy natolotra ho anao Ary Mbola ELA Ka aza taitra Ramatoa Ty mahalala enao tsy vitany ireo namanao n'y fahavoazanao , misy teny Ray avy aty ,kaMihomana anao Njarahy fa anao Andray zaka tsy zanakao,n'y fahavalo efa ao ao tokantranonao, Zay tsy mahalala Zay eritreretinao zahay nangalarambato tsy afaka Ramatoa Ty à! Vehivavy enao mahazaka valiny manomboka izao Mazava zay
Tsy klé raha vao mi-rouler rrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr
Angah tsy Anao ny tanàna ? koa izaa no antsoinao hanampy anao ? Ny Mafia no nametraka anao teo, fa tsy azo t@ fomba madio izany ry DADABE NAIna an
anao no anisany nanapotika an'ANTANANARIVO ry dadabe VARIRA an
Madame nouvelle maire ...Mbola mahasaky miditra FIANGONANA ve? Fampandrosoana inona e ? Tananarive maimbo ....Filaminana inona ? Fandriampahalemana inona ? Tananarive capitale de l'insécurité .....nandova an'i Aina Randriatsitohaina ,nanamaimbo tananà ....shame on you
ty rajoelina ty no tena olona fetsifetsy sy be fampanantenana poakaty. marikoriko na ny mijery azy aza
O ry Mme a! Ary ahona ary ny eto Antananarivo ? Nadio ve iny fifidianana iny ? Toa manankimpy maso ianareo Mme ?
Bravo,Honorable Siteny
GIANAREO MPANAO POLITIKA SY MILAZA FA ANTOKO MPANOHITRA IREO NO TENA TSY VANONA SY MPAMBOTRY NY MPIRAY TANINDRAZANA.ENTANINAREO NY OLONA HIFIDY SY HANEHO NY SAFIDINY, TSY ARAKA IZANY ANEFA NO MISEHO REHEFA MIVOAKA NY VALIM- PIFIDIANANA , ARY NY TENA MANAFITOHINA DIA TSY HITA IZAY HETSIKA ATAONAREO FA MANAIKY HATRANY .
99 andro no anareo ry Irmar fa hoavy ny patsa iray tsy homby vava